08/03/2026
French by Best Languages Center - BLC
Apprendre le français peut vous ouvrir d’autres portes dans la vie !
Prochaine rentrée
Cours journalier : 23 Mars 2026 ✨✨
Cours Special Samedi : 21 Mars 2026 ✨✨
Aza ahemotra ny fahombiazanao 💪⭐
08/03/2026
02/03/2026
Thanks for choosing Best Languages Center-BLC 🤩🤩
⭐️ INCREASE YOUR VALUE ⭐️
27/02/2026
📣 Rentrée Mars 2026🎉
Ity indray ny rentrée manaraka 😍
👉 Lundi 23 Mars : Cours Journalier
Samedi 21 Mars : Cours Spécial Samedi 👈
🇫🇷 Cours de Français miaraka amin’ny Best Languages Center-BLC
🗣️ Ny teny frantsay = fitaovana matanjaka hanampy anao hanangana ny hoavinao, eto Madagasikara sy any ivelany !
Nahoana no tokony hianatra teny frantsay sa hoe nahoana kosa moa no tsy tokony hianatra teny Frantsay amin’izao vanim-potoana misy antsika izao nefa dia :
✅ Teny tena ilaina amin'ny asa, administration ary business eto Madagasikara 💼
✅ Manampy anao hahazo asa tsara kokoa sy hisondrotra amin'ny toerana ambony kokoa 😎
✅ Fanalahidy ho amin'ny bourse , fianarana, na stage any ivelany 🎓✈️
✅ Mampitombo ny réseau sy ny fifandraisana amin'ny olona maneran-tany 🌍
✅ Manampy amin'ny fanamafisana ny fahaiza-miresaka amin'ny fiainana andavanandro 🗣️✨
🚀 Ao amin’ny BLC, ianao dia hahazo :
✔️ Fampianarana mifantoka amin’ny fitenenana mivantana
✔️ Mpampianatra matihanina, sariaka ary manampy anao hatrany
✔️ Boky sy vidéo Gratuits : hanampy anao hianatra amin'ny fomba mahomby
✔️ Fampianarana mifanaraka amin'ny haavon'ny fahaizanao sy ny tanjonao manokana 👍
⚠️ Voafetra ny toerana : 15 olona isaky ny kilasy ihany!
👉 Misorata anarana izao, sao ho tara 🤩
📍 Toerana :Analakely Ambodifilao
(ao ambadiky ny Lycée J.J. Rabearivelo)
📞 Contact :
☎️ 038 13 256 64
☎️ 038 69 554 01
✨ Avev BLC, parlez français avec confiance et ouvrez de nouvelles opportunités !
⭐️ INCREASE YOUR VALUE ⭐️
30/01/2026
📣 Rentrée Février 2026 🎉
Efa maro no liana… ka indro indray ny rentrée manaraka 😍
👉 Lundi 16 Février : Début des Cours Journaliers 👈
🇫🇷 Cours de Français miaraka amin’ny Best Languages Center-BLC
🗣️ Ny teny frantsay = fitaovana matanjaka hananganana ny hoavinao eto Madagasikara sy any ivelany!
✨ Nahoana no zava-dehibe ny mianatra teny frantsay ?
✅ Teny tena ampiasaina amin’ny asa, administration ary business eto Madagasikara 💼
✅ Manampy hahazo asa tsara kokoa sy hiakarana poste 😎
✅ Fanalahidy hahazoana bourse, fianarana na stage any ivelany 🎓✈️
✅ Manitatra ny réseau sy ny fifandraisana amin’ny olona maneran-tany 🌍
✅ Manamafy ny fahaiza-miresaka sy ny confiance amin’ny fiainana andavanandro 🗣️✨
🚀 Ao amin’ny BLC, ianao dia hahazo :
✔️ Fampianarana mifantoka amin’ny fampiasana mivantana (parler avant écrire)
✔️ Mpampianatra sariaka, matihanina ary manaraka anao tsikelikely
✔️ Boky sy vidéo OFFERTS ho fanamafisana ny fianarana
✔️ Fampianarana mifanaraka amin’ny niveau sy ny fandrosoanao manokana 👍
⚠️ Toerana voafetra : 15 olona monja isaky ny classe !
👉 Misorata anarana dieny izao sao tara 🤩
📍 Toerana : Analakely Ambodifilao
(ambadiky ny Lycée J.J. Rabearivelo)
📞 Fifandraisana :
☎️ 038 13 256 64
☎️ 038 69 554 01
✨ Avec BLC, parle français avec confiance et ouvre plus d’opportunités !
