Speak To Succeed

Speak To Succeed

Share

🇺🇸𝐁𝐔𝐒𝐈𝐍𝐄𝐒𝐒 𝐓𝐑𝐀𝐈𝐍𝐈𝐍𝐆 𝐀𝐍𝐆𝐋𝐎𝐏𝐇𝐎𝐍𝐄🇺🇸
📍𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨

03/06/2026

🔥 Te hiasa amin’ny Call Center anglophone ve ianao ?
Aza miandry ela intsony ! Tonga ny fotoana hanatsarana ny teny anglisy sy hanokafana varavarana ho amin’ny asa tsara kokoa 💼✨
📢 SPEAK TO SUCCEED dia manolotra formation manokana ho anao 👇

📚 Ireto avy ireo zavatra azonao :
✅ Fanamafisana ny fahaizana miteny anglisy
✅ Coaching sy accompagnement
✅ Fampianarana technique call center
✅ Fanamboarana CV professionnel
✅ Préparation d' entretien

💡 Formation natao ho an’ny:
✔ Débutants
✔ Ireo te hanatsara niveau
✔ Ireo mikendry hiasa amin’ny call center

🚀 Misokatra ny inscriptionsTompoko ary voafetra ny toerana !
📩 Plus d’infos :
➡️ Mandefasa message privé
📞 034 95 588 20

28/04/2026

AIZA DAHOLO ILAY HOE TE HANAO CALL ANGLOPHONES FA MBOLA DÉBUTANT? NA ANGLAIS IO NA AMIN'NY ASA?

=IZAHAY DIA AO ANATIN'NY FIKARAKARANA IO FORMATION CALL anglophones io amin'izao fa hifarana rahampitso indray aloha izany.

Vonona ve? Mp ary ny tohiny.

27/04/2026

Bonne semaine daholo ☺
Inscription pour la formation Call anglophone est toujours en promotion envoie juste un MP

24/04/2026

COMMENCE TA CARRIÈRE AVEC Nous.

🇺🇸Call training 🇺🇸

22/04/2026

PUB MERCREDI 21 JANVIER

❓ Motivé ianao… fa maninona no mbola recalé foana amin’ny entretien ?

Maro no tena motivé :
✔ te hiasa
✔ vonona hianatra
✔ miezaka mandefa CV
Nefa…
👉 lavo recalé foana amin’ny entretien.
👉 Tsy hoe kamo ianao.
👉 Tsy hoe tsy mahay ianao.
Ny tena olana dia :
❌ tsy misy méthode/ strategia
❌ tsy fantatrao izay andrasan’ny recruteur
❌ tsy mbola niomana ara-dalàna

🎯 Izany indrindra no amboarin’ny formation omenay :
✔ Méthode tsotra hamaliana entretien
✔ Coaching hiatrehana fanontaniana sarotra
✔ Anglais professionnel ampiasaina amin’ny call center (COURS d’Anglais GRATUIT ho an'ny débutant(e)s )
✔ Simulation entretien, appel,...
✔ Accompagnement/ Coaching personnalisé

👉 Ho an’ireo tena te hiova ho candidat vonona.
👉 Aza avela ho very maina ny motivation-nao.
👉 Avadika ho valiny tsara izy io.

💬 Ataovy amin’ny Commentaire hoe “vonona hiomana” dia hiresaka aminao izahay. .

=========================================================

PUB MERCREDI 28 JANVIER

🧪 Test rapide : vonona ve ianao hiasa amin’ny call center ?

📌 Valio amim-pahatsorana 👇
(Aza menatra, ho anao io)
✔ Misy stress ve ianao rehefa entretien ?
✔ Mikatona ve ny sainao rehefa anontaniana tampoka ? mihakanakana rehefa miteny vahiny?
✔ Mbola tsy nanao simulation appel mihitsy ve ianao ?
✔ Tsy azonao antoka ny fomba famaliana client ?
✔ Mora stressé rehefa devant recruteur ?

👉 Raha ENY mihoatra ny 2 ny valiny :
👉 Tsy mbola voaomana ianao… fa azo amboarina anefa.

🎯 Ao amin’ny formation call center omenay :

✔ Coaching entretien
✔ Anglaisprofessionnel ampiasaina amin’ny asa
✔ Simulation entretien, appel, email & chat
✔ Méthode mazava sy tsotra ary mora azo tsara ho an’ny débutant
✔ COURS d’Anglais GRATUIT ho an’ny izay mbola tsy fluide amin’ny Anglais nefa te hisitraka ilay tolotra.
✔ Coaching personnalisé alohan’ny andehanana mipostule.

👉 Tsy vinavinaina intsony ny entretien, fa voahomana tsara.

👉 Fantatrao izao izay tsy ampy.
👉 Ny dingana manaraka dia ny “fiomanana”.
💬 BONUS RÉDUCTION 30% ho an’izay miditra MP izao ka manao inscription.

=========================================================

20/04/2026

Formation call anglophone no base dia afaka ni hi-reussir an'ilay asa nofinofisinao ianao.

Mp si intéressé 🔥

19/04/2026

Intéressée pour une formation Call Anglophone?

⚡Envoye moi un Mp directe.
❌Place très "Limité pour cette semaine "

17/04/2026

JOUR 29
🔑 Ny clé ho amin’ny asa Call Center dia tsy niveau fa préparation.
Débutant(e)? Tsy olana.
👉 Comment “GO” dia hiresaka aminao aho na 0343416951

16/04/2026

📣 Formation Call Center Anglophone – 2026
Débutant(e) ✔️
Coaching personnalisé ✔
Cours Anglisy GRATUIT 3 mois ✔️
👉 MP raha te hahalala bebe kokoa.
Speak To Succeed

15/04/2026

❓ Motivé ianao… fa maninona no mbola recalé foana amin’ny entretien ?

Maro no tena motivé :
✔ te hiasa
✔ vonona hianatra
✔ miezaka mandefa CV
Nefa…
👉 lavo recalé foana amin’ny entretien.
👉 Tsy hoe kamo ianao.
👉 Tsy hoe tsy mahay ianao.
Ny tena olana dia :
❌ tsy misy méthode/ strategia
❌ tsy fantatrao izay andrasan’ny recruteur
❌ tsy mbola niomana ara-dalàna

🎯 Izany indrindra no amboarin’ny formation omenay :
✔ Méthode tsotra hamaliana entretien
✔ Coaching hiatrehana fanontaniana sarotra
✔ Anglais professionnel ampiasaina amin’ny call center (COURS d’Anglais GRATUIT ho an'ny débutant(e)s )
✔ Simulation entretien, appel,...
✔ Accompagnement/ Coaching personnalisé

👉 Ho an’ireo tena te hiova ho candidat vonona.
👉 Aza avela ho very maina ny motivation-nao.
👉 Avadika ho valiny tsara izy io.

💬 Ataovy amin’ny Commentaire hoe “vonona hiomana” dia hiresaka aminao izahay.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Antananarivo