Dit Ari?

Dit Ari? "Dit Ari ?" dia sehatra manampy anao hahita ny làlana sahaza amin’ny asa sy fiainana, amin’ny alalan’ny coaching, fiofanana ary torohevitra mivaingana.

Manomboka amin’ny tanjonao!

📢 RECRUTEMENT D’AGENTS – OPÉRATEURS DE SAISIE 📢Nous recrutons des agents locaux pour un poste d’opérateur de saisie* à A...
05/07/2025

📢 RECRUTEMENT D’AGENTS – OPÉRATEURS DE SAISIE 📢

Nous recrutons des agents locaux pour un poste d’opérateur de saisie* à Amboditsiry

✅ Conditions requises :
- Être disponible immédiatement
- Avoir un ordinateur portable

💰 Salaire : 250 000 Ar (si objectifs atteints)
🎁 Possibilité de primes selon performance

📍 Lieu de travail : Amboditsiry (présentiel)

📨 Pour postuler, envoyez-nous votre CV au [email protected] :
- Votre nom complet
- Votre numéro
- Votre disponibilité pour entretien

👉 N’hésitez pas à partager autour de vous !

18/06/2025
14/06/2025

Tsy mora ny mitady asa azo antoka amin'ny internet, nefa misy tokoa ireo asa tena mandefa vola, efa notsapainay ary voamarina fa mivaly.

🙋‍♀️ Raha vonona hiezaka ianao, afaka manampy anao aho :
– hanokatra ny kaontinao manokana
– hahita asa mifanaraka amin’ny fahaizanao
– ary hanaraka anao mandra-pahazoanao karama.

🔸 Tsy manome asa mivantana aho, tsy mivarotra kaonty koa, fa mampianatra sy manoro lalana hahafahanao mahazo asa tena izy.

🔍 Tsy Remotask, tsy Outlier, tsy Amazon, tsy Prolific... Fa asa araka ny tena fahaizanao, miaraka amin’ny fampiharana sy fanohanana.

📆 Fampiofanana iray andro atao amin’ny salle – natokana ho an’ireo tena vonona ihany.
📌 Toerana voafetra : 10 monja amin’ity andiany ity.

📤 Raha liana ianao :
Alefaso ny CV-nao amin’ny mail : [email protected]
📲 WhatsApp : 033 47 414 11
📌 NB : Fampiofanana misy sarany.

— Dit Ari

"Dit Ari ?” dia sehatra natokana ho an’ireo tanora na olon-dehibe izay te hahita mazava kokoa amin’ny làlan-kasainy arah...
14/06/2025

"Dit Ari ?” dia sehatra natokana ho an’ireo tanora na olon-dehibe izay te hahita mazava kokoa amin’ny làlan-kasainy arahina eo amin’ny asa sy ny fiainana. Amin’ny alalan’ny mini-coaching, fiofanana tsotra ary torohevitra mivaingana, manampy anao aho hahafantatra izay mety aminao, hanomboka tetikasa, na hifidy asa mifanaraka amin’ny tena maha-ianao. Azo tanterahina.
Ny dingana voalohany? dia tsotra : Ary ianao, ho aiza ?

👉 Fanoroana làlana | Coaching tsotsotra sy mahomby | Fampiofanana amin’ny fiainana
’nyAotraMankanyAmin’nyAzoTanterahina

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dit Ari? posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category