E-Way Center

E-Way Center

Share

" A gateway to success in daily life and career ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ "

โ˜Ž 0346051564

Photos from E-Way Center's post 16/05/2026

Nahafinaritra ny naheno azy ireo nandritra speech nataony, na dia mbola niveau dรฉbutant(e) aza โค

Mitohy ny ezaka, manakaiky ny tena fahaizana ๐Ÿ’ช๐Ÿป

๐Ÿ—“ Prochaine rentrรฉe : 21 Mai 2026

15/05/2026

Marina sa diso io fehezanteny io ?

Raha marina dia sorato hoe "True"
Raha diso, ahitsio ary

14/05/2026

Aleo mba zaraina eto ito๐Ÿ˜

Ny teny anglisy dia azonao ampiasaina atao fitaovana mba hiakarana ambony kokoa ary afaka miaraka amin'ny domaine rehetra mihitsy

๐Ÿ—“ Ny fidirana manaraka ato amin'ny E-Way Center dia ny 21 Mai 2026

Tsy maintsy mahay miteny ianao โœ”

12/05/2026

Hi everyone!๐Ÿ‘‹๐Ÿป
What are you doing now?

11/05/2026

Mirary fifaliana, fahasalamana ary fahombiazana goavana ho anao izahay amin'ity herinandro vaovao ity ๐Ÿ˜

Aza adino ny fotoananao amin'ny tanjonao an!
Ho ento ny fahaizana teny anglisy ho apinga

๐Ÿ—“ Prochaine rentrรฉe : 21 Mai 2026

09/05/2026
08/05/2026

Translate into English

Rehefa mamo izy dia mila vaniny

07/05/2026

๐Ÿ“… PROCHAINE RENTRร‰E : 21 Mai 2026 โ€ผ

Homano androany ny ho avy, fehezo ny teny anglisy miaraka amin'ny ๐„-๐–๐š๐ฒ ๐‚๐ž๐ง๐ญ๐ž๐ซ ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ

๐Ÿ“… Durรฉe :
- 2 mois par niveau
- 4 fois par semaine (Lundi, Mardi, Jeudi et Vendredi)
- 1h30 par sรฉance

โฐ Horaires :
- Matin : 6h30 --- 8h // 8h --- 9h30 // 0930 --- 11// 11h --- 12h30
- Aprรจs midi : 13h --- 14h30 // 14h30 --- 16h // 16h30 --- 18h

๐Ÿซ Lieu : Andravoahangy ambany, akaikin'ny rond point solomaso, eo ampitan'ny "Quincaillerie Ny Atsimo" (arabe toy ny ho any Maacar, fa tsy tonga any)

Contact : 034 60 515 64 / 038 96 072 96

" Your dreams come true with E-Way Center "

07/05/2026

In English

Andraso kely aloha fa efa an-dalana aho e!

05/05/2026

What are you up to now ?

Ao @ commentaire ny dikan๐Ÿ‘‡๐Ÿป

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Andravoahangy Ambany
Antananarivo