05/12/2024
Miarahaba antsika rehetra, azontsika arahana amin'ity rohy ity ny version audio mahakasika ny FIVOARAKO sy ny T-AFAKA
FORMATION
Tanteraka soa amantsara anio 14/11/2024 ny fivoriana ampitain-davitra na ilay antsoina hoe "WEBINAIRE" izay nampahafantarana ny mahakasika ny fiofanan............
28/11/2024
T-AFAKA en version française
Araho ato amin'ity rohy ity indray ny version AUDIO : https://yesskillsmadera.org/
21/11/2024
Rohy hahafahana misoratra anarana : https://yesskillsmadera.org/inscription/
18/11/2024
FINTINA 3 : FANDRINDRANA NY FIOFANANA
18/11/2024
FINTINA 2 : VOTOATIN'NY FIVOARAKO
18/11/2024
FINTINA 1 : FANOLORANA FIVOARAKO
16/11/2024
Misaotra antsika rehetra izany namaly ny antso fa tanteraka soa amantsara ny WEBINAIRE FIVOARAKO izay notanterahina ny 14/11/2024 lasa Téo.
Ho alefa amintsika eto ihany n'y fintina mahakasika izany.