TMS English Course

TMS English Course

Share

Izahay ato amin'ny TMS ENGLISH COURSE dia faly manolotra ho anareo :
Fampianarana Teny Anglisy izay tena mety aminao amin'izao vaninandro izao.

Koa aza misalasala mitsidika fa ho afapo ianao. Contact : 0382749008 / 0341059796☎
Whatsapp : 0324233417☎

Photos from TMS English Course's post 18/04/2025

COURS D’ANGLAIS PARLÉ🇺🇸
🇺🇸Mianara Anglais ato amin’ny TMS ENGLISH COURSE🇺🇸 Te hahafehy ny teny Anglais ao anaty fotoana fohy ve? 🇺🇸Te hiteny toy ny tompo-teny? Te hisitraka asa ambony kokoa? 🇺🇸Te hahita opportunitées maro? 🇺🇸Te ho lasa mpandika teny? 🇺🇸Te ho lasa mpampianatra teny Anglais? 🇺🇸Efa nianatra taloha fa tsy matoky tena? 🇺🇸na tena mbola tsy nianatra mihitsy nefa te hahafehy azy? 🇺🇸Te hisitraka Certificat langue Anglaise koa ve? 🇺🇸Tsy folaka mihitsy ve? 🇺🇸Tongava ato aminay fa hisitraka an’ireo daholo ianao👌

🇺🇸Maharitra 6 mois ny fianarana ato International Languages Academy
🇺🇸Misy 3 Niveaux,2 mois ny niveau iray 👌
🇺🇸Manaraka ny fenitra ny fomba fampianarana
🇺🇸70% ny cours dia parlé daholo fa atao ihany koa ny Listening,Writing sy ny reading
🇺🇸Fanazavana malagasy 🇲🇬
🇺🇸Misy Stage pratique après formation
🇺🇸Opportunité manao pratique amin’ny tompon-teny
🇺🇸Misy cours isanandro, misy cours spécial Samedi.

Contact : 0382749008 / 0341059796☎
Whatsapp : 0324233417

18/04/2025

✨Fantatrao ve fa maro be ireo Grande Boite en CALL CENTER no mandray débutant amin'izao?

Ny Grande boite sady tsara karama, no tsara couverture sociale, no betsaka avantage, sns...😊

✨Fantatrao ihany koa ve fa ny karama amin'ny Call center dia manodidina 500.000ar ka hatramin'ny 1.200.000ar raha agent ianao? Ary mbola plus prime de production sy indemnités ary ireo😊, sns...

✨Fantatrao ve fa tsy mila diplome be anie ny miasa amin'ny Call center e niveau terminal dia mety😊
Ny fahaizanao teny Français na Anglais miampy fahaizanao informatique de base dia efa mahavoaray anao fa tsy mila hoe Bacc+++

✔️Izahay ato amin'ny TMS ENGLISH COURSE dia mampiofana ankizy amin'ny sehatry ny asa CALL CENTER,
Tsara ny miomana mialoha mba ho betsaka bagage kokoa amin'izay avy hatrany dia voaray😊

Betsaka ny zavatra hianarana mandritry ny formation atolotray:
-Inona no atao hoe CENTRE D'APPEL na CALL CENTER amin'ny teny Anglisy
-le metier en GESTION DE LA REATION CLIENT
-Inona avy ny karazana asa misy ao amin'ny Centre d'appel iray
- Inona ny critères sy compétences ilaina raha te hisehatra amin'io asa io
- Ahoana no atao mba ho voaray amin'ny entretien ary ny tanjona dia avy hatrany dia grande boite no atoronay anareo,
- Ireo astuces, fikafika, karazana sujet types amin'ny test écrit sy test entretien matetika mitranga rehefa entretien.
- Maro be ny zavatra ho ampafantarinay anareo debutant te hisehatra amin'io asa io...
-Ny renforcement Anglais.koa tsy adinontsika
-Ary farany ny developpement personnel, hamolavola anao izahay mba ho olona vonona sy ampy bagage ianao alohany itady asa😊

✔️Coach efa manana traikefa sy efa nisehatra amantaonany no hampiofana antsika😉

Ka inona ary no andrasantsika fa andao hisoratra anarana ary tsy hisaraka tsika raha tsy mahita asa no tanjona😉

10/04/2025

📢RECRUTEMENT‼️

Izahay Ato amin'ny TMS dia mitady Agent Commercial maromaro hanamafy ny ekipanay.

Ireto avy ny zavatra takiana:

-Olona matotra sy mazoto miasa
-Olona tia challenge sy manenjika objectif
-Mahay misarika sy mandresilahatra mpanjifa.
-lehilahy na vehivavy.

Ireto avy ny asa miandry anao:
✅ Mitady/ Mandresilahatra mpanjifa amin' ny Facebook (MP).
✅ Manenjika objectif
✅ Miasa en ligne.

Raha toa Ka vonona ianao ny hanao challenge, dia manasa anao handefa CV amin'ny MP

Mankasitraka tompoko..

03/04/2025

🇺🇸TE HIFEHY NY TENY ANGLISY VE IANAO🇬🇧?
🗣️Mpianatra, mpiasa, mpandraharaha, sns?

🚨Ary fantatrao ve fa Maro ankehitriny ny asa izay mitaky ny fahaizana ny teny Anglisy?
Izay Tena Tsara Karama tokoa? Ary Manampaniriana hisehatra amin'izany asa izany enao?

