Les clés de L'Avenir By Sariaka

Les clés de L'Avenir By Sariaka

Share

« Ensemble, ouvrons les portes de l’avenir pour chaque jeune en quête d’opportunité 🌟 »

09/02/2026

Rahavavy

Raha mangina ianao manoloana ny zavatra tsy rariny , dia tsy midika hoe resy akory ,fa manome halalana bebe kokoa an'Andriamanitra hamaly eo amin'ny toeranao.

Raha mangina ianao manoloana ny ady hevitra sy ny fifampiandaniana maro isan-karazany, tsy midika hoe tsy mahita lazaina , resy , tsisy alahatra, fa manome vahana bebe kokoa an'Andriamanitra hisolo vava anao sy haka ny toeranao

Raha mangina ianao manoloana ny korotana sy fiovana tampoka , tsy midika hoe very hevitra sy lany paika , fa midika hoe manana finoana sy fitsaharana ary fahatokina ao an'ilay Andriamanitra izay hivavahanao...

Ny fahanginana dia hery hahafahantsika mihaino ny Tompo mandrakariva.

NY fahanginana dia manatanteraka ilay Tenin'Andriamanitra hoe " Jehovah hiady hoanareo ..."

Mianara rahavavy mangina ao anatin'ny korotana sy ny tabataban'izao ntontolo izao...

Mianara mangina ao anatin'ireo ady hevitra maro isan-karazany izay tsy mety vita...

Mianara mangina manoloana ireo olona izay mihevitra ny tenany hoe marina , mahay , tsara....

Mianara mangina satria ao anatin'ny fahanginana no misy hery manova ny any @ tontolo tsy hita maso...

Isaia 30:15
Fa izao no lazain'ny Tompo, dia Jehovah, ny Iray Masin'ny Isiraely: Amin'ny fiverenana sy ny fitsaharana no hamonjena anareo, amin'ny fanginana sy ny fahatokiana no hisian'ny herinareo....

Hohasoavina manokana anie ny faran'ny herinandronao...
Hamaly fitia anao Andriamanitra manoloana ny ady izay atrehinao...

.

Photos from Les clés de L'Avenir By Sariaka's post 02/01/2026

Ry tanora Namako ❤️❤️
ataovy tanjona mazava ny fiainanao.
Apetraho amin’Andriamanitra ny nofinofinao,
ary ataovy planning sahady ny taona 2026.

Aza varimbariana, aza miandry fotoana tonga ho azy,
fa ianao no mamorona ny hoavinao.🙏🙏

Miezaha hisondrotra isan’andro,
na kely aza ny dingana,
fa ny fandrosoana madinika no mitondra vokatra lehibe.😘

Aza manimba ny hafa mba hahatafita anao,
aza manararaotra olona,
fa ny toetra tsara no hitarika anao lavitra kokoa noho ny herisetra.🫢🫢

Tadidio:
soa kely vitanao androany
no mety hanova ny hoavinao rahampitso.❤️

Mandria herim-po,
mifohaza amin’ny nofy,
ary ataovy zava-misy 💥

Taona vaovao, hery vaovao, tanora miakatra! ✨🔥

20/12/2025

📢 **APPEL À CANDIDATURE**

Dans le cadre de la mise en œuvre du projet **Filets de Sécurité Productifs (FSP/PFSR)**, l’**Association SOA FIANATRA** lance un recrutement de personnel qualifié pour des activités terrain dans la **Région SAVA, District d’Andapa**, à partir de février 2026

Postes à pourvoir :

* 6 Formateurs / Superviseurs
* 24 Chefs de chantier
* 3 Accompagnateurs spécialisés

Les candidats doivent disposer d’un **smartphone Android répondant aux exigences minimales du projet**.

📄 Dossier de candidature :CV, copies des diplômes et attestations de travail
📧 Envoi à : [[email protected]](mailto:[email protected])
🗓 Date limite : 22 décembre 2025 à 12h00

👉 L’expérience dans la zone d’intervention constitue un atout.

10/12/2025

🟥Hoy ilay TAXI: ASAIVO ENTINLE NANDONA ANAZY🤷🏻‍♂️😠

😠Midorororo be daholo ilay olona antenaina hanampy,, ilay zoky mamelona moto tsy taitra, otran'ny mbola miandry adivarotra prix.

