English For Life Center

English For Life Center

Share

Formation en langue anglaise agrée par l' état, il existe différents types de formations selon votre besoin ,répartissant sur plusieurs niveaux.

Un certificat fourni à la fin de la formation

22/10/2024

Health problem ( problème de santé)
A: What's the matter ?
B: I've got a headache 😨

20/10/2024

🌏🌐 Ho anareo zay mitady cours d'anglais 🇬🇧🇺🇸 efficace kokoa ahitana " listening, speaking, reading and writing" dia misokatra indray ny fisoratana anarana ary efa vitsy ny toerana ao amin'ny English For Life Center Ivandry juste en face Stade Alarobia
Immeuble vert gris 🏫🌠

Cours continu azahoana diplôme AGREE PAR L'ETAT spécial samedi

Rentrée: samedi 09 Novembre 2024

Inscrivez-vous vite🧭🧭🧭

☎️☎️📲 033 11 787 48 / 034 10 339 39

Photos from U.S. Embassy Madagascar's post 20/10/2024
19/09/2024

Andao resahana ny fanabeazana eto Madagasikara sy ny fandrosoan’ny fampianarana teny Anglisy 🇺🇸. Ny mpampianatra teny anglisy sady mpitantana sekoly RATSIMBAMIOVA Rivomanana no vahinintsika hizara ny heviny sy ny traikefa azony tamin'ny fisitrahana vao tsy ela ny 𝗦𝘁𝘂𝗱𝘆 𝗼𝗳 𝘁𝗵𝗲 𝗨𝗻𝗶𝘁𝗲𝗱 𝗦𝘁𝗮𝘁𝗲𝘀 𝗜𝗻𝘀𝘁𝗶𝘁𝘂𝘁𝗲𝘀 (𝗦𝗨𝗦𝗜) 𝗳𝗼𝗿 𝗔𝗱𝗺𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗿𝗮𝘁𝗼𝗿𝘀 tany amin'ny California State University.
❓ Manasa anao hametraka fanontaniana aminy mandritra ny tafatafa mivantana atao ny Zoma 20 Septambra amin'ny 12 ora eto amin'ny pejy.

13/08/2024
15/07/2024

English For Kids 🧍‍♂️🧍‍♀️🧍🇬🇧🇺🇲

Funny learning with cards 🎉🤩

10/07/2024

Another way to say I don't like 👎👎

It's not my cup of tea 🍵🍵

01/07/2024

👉👉 Idioms: "it's a piece of cake" # when you do something that is very easy 🎂

Eg: A: How was the test?
B: It was a piece of cake 💥

15/06/2024

👉👉 Cours de vacances ho an'ny ankizy sy mpianatra 🇬🇧🇺🇲

Hianarana avokoa na miteny na manoratra na mihaino na mamaky ny teny anglisy 🇺🇲🇬🇧 💯

💥💥 Aza tara ary fa voafetra ny toerana

Lieu: Ivandry juste en face stade Alarobia
☎️ 033 11 787 48

14/06/2024

Nice to meet you 🤝

10/06/2024

💯💥Fahalalam-pomba na koa hoe "good manners" ny mampiasa ireto teny ireto
Ohatra: - raha sendra nandona olona
Excuse me! na " sorry"
- raha misy misaotra dia tsy "yes" ny valiny fa " you're welcome" ...🗯💬👌

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Juste En Face Stade Alarobia Près Restaurant Chez Arnaud
Antananarivo
TANA101