18/05/2026
✨ Izahay mihintsy no manantona anao any antrano sady mampianatra anao ny tokony atao au complet raha maniry ny hianatra hanafatra entana en ligne ianao, ka aza tara fa mandalo ihany io tarif anay io 🔥🤝
⚠️Réservation miteny mialoha ( J-1 au plus t**d)
Contact : 038 87 652 12 / 032 89 679 69🇲🇬
Ny tombony ho an'ny mpianatra : Suivie illimités après formation 🤗
Aza tara fa anjaranao indray izao no mahomby! Araka ilay fiteny hoe "vitan'ny hafa ve dia tsy ho vitanao"😁
10/02/2026
✨Araka ny efa nambara de ilalao kely tsika 🥰
🇨🇳Tsotra kely ilay lalao ka anefa azahoana formation importation Chine gratuit izay tena afaka manampy be anao amin'ny resaka ara-barotra sy ireo fanafarana ny kojakoja ilainao ❤️🔥
Ireto ilay fepetra ary:
✅Like pub
✅Abonneo ny page ary ataovy capture d'écran de alefao ao amin'ny commentaires
✅Mentioneo ny namanao ao amin'ny commentaires mba andray anjara
✅ Manokafa compte télégramme satria alefa anaty groupe misy ilay vidéo ianao🥰🇨🇳
Ny kilalao dia efa manomboka ary ny Asabotsy ho avy izahay no ampiditra anareo anatin'ilay groupe 💌
Mankasitraka anao namaky hatramin'ny farany 😊
08/02/2026
✨Hey ooo
🥰Hisy kilalao ho kely ho ataontsika amin'ity herinandro ity ary azahoana formation gratuit en ligne mahakasika ny fomba fanafarana entana avy any Chine ❤️
Koa rahampitso ho zaraina amintsika eto ny andinindininy mahakasika azy🥰
08/02/2026
✨Ity indray ary ny tolotra manaraka ka aza tara manao réservation e 🥰 andao hianatra anafatra entana amin’ny alalan’iny finday anao iny amin’ny sarany mirary dia mirary❤️
‼️NB: à domicile ihany ilay izy 🏡
Efa afaka manao réservation ianareo na miteny mialoha amin'ny cours particuliers 🇲🇬
Réservation miteny mialoha ( J-1 au plus t**d)
Contact : 038 87 652 12 / 032 89 679 69
Ny tombony ho an'ny mpianatra : Suivie illimités après formation 🤗
❗❗Place très limité ❗❗
Aza tara fa anjaranao indray izao no mahomby! Araka ilay fiteny hoe "vitan'ny hafa ve dia tsy ho vitanao"😁
04/01/2026
✨Araraoty amin’izao taona vaovao izao ny fanombohanao manangana business✨
Izahay dia manana tolotra manokana amin’ity fanombohan’ity taona ity ka mahaiza manararaotra ny fihenan’ny saram-pihofanana!
Mandritrin’ny volana janvier manotolo dia andao hianatra hanafatra entana avy any chine tsy mila mihetsika eto Mada akory amin’ny sarany mora ary ianao irery satria izahay mihintsy no manantona any aminareo 😊📈🇨🇳
Efa afaka manao réservation ianareo na miteny mialoha amin'ny cours particuliers 🇲🇬
Réservation miteny mialoha ( J-1 au plus t**d)
Contact : 038 87 652 12 / 032 89 679 69
Ny tombony ho an'ny mpianatra : Suivie illimités après formation 🤗
❗❗Place très limité ❗❗
Aza tara fa anjaranao indray izao no mahomby! Araka ilay fiteny hoe "vitan'ny hafa ve dia tsy ho vitanao"😁
03/12/2025
✨Maro ianareo no nangataka hoe asio cours en ligne ka tonga ary ilay nandrasana 🥰 vidéo complet momban'ny fanafarana entana avy any Chine de A-Z efa misy ato aminay 🔥🇨🇳
✨Miampy fiche de leçon ihany koa
💌Mety tsara ho anareo izay any amin'ny faritra na ko eto Antananarivo fa alavitrin'ny misy anay 👍🏻
‼️Mila manana compte télégramme ianareo raha maniey ny hisitraka ilay formation en ligne
📞Contact : 038 87 652 12 / 032 89 679 69
Ny tombony ho an'ny mpianatra :
✅ Suivie illimités après formation 🤗
✅ Vidéo efa anareo ary afaka jerena amin'ny fotoana rehetra
Aza tara fa anjaranao indray izao no mahomby! Araka ilay fiteny hoe "vitan'ny hafa ve dia tsy ho vitanao"😁
15/08/2025
✨Mihato kely ny cours en salle mandritran'ny fotoana fohy nohon'ny fanavaozana ny salle koa aza tara raha maniry ny hianatra fanafarana entana avy any Chine ianao tompoko 😊📈🇨🇳
Efa afaka manao réservation ianareo na miteny mialoha amin'ny cours particuliers 🇲🇬
Réservation miteny mialoha ( J-1 au plus t**d)
Contact : 038 87 652 12 / 032 89 679 69
Ny tombony ho an'ny mpianatra : Suivie illimités après formation 🤗
❗❗Place très limité ❗❗
Aza tara fa anjaranao indray izao no mahomby! Araka ilay fiteny hoe "vitan'ny hafa ve dia tsy ho vitanao"😁
09/08/2025
✨Na mbola hivatotra ianao na entana ho anao manokana dia natao ho anao io ny formation importation Chine ka tongava ary fa raha resaka ara-barotra aloha dia tsisy toa an'i Chine 😊📈🇨🇳
Efa afaka manao réservation ianareo na miteny mialoha amin'ny cours particuliers 🇲🇬
Inscription :
✨Nom et prénom
✨ Contact
✨ Avance 10000 AR payable Via Mvola (0388765212) Orange Money (0328967969) au nom de Maminiaina Fitiavana
Ny tombony ho an'ny mpianatra : Suivie illimités après formation 🤗
❗❗Place très limité ❗❗
Aza tara fa anjaranao indray izao no mahomby! Araka ilay fiteny hoe "vitan'ny hafa ve dia tsy ho vitanao"😁
17/07/2025
✨Mbola mety aminao ve ny akan'ny olona tombony rehefa maka na manafatra entana aman'olona kanefa izahay eto vonona anampy anao mba hahaleo tena tanteraka anatin'ny sehatra ara-barotra! 📈🇨🇳🇲🇬