03/05/2026
👵🏽👴🏽 Ento izahay vonona hanampy anao 🥰❤️
Reraka ve ianao mikarakara an’i Dada/Neny,havana,namana tsy salama na mila fikarakarana manokana☺️Ento izahay vonona hanome tanana anao 🙏
IZAHAY ETO HANAMAIVANA NY ENTANAO 🏡❤️🏥
✅ SERVICE @ AN-TRANO
1. Mpanampy andro manontolo/Alina – Miova araka ny ora ilainao,
2. Fandroana, fanoloana akanjo, fanomezana fanafody– Atao am-panajana sy fitiavana,
3. Miaraka aminy miresaka – Satria ny fahanginana no mamono ny zokiolona,
4. Mahandro sakafo manokana– Araka ny toromariky ny dokotera,
✅ SERVICE @ HOPITALY
1. Miambina 24/24– Ka afaka miasa/matory ianao, tsy manahy izahay no miambina sy manaramaso azy,
2. Mampahatsiahy fanafody– na manome izany,
3. Mitondra vaovao aminao – Ka fantatrao foana ny toe-pahasalamany,
Ny Ekipanay???
✓ Efa voaofana manokana @ fikarakarana zokiolona
✓ Mahalala fomba sy manaja olona
✓ Manana fo tia zokiolona,
✓ Tia sy mahay mandray olona
☑️ Efa zadraraha
TSY HENATRA NY MANGATAKA FANAMPIANA.
Ny fitiavanao an’i Dada/Neny no nanosika anao hitady olona hikarakara azy tsara rehefa tsy eo ianao ka ento izahay aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso avy hatrany
📞 Antsoy izao :+261 34 61 576 04
📍 Miasa @ Antananarivo sy ny manodidina
07/12/2025