Ilay taxi hita hoe matahotra ilay fiara ho feno Rà dia hoe asaivo entinle nandona azy, kanefa tsy hainy fa vonjy aina io.

Hanody anlisany

🙏🏻Tranga tahaka izao aza tokony hifandrombahana mihintsy ny hitondra ilay olona maratra en urgence.

😭Mino aho fa nahita ilay video daholo dia tsy hisy hanome tsiny ahy indray isika.

07/04/2025

Miarahaba anao amin'ny herinandro vaovao ity.

Ataovy ao an-tsaina foana fa tsy irery ianao
Miara-mandeha aminao isan-tsegondra, isan-minitra , isan'ora, isan'andro Jesosy.
Ary afaka hitondra izay tsapanao fa manavesatra anao
Aza misalasala mametraka ny zavatra rehetra eo an-tanany
Izay mety ho tahotra , fanahiana, tebiteby ...
Atero eo an-tongony olana , ny ady , izay zavatra tsapa fa tsy ho vita rehetra.
Izy ihany no azo antoka indrindra , sady malemy fanahy indrindra.

Na inona na inona fiainana hiainana
Mety tsy sahinao zaraina aman'olona iny mihintsy
Mety ilay tsy misy mahita
Ilay afeninao irery any anaty lalin'ny fonao any
Ilay tsy fantatr'iza na iza na ny vadinao aza
Ilay notehirizinao efa an-taona maro ho anao irery tany...
Ny tena fahatsapanao, ny tena toe-ponao, ny tena fomba fiainanao.
Atolory an'i Jesosy hoentiny sy hohatsarainy.
Fa vonona hitondra ny entanao isan'andro Izy
Hanamaivana ny fahoriana sy hanome antoka ny fiainanao.

Salamo 68:19
" Isaorana anie ny Tompo Izay mitondra ny entan-tsika isan'andro isan'andro, eny, Andriamanitra Izay famonjena antsika "

Photos from Les clés de L'Avenir By Sariaka's post 24/03/2025

Aza malahelo raha takomana foana ny fisianao, aza malahelo raha tsisy mankasitraka ny hezaka vitanao.
Jehovah anie hanandratra anao manomboka androany.
❤️❤️❤️

19/03/2025

Bonjour à tous mes élégants abonnés ! ✨
Que cette journée soit empreinte de grâce et de style. Rappelez-vous : l’élégance ne se limite pas aux vêtements, elle se reflète dans votre attitude et votre assurance.
Brillez avec classe et laissez votre allure faire sensation.

Exquise journée à vous tous !😇🥰

18/03/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Martial Gasy, Ikala Rina, Lïîí Tsire's, Ndriantsoa PAtrick, Johan Razafimandimby, Narindra Nambinina, Lorenzo Wade's Emmanuel, Njahto Valhery, Michael Angelo, Bifalo Solda, Dimbindrainy Samuel, Rivo Andriamampianina, Bila Kukun Marcel, Randrianasolo Lova Angelo, Tsiky Ny Aiko, Manah Doullah, Josephe Elie, Hortence Volatiana Hortence, Anjaniaina Herizo Randriamihajamanana, Mbola Niaina, Vatosoa Rakotomavo, Alain Alain, Alassan Gervinho Sisse, Logàn Franklin, W***y Mc W***y Mc, Kintsala Mazoto Mamy, Mïøü Rãzã, Ranja Randriamatarika, Valisoa Mandresy, Cëłestîŋ GL, Andry Manana, Marinah Ange Gelah, Mu Riel, RA TSILA, Naina Randrianiaina, ØØ Nomena Øø, Fitia Randria, Henikaja Raholiarisoa, Ydim Florence Abdallah, Tsiory Fandresena, Niavo Esperance, Pierre Rahajasona, Ajahim Nomena Amada, Maude Andronique, Flandrin Rabezandry, Gabriela Noro, Yarisou Andriam, Michael Fanomezana Fanomezana, Faly Rkt, Rakoto Feno

16/03/2025

❤️❤️❤️

10/03/2025

Boostez votre semaine comme vous boostez vos rêves ! On avance !🥰🥰

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Antananarivo