⭐️ INCREASE YOUR VALUE ⭐️
22/01/2026
10/01/2026
✨BONNE ANNÉE TOUT LE MONDE 🥂✨
📢 Aza adino ny fidirantsika manaraka ato amin’ny Best Languages Center-BLC :
🗓️ Cours Journalier : 19 Janvier 2026 🌟
🗓️ Cours Spécial Samedi : 17 Janvier 2026 🌟
🗣️ Ny teny Frantsay dia fitaovana lehibe hanokafana varavarana maro be eto Madagasikara
💡 Ny mahatonga ny teny Français ho zava-dehibe :
✔️ Teny ampiasaina betsaka amin’ny sehatry ny asa sy ny fandraharahana 🌍🌍
✔️ Manampy amin’ny fandrosoana ara-piasana sy fanatsarana karama 🤩
✔️ Manamora ny fahazoana vatsim-pianarana, fianarana na traikefa any ivelany 😌👌
✔️ Manitatra ny tambajotra sy ny fifandraisana iraisam-pirenena 💫💫
✔️ Manamafy ny fahaizana mifampiresaka amin’ny sehatra samihafa 😎🧐
⭐ Ao amin’ny BLC, ianao dia hiofana amin’ny fomba :
➡️ Mampiroborobo ny fahaizana miteny sy mifandray amin’ny tena fiainana
➡️ Tarihin’ny mpampianatra matihanina, sariaka ary manaraka anao akaiky dia akaiky
➡️ Manana fitaovana fianarana (boky & vidéo) omena maimaim-poana
➡️ Mifanaraka amin’ny fandrosoan’ny tsirairay
⚠️ Voafetra ny toerana : olona 15 monja isaky ny classe
👉 Aza miandry farany, misorata anarana daholo💫🤩
📍 Toerana : Analakely Ambodifilao
(ao ambadiky ny Lycée J.J. Rabearivelo)
📞 Fisoratana anarana :
038 13 256 64
038 69 554 01
⭐️ INCREASE YOUR VALUE ⭐️
01/01/2026
⭐️ INCREASE YOUR VALUE ⭐️
25/12/2025
L’équipe de Best Languages Center-BLC vous souhaite un Merveilleux Noël 🥳✨
20/12/2025
✨ Efa maro no niandry… tonga indray ny fidirana ofisialy Mois de Janvier sady misy CADEAU BEEEE HOANTSIKA AMIN’NY ZAO FETY IZAO 🎁🎁🎁 ! ✨
📢 Fidirana vaovao :
🗓️ Cours Journalier : 19 Janvier 2026 🌟
🗓️ Cours Spécial Samedi : 17 Janvier 2026 🌟
🗣️ Ny teny Frantsay dia fitaovana lehibe hanokafana varavarana maro be eto Madagasikara
💡 Ny mahatonga ny teny Français ho zava-dehibe :
✔️ Teny ampiasaina betsaka amin’ny sehatry ny asa sy ny fandraharahana 🌍🌍
✔️ Manampy amin’ny fandrosoana ara-piasana sy fanatsarana karama 🤩
✔️ Manamora ny fahazoana vatsim-pianarana, fianarana na traikefa any ivelany 😌👌
✔️ Manitatra ny tambajotra sy ny fifandraisana iraisam-pirenena 💫💫
✔️ Manamafy ny fahaizana mifampiresaka amin’ny sehatra samihafa 😎🧐
⭐ Ao amin’ny BLC, ianao dia hiofana amin’ny fomba :
➡️ Mampiroborobo ny fahaizana miteny sy mifandray amin’ny tena fiainana
➡️ Tarihin’ny mpampianatra matihanina, sariaka ary manaraka anao akaiky dia akaiky
➡️ Manana fitaovana fianarana (boky & vidéo) omena maimaim-poana
➡️ Mifanaraka amin’ny fandrosoan’ny tsirairay
⚠️ Voafetra ny toerana : olona 15 monja isaky ny classe
👉 Aza miandry farany, misorata anarana dieny izao fa mahazo REDUCTION🤩🤩 40.000 Ariary 🤩🤩 be izao izay rehetra manao inscription manomboka amin’ny 20 Décembre 2025 katramin’ny 07 Janvier 2026 🥳🥳🥳
📍 Toerana : Analakely Ambodifilao
(ao ambadiky ny Lycée J.J. Rabearivelo)
📞 Fisoratana anarana :
038 13 256 64
038 69 554 01
⭐️ INCREASE YOUR VALUE ⭐️
21/11/2025
Efa betsaka no liana tany aloha… ka ity indray ny Rentrée officielle – volana Desambra ✨
👉Cours Journalier : 08 Décembre 2025 💫
👉 Cours Spécial Samedi : 06 Décembre 2025 💫
🗣️ Ny teny frantsay = lakilen’ny fahombiazana sy ny varavarana misokatra ho an’i Madagasikara!
✨ Antony MAHERY tokony hianarana teny Frantsay :
✔️ Teny be mpampiasa amin’ny asa & raharaham-barotra eto Madagasikara 💼
✔️ Mampiakatra niveau amin’ny asa sy ahazoana promotion 😎
✔️ Fanalahidy hahazoana bourse, fianarana na stage any ivelany 🎓✈️
✔️ Mampitombo ny réseau & traikefa amin’ny olona maneran-tany 🌍
✔️ Mampivelatra ny fahaiza-miteny sy ny communication amin’ny sehatra rehetra 🗣️
⭐ Ao amin’ny BLC ianao dia hahazo :
➡️ Fampianarana mifantoka amin’ny expression orale & vraie communication
➡️ Mpampianatra sariaka, professionnel & manampy anao tsy ho very
➡️ Boky + vidéo maimaim-poana 🎁
➡️ Suivi manokana arakaraka ny fandrosoanao
⚠️ Toerana voafetra be : 15 olona MAX isaky ny classe !
👉 Misorata anarana dieny izao mba tsy ho tara eh 🤩
📍 Analakely Ambodifilao (ambadiky ny Lycée J.J. Rabearivelo)
📞 Contact :
038 13 256 64
038 69 554 01
⭐️INCREASE YOUR VALUE⭐️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo
101