☝Natao ho anao ity "🇬🇧 ENGLISH COURSE 🇬🇧" ity☝

Misy 4 Niveaux :" TEST DE NIVEAU OBLIGATOIRE"

📍 Niveau A1: "Débutant" (70% écrit et 30% parlé) natokana hoan'ireo olona mbola manana olana amin'ny "construction de phrases", "conjugaison", "grammaire", "compréhension" , "vocabulaire amin'ny andavanandro", sns...

✅ Durée: 1moi
✅ 5fois/semaine
✅ 2h par séance
✅ Programme de cours suivant les méthodes internationales

📍Niveau A2 : Débutant Avancé(50% écrit et 50% parlé) natokana hoan'ireo olona efa manana base Kely fa Mbola Mila rappel ary maniry ny hi-construire phrase correct tsara à l'écrit sy à l'oral

✅ Durée: 2mois
✅ 5fois/semaine
✅ 2h par séance
✅ Programme de cours suivant les méthodes internationales

📍Niveau B1-B2: " Intermédiaire Avancé" (50% écrit et 50% parlé)
Natokana hoan'ireo olona efa mi-comprendre Anglais tsara fa mbola manana fahasahiranana rehefa hiteny
✅ Durée: 2mois
✅ 5fois/semaine
✅ 2h par séance
✅ Programme de cours suivant les méthodes internationales

📍Niveau Call Center: " (50% parlé/50%ecrit) natao hoan'ireo olona efa manana base tsara en Anglais fa Mila manao pratique sy bain de langue Ary Mila tosika amin'ny vocabulaire/grammaire/e-mails/Call.
✅ Durée:2mois
✅ 5fois/semaine
✅ 2h par séance
✅ Programme de cours suivant les méthodes internationales

🎓Mahazo attestation sy/na Certificat vao vita ny formation.
🏠 Lieu : Andavamamba Ampitany plaque UPRIM
🔰Activités maro no ho hita mandritry ny formation: Écoute, exposé, jeux, exercices de prononciation, présentation devant public, SPEECH, etc (en Anglais daholo no anaovana ireo ah 😊)

🔰En fin de formation : EXAMEN
🎓Mahazo attestation vao vita ny formation.

☎️ Contact: 0382749008 / 0341059796

Photos from TMS English Course's post 02/04/2025

FORMATION CALL CENTER

Tsara ny mampahafantatra atsika rehetra mpanaraka ny Page TMS English Course na TMS COURS ato fa Manomboka @ 450 000Ar à 950 000ar ny salaire miasa @ Call Center.
Tsy mino ianareo sasany satria mety mbola tsy nandray anio 😊

Kanefa dia marina io tompoko 😊

Tsy izay ihany fa + PRIME + TRANSPORT + CANTINE .

Ka mba afahanareo Débutant rehetra misitraka io Salaire io dia Manolotra anareo izahay FORMATION Professionnel en Call Center ANGLOPHONE 😊

☝Mizara 02 ny formation☝
🕧2h
📆Durée : 1moi
📅Mianatra isanandro(5j : Lundi au Vendredi)
NB : COURS ACCÉLÉRER

🕧 2h
📆Durée : 2mois
📅Mianatra isanandro (5j : Lundi au Vendredi)
NB : COURS NORMALE

Tsy izay ihany anefa fa misy aminareo no tena mbola tsy mahay Langue mihintsy kanefa mba te ho tsara karama. Dia efa misy fampianarana Anglais sy ireo Grammaire ary simulation email ato aminay tompoko💱🤗

Rehefa vita ny Formation dia misy Examen ampanaovinay anao tompoko, ka rehefa afaka dia izahay no manoro ny sociéte idiranao miasa 😊

Tsisy Miracle ato aminay tompoko fa ra vonona tsara ianao hiezaka dia izahay no miantoka ny 70% atafidiranao miasa🤗

Photos from TMS English Course's post 02/04/2025

Eh ! Natao ho anao ity🤗🗣

Miteny Anglais 🇺🇸 ny manerana izao tontolo izao. Ianao koa ve ?
- Fiteny iray tena be mpiteny tokoa na amin'ny sehatry ny asa na sehatry ny fampianarana fa indrindra indrindra ny fifaneraserana ✨👌
- Amin’izao vanim-potoana izao, tsy safidy intsony ny fianarana teny vahinny, fa tena ilaina ary tsy azo ialana! 💯📝


Fa maninona no misafidy anay ato amin'ny TMS COURS IANAO?

- Te hahay haingana sy mahomby ? Miantoka vokatra izahay !
- Fampianarana tsara kalitao 💪✨, mpampianatra matihanina👍 : izany no antoky ny fahombiazanao !
-Voafetra ny mpianatra isaky ny salle mba ho azo antoka ny fanaraha-maso mba hivoaran'ny mpianatra tsirairay
📃 ✅ Manome Certificat AGRÉÉ PAR L'ÉTAT

Aiza ara ny toerana ianarana?
🚩 Ety Andavamamba akaikin'ny plaque UPRIM.

Ary aza misalasala koa mandefa mp amin'ny pejy fa efa misy olona afaka mandray anao ao👌

⭐ INCREASE YOUR VALUE ⭐

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Andavamamba
Antananarivo