📢 BUDGET RAHA TE HANAFATRA ENTANA AVY ANY CHINE🇨🇳
♠️Tsy voatery mañana vola be raha maniry ny hanafatra entana, efa misy publication maromaro nanazavaina hoe na 1¥ = 700ar
1¥ dia efa mahazo entana any Chine
Jereo hatram'ny farany ny vidéo 🎊
Asio commentaires hoe "partie 2" raha mila fanazavana misy2 kokoa
Scale Up Formation-Invst & Get Up
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Scale Up Formation-Invst & Get Up, Education, Ampitatafika, Antananarivo.
05/01/2026
FANONTANIANA MIVERINA FOANA DIA VALIKO ETO INDRAY 😇🩵
👉 “Hanao FORMATION / importation entana avy any CHINE 🇨🇳 ve aho, nefa sao mila vola BE vao afaka manomboka ?” 😅🩵
Valiny tsotra : TSIA ❌ tsy mila million.
Andao hazavaina amin’ny EXEMPLE TENA MAHAZATRA 😌🩵
📦 Ao amin’ny site chinois (1688, sns)
➡️ 1¥ fotsiny dia efa mahazo produit
👉 izany hoe 700ar eo ho eo 🫶🏼🩵
💡 Exemple précis :
Ataontsika hoe COLIER INOXYDABLE ✨
➡️ Prix : 1¥ / pièce
➡️ Tsy misy minimum de commande (tsy voatery 50 na 100 pièces) 😌🩵
👉 Midika izany fa
✔️ 700ar = 1 collier inox
✔️ Produit tsy mety harafesina
✔️ Tena mora amidy eny an-tsena
❗ Izay dia efa porofo mazava fa
➡️ TSY mila million vao afaka manafatra 😅🩵
Fa… ⚠️ misy dingana TENA zava-dehibe
👉 ÉTUDE DE MARCHÉ 😌🩵
Commenteo hoe : "Étude de marché" dia ho alefanay ho anareo n'y valiny
Abonnéo Scale Up Formation-Invst & Get Up
04/01/2026
FAQ: Budget raha te hanomboka hanafatra entana avy any Chine?
📸 Rahampitso ao anaty vidéo ny valiny 🎊
01/01/2026
🎊 Happy New Years 2026 🎉
06/12/2025
IDEE DE BUSINESS
Ireto misy idée de business hoan'ireo mpianatra na ireo izay mbola misalasala hianatra "importation Chine"
Idée ireo hoan'izay Kely budget hanombohana business
Ny fanafarana entana avy any Chine dia tsy voatery mañana vola bé fa na dia 20.000 Ariary any volanao dia afaka manafatra enao.
🎯 Mbola mampanao formation à domicile izahay
🎯 Manao recharge Alipay / RMB disponible
🎯 Manana transitaire mora frais sy rapide
Plus d'informations venez en MP
🔴 Aza mba mifanao anio azafady tompoko
⚠️ Tinareo hiakatra Tosidra ve ny vahoaka Malagasy ?
FORMATION IMPORTATION CHINE À MADA 🇨🇳🇲🇬
Tsy mila mitady lavaka fakana entana intsony fa ianao iany dia afaka manafatra mivantana àvy any Chine ( finday anao ihany dia afaka hanaovana izany)
11/09/2025
SAVE THE DATE 📆
MBOLA MALALAKA NY VOLANA NOVEMBRE HOEN'NY VOLANA NOVEMBRE HOAN'IZAY HANAO FORMATION ETO ANTANANARIVO
Aza miandry fotoana intsony ary fa enao no endrasana soa dia feno eo ny réservation volana novembre
09/09/2025
COMMENT IMPORTER DEPUIS LA CHINE SANS VOYAGER 🇨🇳
Manomboka androany dia hianao ihany dia afaka manafatra ny entana anao àvy any Chine, tsy mila mandeha any Chine fa amin'ny alalan'ny finday anao ihany
Aza miandry ela ary fa mikarakara formation à domicile izahay
Ho hampianarinay anao ao anaty formation :
✔️ Fanokafana compte : Taobao ,1688
✔️ Fitadiavana produit ao anaty ireo site ireo
✔️ Fitadiavana fournisseur fiable sy azo antoka
✔️ Fomba fanaovana paymant
✔️ Fanaovana suivi ny entana hafaranao ho tonga eto Madagascar
Plus d'informations : 0341058534
#1688
FANTATRAO VE FA AFAKA MANAFATRA ENTANA ÀVY ANY CHINE ENAO AMIN'NY ALALAN'NY FINDAY ANAO IO IHANY, TSY MILA MAKANY CHINE
14/05/2025
Besoin d'un compte Alipay vérifié ?
Venez en MP pour plus d'info
14/05/2025
✨Tsy leo ve ianao mampanafatra entana olona foana? Andao hianatra ahaleo tena amin'ny vola izay ananao ary tsy mila mahay ny teny sinoa akory ianao 😊✨
Efa afaka manao réservation ianareo na miteny mialoha amin'ny cours particuliers 🇲🇬
🕘Ny asabotsy zao (09h - 13h)
Inscription :
✨Nom et prénom
✨ Contact
✨ Avance 10000 AR payable Via Mvola (0341058534 ) au nom de Santatra Diary Nantenaina
Ny tombony ho an'ny mpianatra : Suivie illimités après formation 🤗
❗❗Place très limité ❗❗
Aza tara fa anjaranao indray izao no mahomby! Araka ilay fiteny hoe "vitan'ny hafa ve dia tsy ho vitanao"😁
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo