Business Importation Chine-Mada

Business Importation Chine-Mada

Share

JEHOVAH NO MPIANDRY AHY TSY ANJAVA MAHA HORY AHO

03/02/2026

Un grand merci ร  mes nouveaux followers ! Andry Veromanitra, Xela Loutsy, Izy Ndremananjara, JoSmart Ar'mand, Heidei Haingo Keyishia Tarah, Angelica Yannick, Alexandre Raharivelo, Steven Raz, Rianah Hanitriniaina, Sayah Raz, Eli Sa, Fitiavana Rabarisoa, Gestome Arena, Eric Erick, Kanto Malala, Fanomezantsoa Mami'tiana

21/10/2025

๐Ÿšข ๐—ก๐—ฌ ๐—ฆ๐—”๐—•๐—ข๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—›๐—ข ๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—ข๐—ญ๐—”๐—ข ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ข๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—™๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—˜๐—ก๐—ง๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—–๐—›๐—œ๐—ก๐—˜ ๐—ก๐—” ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—ฉ๐—ข๐—Ÿ๐—” ๐—•๐—˜ ๐—”๐—ญ๐—”! ๐ŸŒŸ

๐Ÿ’ผ Te hanomboka business rentable ve ianao, fa tsy ainao ny fomba fanafarana entana avy any Chine ? Ity formation ity dia natao ho anao raha liana amizay ianao. Frais de formation en salle 30 000 Ar fotsiny, formation 100% pratique ary misy accompagnement 6 mois.
Formation particulier: 150 000ar

๐Ÿ“š ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ง๐—ข ๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—ก๐—ข ๐—›๐—œ๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” :
โœ”๏ธ Techniques fanafarana entana
โœ”๏ธ Fomba firesahana amin'ny fournisseur
โœ”๏ธ Manoro adresse ny transitaire azo antoka
โœ”๏ธ Manoro fournisseur azo antoka
โœ”๏ธ Fomba famerenam-bola raha misy entana tsy mety aminao
โœ”๏ธ Fomba fandoavam-bola rehefa hividy entana

๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ง๐—ข ๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—ก๐—ข ๐—ง๐—ข๐— ๐—•๐—ข-๐—ง๐—ฆ๐—ข๐—” ๐—›๐—ข ๐—”๐—ญ๐—ข๐—ก๐—”๐—ข ๐—ฅ๐—”๐—›๐—” ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ข ๐—™๐—ข๐—ฅ๐— ๐—”๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก :

๐Ÿ‘‰ Ny fanafarana entana avy any chine anisan'ny business rentable be amin'izao.
๐Ÿ‘‰ Tsy be dรฉpense ary tsy mi-deplace fa ao an-trano ihany manafatra entana de tonga ny entana.
๐Ÿ‘‰Fiofanana azo antoka no omenay anao ary formateur efa matianina no hizara traikefa ho anao.

Dieny izao ร ry fandrio ny toerana raha ho tonga hanao formation ianao fa limitรฉ ny toerana.
Raha hamandrika toerana dia alefaso ao amin'ny hafatra miafina (MP) ny anaranao feno sy contact azahoana anao ary haloa mialoa ny antsasakin'ny frai de formation 15 000 ar.

Afaka manafatra ny entanao izahay fa manana NIF Sy Statistique, hoanareo mpiasan-tena na hoan'ireo izay misehatra amin'ny varotra dia afaka manampy anareo izahay amin'ny fanafarana entana tompoko mba hampivelatra sy azahoana tombon-tsoa eo amin'ny sehatrin'ny varotra.

๐Ÿ“… Dรฉtails pratiques :

Lieu : Lycรฉe JJ RABRAIRIVELO, Analakely (Salle nยฐ4)
Horaire : 8h - 12h (raha sendra tara ianao dia tongava fona fa hatramin'ny 09 ora mbola tsy tara)
Date de formation : 15 fรฉvrier 2025
Contact : ๐Ÿ“ž 038 63 105 19

๐ŸŽฏ Rejoignez-nous et maรฎtrisez toutes les รฉtapes

11/09/2025
Photos from Business Importation Chine-Mada's post 17/06/2025
Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Lot IVK 27C Bis Ambohimanarina
Antananarivo