13/04/2026
π Tongasoa eto aminβny Learn Chinese with RAL π¨π³β¨
Salama daholo π
Izaho dia RAL, ary eto isika hianatra teny sinoa π¨π³ tsikelikely, aminβny fomba mora, mazava ary mahafinaritra π
π― Inona no ho hitanao eto?
βοΈ Vocabulaire tsotra isanβandro
βοΈ Fomba fanononana (pinyin)
βοΈ Astuces hanampy anao hahay haingana
βοΈ Lesona fohy sy mora arahina
π Lesona voalohany:
π δ½ ε₯½ = nΗ hΗo = Salama π
π Fanazavana:
βδ½ (nΗ)β = ianao
βε₯½ (hΗo)β = tsara
β‘οΈ Midika hoe: βSalamaβ na βManao ahoanaβ
π¬ Mini challenge:
Soraty ao commentaire: δ½ ε₯½ (nΗ hΗo) ππ
π₯ Araho ny page raha te hahay teny sinoa miaraka amiko ianao!
Andao hiara-hianatra πͺβ¨