COURS le vrai Succes

COURS le vrai Succes

Share

Izay tsara fiomanana tsy ho tampoan'ny Loza🔥.

Izahay dia manampy anao mba anomana ny karazana concours maro misy eto Madagascar:
Police
Gendarme
Acmil
SE.MI.PI
Greffier (ENMG)
INFA

✨Aza misalasala manoratra hafatra miafina raha mila izany ianao✨

14/04/2026

Concours .MI.PI : Fanazavana fanampiny

ISAN'NY TOERANA HIFANINANANA :
Enimpolo (60)
II/ FEPETRA TAKIANA :
-14 taona ny farafaharatsiny ary 17 taona ny lehibe indrindra amin’ny taonan’ny fifaninanana (zato kely teraka teo anelanelan’ny 01 janoary 2009 ka hatramin’ny 31 desambra 2012).
-Vita fizaham-pahasalamana ataon’ny dokotera-panjakana.
-Nahazo alalana an-taratasy avy amin’ny ray aman-dreny ary hamarinina ny Sefom-pokontany.
-Nahazo ny saram-pifaninana “DIMY ALINA ARIARY” (5 000 Ar), izay tsy averina intsony na inona na inona vokany ny fifaninanana.
III/ ANTONANTARATASY ILAINA :
-Taratasy fizaham-pahasalamana avy amin’ny dokotera-panjakana.
Valopy “VONONA” misy roa misy ny adiresy ny mpifaninanana ato mazava tsara.
-Taratasy fanamarinana-pahaterahana.
Taratasy fanamarinana ny fahafahana BEPC (na dika mitovy).
-Taratasy fanamarinana ny maha-mpianatra (Certificat de scolarité).
Taratasy fanomezana-dalana avy amin’ny ray aman-dreny.
-Mandat paositra 50.000 Ar, atao amin’ny anaran’Andriamatoa JENERALY, Lehiben’ny Etamazaoron’ireo Tafika, BP. 394 Andohalo – (101) ANTANANARIVO.
IV/ TARANJA HIFANINANANA :
Ny mpifaninanana tsirairay dia maintsy miatrika ireo taranja rehetra.
V/ FANDAHARAN-POTOANA :
FAMPIVONDROMANA : Zoma faha-24 jolay 2026 amin’ny 08 ora maraina.
FIZAHAM-PAHASALAMANA : Sabotsy faha-25 sy Alatsinainy faha-27 jolay 2026.
FIFANINANA HAZAKAZAKA 100m SY 800m : Talata faha-28 sy Alarobia faha-29 jolay 2026.
ADINA AN-TSORATRA : Alakamisy faha-30 sy Zoma faha-31 jolay 2026.
FIVORIANA FAMARANANA HO AN’NY MPIKARAKARA : Sabotsy faha-01 aogositra 2026.

Photos from COURS le vrai Succes's post 12/04/2026


🧐Aza variana fa efa tonga ity ilay nandrasana, Concours hidirana ao amin'ny SE.MI.PI
🧐dates : 24 au 31 Juillet
Ao amin'ny sary ny fanazavana mismisy kokoa.🥰


Voir moins

Photos from COURS le vrai Succes's post 12/04/2026

SEMIPI 2026

🧐Aza variana fa efa tonga ity ilay nandrasana, Concours hidirana ao amin'ny SE.MI.PI
🧐dates : 24 au 31 Juillet
Ao amin'ny sary ny fanazavana mismisy kokoa.🥰


09/04/2026

🔥 “Ny série fidinao androany… mety hamaritra ny hoavinao rahampitso.”

⚡ Fa inona marina ny OSE ?

✔️ 📊 Mianatra mahatakatra vola sy toe-karena
✔️ 🧠 Mampivelatra saina misaina lalina
✔️ 🌍 Mahay mamakafaka ny fiarahamonina
✔️ 💼 Manokatra lalana amin’ny asa maro (gestion, droit, marketing…)

👉 OSE = Saina + Fahaiza-mandinika + Opportunités

⚠️ Fa tsy mora ho an’ny rehetra…

❌ Tsy natao ho an’izay tia manao “par cœur”
❌ Mila mieritreritra sy mandinika

👉 Mora raha tia misaina… sarotra raha tsy izany.

🚀 Eto Madagascar… fotoana tsara isafidianana azy izao

📌 Série mbola vao (6–7 taona eo ho eo)
📌 Tsy mbola be mpifaninana
📌 Betsaka ny vintana ho an’izay sahy

🔥 Farany…

👉 Hanaraka ny hafa ve ?
sa hanomana ho avy tsara ?

💬 OSE tsy ho an’ny rehetra…
fa mety ho anao. 😉

08/04/2026

❌ Fahadisoana mahazatra:

Mamaly tsy mandamina ny eritreritrao

✅ Vahaolana:
Amboary foana ny valinteninao:
1. Fampidirana tsotra (Introduction simple)
2. Votoatiny mazava (Développement clair)
3. Famaranana haingana (Conclusion simple)

👉 Une bonne méthode peut te faire gagner plusieurs points facilement.

Araho tsy tapaka ny pejy fa maro ny torohevitra ho zaraina eto🥰

07/04/2026

🙋‍♂️Serie ve Ianao ..? 🥰

🌍 Qu'est-ce que le PIB ?
Le Produit Intérieur Brut (PIB) est un indicateur économique clé qui mesure la valeur totale de tous les biens et services finaux produits à l'intérieur des frontières d'un pays sur une période donnée (généralement un an).
📈 Il ne prend en compte que la production nouvelle et finale, évitant ainsi les doubles comptages 🥖

📊 Comment calcule-t-on le PIB ?
Il existe trois approches principales pour calculer le PIB, qui aboutissent théoriquement au même résultat:

Approche dépenses :

PIB=C+I+G+(X−M)

C : Consommation
I : Investissement
G : Dépenses publiques
X - M : Exportations - Importations

👉 Si vous connaissez d’autres méthodes de calcul du PIB, écrivez-les en commentaire 💬👇

06/04/2026

🎓 𝐓𝐞𝐫𝐦𝐢𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐎𝐒𝐄 à 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨 ?

Tu stresses pour le baccalauréat ?

👉 Difficulté en SES ?
👉 Tu ne comprends pas bien en Maths ?
👉 Histoire-Géo trop chargé ?

Tu n’es pas seul.

Beaucoup d’élèves ont du mal… mais très peu ont une vraie méthode pour réussir.

📍 Bientôt à Isotry :
Des cours spécialement conçus pour t’aider à réussir ton BAC OSE.

Reste connecté 👇
----------------------------------

Mitebiteby ve ianao momba ny fanadinana bakalorea?

👉 Sahirana amin'ny Toekarena sy Siansa Sosialy (SES)?

👉 Tsy mahazo tsara ny Matematika?

👉 Be loatra ve lesona ao amin'ny Tantara sy ny Jeografia?

Tsy irery ianao.

Sahirana ny mpianatra maro… saingy vitsy dia vitsy no manana fomba tena izy hahazoana fahombiazana.

📍 Ho avy tsy ho ela eto Isotry:

Fampianarana natao manokana hanampiana anao hahomby amin'ny fanadinana bakalorea OSE anao.

Araho hatrany ny PEJY 👇

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Antananarivo