SBBI Analamanga

SBBI Analamanga

Share

Sekoly Batista Biblika Isam-paritra Analamanga

10/01/2025

'Fa ny fahasoavan'Andriamanitra no naha toy izao ahy' 1 Kor 15: 10

Arahabaina tratry ny taona 2025 isika noho ny fahasoavan'ny Tompo.

Vita soa ny telovolana voalohany, isaorana Izy Tompo.

Hanomboka rahampitso sabotsy 11 janoary ny 2e trim, ento am-bavaka indray ny taom-pianarana àry! 🙏

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo
Antananarivo
101