Lova INFO Ofisialy

Lova INFO Ofisialy

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lova INFO Ofisialy, Computer training school, TANA, Antananarivo.

04/03/2026

Lesona 12 🖥️💻🖥️
FILTRAGE Avancé / Extraction des données !!👍

03/03/2026

LESONA 11 💻
Fonction SI IMBRIQUÉE ou Fonction SI plusieurs conditions/ Plusieurs tests

01/03/2026

LESONA 10 💻💻
Mise en forme conditionnelle

27/02/2026

🪩 LESONA 9 💻
FONCTION SI
izay horohitina ao anaty EXCEL afahana manao zavatra maro samihafa, indrindra fa ny programmation anaty VBA (Visual Basic pour Application)

Araho hatrany ny pejy
Aza adino ny partage sy réaction

26/02/2026

🪩LESONA 8💻
▫️Triage (Numérique et Alphabétique)
▫️ Filtrage numérique et Textuel

26/02/2026
26/02/2026

Ny "Système de gestion de base des données" dia mifandray betsaka amin'ireto zavatra hitanao amin'ny sary ireto.

Tsy inona fa :
🔸Triage des données
🔸 Filtrage des données
🔸Tableau croisé dynamique,...

Raha mahaliana anao ny hahafehy izany, dia aza adino ny manao "partage" sy manampy "Réaction"

Raha toa ka mila vidéo TUTORIEL par niveau dia afaka miditra MP na miantso mivantana
📞📞📞📞📞
034.01.466.01
037.01.466.01
na miantso mivantana
📞📞📞📞📞

24/02/2026

AZA ADINO FA NY EXCEL💻 dia TSY AZO IALANA eo amin'ny SEHATRY NY ASA.
Ireto sahady ny FIZARANA FAHALALANA vitantsika tao anaty MICROSOFT OFFICE EXCEL.💻🖨️
Koa entano ary ny namana hanaraka ny page Lova INFO Ofisialy

Raha mahaliana anao ny fizaràna izay ataoko dia aza adino ny reaction sy ny partage.

23/02/2026

🪩LESONA 7 💻
PROTECTION DE FICHIER
&
PROTECTION DES DONNÉES

23/02/2026

Manala Stress kely aloha! Ho avy eo ny Lesona manaraka mikasina ny "protection des données" anaty Excel avy eo!!
Aza adino ny reaction 👏🩵

21/02/2026

🪩LESONA 6💻
TVA 20%
UNITÉ en Ar

20/02/2026

🪩 LESONA 5 💻
Fonction :
MAJUSCULE
NOMPROPRE
CONCATENER
CONVERSION CHIFFRES EN LETTRE

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

TANA
Antananarivo
101