English Lovers Anosy

English Lovers Anosy

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from English Lovers Anosy, Language school, Anosy (Amparibe), Antananarivo.

02/05/2025

🔴 Ino hoy anao ny antony tokony hianarako teny Anglisy sy tombon-tsoa azoko avy aminy nefa tsy fiteniko akory 🤔🤨 ??

Ny antony dia tsotra :

▶️ Global Communication

Ny teny Anglisy no fiteny be mpampiasa indrindra maneran-tany . Manampy anao hifandray amin'olona avy amin'ny firenena samy hafa izy io .

▶️ Better Job Opportunities

Maro amin'ireo orinasa iraisam-pirenena no mitaky mpiasa mahay miteny Anglisy . Raha mahay teny Anglisy ianao , dia afaka mahazo asa tsara kokoa .

▶️ Enjoy Movies , Music , and culture

Ny ankamaroan'ny sarimihetsika , hira , ary fandaharana malaza dia amin'ny teny Anglisy . Raha mahay teny Anglisy ianao , dia afaka mankafy sy mahatakatra bebekokoa .

19 Mai hoavy izao ny fidirana manaraka hoany 08hr-10hr 🇱🇷 . Aza tara manao inscription ☺️

Hafaka tonga dia miantso laharana 0324798192 raha te ahazo fanazavana bebekokoa ☺️

Let's learn and speak guys 🇱🇷

Photos from English Lovers Anosy's post 15/04/2025

Hello guys!!👋

✅Amin’ny hafaliana lehibe no hilazana amin’tsika jiaby namana,havana,fa indrindra isika aminy ville(Ampefiloha,67ha sy ny manodidina)liana amin’ny fianarana teny Anglais.
✅Misokatra eto Anosy (Amparibe) route vers tunnel Ambohidahy ny EnglishEnglish Lovers Madagascarntrée antsika voalohany dia le 05/Mai lundi,Mardi,Jeudi no mianatra.

✅Efa afaka manao inscription dien’izao ary zay liana amin’io fidirana le 05/Mai io ny l’heure dia 14h à 16h,afaka atao par mobil money ny inscription.

🥰🥰 Manantena fahatongavantsika maro ary ee🙏🏾

Let’s learn and speak English guys!

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Anosy (Amparibe)
Antananarivo
101