Auto école Noro

Auto école Noro

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Auto école Noro, School, Antaninandro, Antananarivo.

Photos from Auto école Noro's post 18/02/2026

Salama daholo.Tongava @ zay mianatra mamily fiara 🚙 sy moto 🏍️ e,sady efa nosolointsika kelikely mahafatifaty 👍ilay moto mety tsara na ho antsika vehivavy aza.😃
☎️0349518128
🏤 antaninandro ampitan'ny firaisana faha 3
Ny tsara tonga de manatona anay any @ birao an

13/08/2025

Auto moto école NORO

05/07/2025

Salama daholo👋
tonga indray ity ny fialantsasatra,koa tongava mianatra mamily fiarakodia e 🏍️🚙🚛🚌🚏🚦.
☎️ :034.95.181.28 / 034.54.332.94
🏤 Antaninandro ampitan'ny firaisana faha 3

Photos from Auto école Noro's post 11/04/2025

fialan-tsasatra zao koa tongava mianatra e.Sady mbola vaovao tsara zao ny fiara 🚙 sy moto 🏍️ antsika.Tonga dia manatona ety antaninandro auto moto école noro na miantso 📞0349518128.

03/02/2025

Mankalaza ny faha 15 taona nisiany ny Auto moto-école Noro amin'ity taona ity koa manasa antsika rehetra izay efa tao sy izay mbola te-hiditra ao ho Tonga fa tsy ho ataonay diso anjara ianao.
Toerana : Antaninandro ampitan'ny firaisana faha 3.
0349518128

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Antaninandro
Antananarivo