10/06/2025
🔖 KIT MAKE UP COMPLET 30.000Ar Seulement ! 🔖
Tonga dia vonona hampiavaka ny endrikao sy hanome glam amin’ny fomba matihanina ✨
➡️ Ao anatiny:
💄 Pallette
🧽 Beauty Blender
🖌️ Pinceau complet – ho an’ny maquillage , manomboka amin’ny mason-koditra hatramin’ny maso
🎨 Fond de teint 2 loko samihafa – mifanaraka amin’ny karazana hoditra rehetra
✒️ Eye liner – ho an’ny masonao raha tiana hiavaka sy hanintona
❤ Mirroir - hijerena ny hamanjanao
📦 Tena complet sy qualité tsara!
🎁 Mety tsara ho an’ny tena hampiasa azy, na ho fanomezana!
🚚 livraison Partout
Disponible en Ligne seulement
05/06/2025
Fanaovana ny Make Up :
✅ 1. Préparation de la peau (Fanomanana hoditra)
Nettoyant: manadio ny hoditra amin’ny loto sy menaka.
Tonique: manome balance sy manokatra pores.
Hydratant: manalefaka sy manome hamandoana.
Base/Primer: manamora ny fipetrahana sy haharitan’ny makiazy.
---
✅ 2. Correcteur / Anti-cernes (Fanitsiana)
Correcteur misy loko (vert, orange, violet) hanitsiana:
Menatra → vert
Volon-tany/jery maty → orange
Manga hoditra → jaune
Anti-cernes (manafina valindrihana na “eye bags”)
---
✅ 3. Fond de teint (Foundation)
Misafidiana loko mifanaraka amin’ny hoditra.
Mety ho liquide, crème, na poudre.
Apetraka amin’ny borosy, éponge, na tanana.
---
✅ 4. Poudre fixatrice (Setting powder)
Manamaivana sy manamboatra ny makiazy.
Mety ho compact na libre.
---
✅ 5. Contour sy Highlighter (raha ilaina)
Contour: manome endrika (amin’ny volo matevina kokoa)
Highlighter: manasongadina toerana manazava (tenda, orona, elatra maso).