28/05/2026
👉 Ahoana ny fomba hiatrehana recrutement ?
Maro ireo candidat recalé…
tsy voatery hoe tsy mahay,
fa satria mbola tsy ampy préparation sy assurance amin’ny oral. 💡
🎯 Rehefa recrutement dia matetika misy :
✔️ Test écrit
✔️ Test informatique
✔️ Entretien professionnel
✔️ Simulation d’appel na communication
👉 Izany hoe tsy ampy ny CV fotsiny.
Ny fomba firesakao, ny confiance-nao, ny réactivité-nao ary ny gestion de stress-nao no tena jerena.
💬 Indraindray dia olona mahay no tsy tafiditra… satria very confiance rehefa miatrika entretien.
Azo ianarana sy azo entraîné-na tsara anefa izany.
Rehefa voaomana ianao dia hafa tanteraka ny fomba isehoanao eo alohan'ny recruteur.
🎯 Koa raha te hahazo assurance à l’oral sy hiomana amin’ny recrutement tena izy ianao,
Job Courses dia vonona hanampy anao hahay hiatrika izany am-pahatokisana.
📍 67Ha – Ambadikin’ny arrêt bus 119
📞 034 60 967 91 / 038 26 713 42
🚀 Andao hiomana dieny izao… satria ny opportunité tsy miandry!
13/05/2026
“Call-Center” … maro no mahafantatra ilay anarana, fa vitsy no tena mahalala ny réalité ao anatiny.
Misy mieritreritra hoe :
👉 “mandray appel fotsiny”
👉 “miresaka amin’olona fotsiny”
💡 Kanefa ny tena zava-misy dia sehatra professionnel tena mitaky :
✔️ Communication
✔️ Réactivité
✔️ Fahaizana mihaino sy mamaly tsara
✔️ Gestion de stress
✔️ Discipline sy confiance en soi
⚠️ Ireo no compétence sy qualités tena jerena mandritra recrutement sy eny am-piasana✅.
📌 Ary izany indrindra no mahatonga entreprise maro mitady olona : tsy hoe mahay miteny fotsiny… fa mahay miresaka amin’ny fomba professionnel. 🎯
Inona ary no tokony ho fantatrao raha vao te hiditra amin’ity sehatra ity ⁉️
👉 Ahoana ny fomba hiatrehana recrutement ?
Maro no recalé… tsy hoe tsy mahay,
fa satria tsy mbola voaomana. 💡
🔴 Amin’ny recrutement dia matetika misy : ✔️ Test écrit
✔️ Test informatique
✔️ Entretien
✔️ Simulation d’appel na communication
👉 Noho izany dia mila préparation sy entraînement mialoha.
✅Ahoana no fomba hivoarana sy hahazoana poste stable ?
💼 Satria ny Call-Center dia tsy asa “temporaire” fotsiny intsony… fa lasa opportunité ho an’ny olona maro te :
✔️ hahazo expérience
✔️ hivoatra professionnellement
✔️ hanana revenu stable
✔️ ary hanokatra varavarana amin’ny carrière professionnelle
🎯 Ato amin’ny JOB COURSES :
Tsy théorie fotsiny no ianarana
✅Fa ampahafantarina anao ny tena fonctionnement-n’ilay asa
✅ Manao pratique, simulation ary préparation recrutement ianao
✅ Ary hianaranao ireo outils sy comportements tena ampiasaina any am-piasana
💡 Ka na débutant(e) aza ianao, raha vonona hianatra sy hivoatra… dia efa dingana lehibe izay. 🚀
📍 67Ha – derrière terminus 119
📞 034 60 967 91 / 038 26 713 42
11/05/2026
🚀 Dingana voalohany ho amin’ny asa… ny fifehezana ny compétence ilaina.
Maro no mitady poste stable amin’ny call center,
fa vitsy no tena voaomana amin’ny zavatra takian’ny entreprise. 🎯
💡 Amin’izao fotoana izao, tsy diplôme irery intsony no jerena fa :
✔️ Ny fahaizanao Français 🇨🇵 sy/na Anglais 🇺🇸
✔️ Informatique 💻
✔️ Connaissance de base amin'ilay asa🤝
👉 Ireo no compétence tena manokatra opportunité sy mampiavaka candidat iray.
📌 Raha te hiditra amin’ny sehatry ny call center ianao,
dia mila préparation, pratique ary confiance sy fahaizana langue.
🎯 Koa misokatra ary ny fisoratana anarana: mba hanampiana ireo vonona hivoatra sy hiomana amin’ny asa tena izy.
🔥 Formation adaptée ho an’ny débutant sy intermédiaire
🔥 Apprentissage pratique & professionnel
🔥 Orientation vers les métiers de la relation clientèle
📍 Inscription ouverte izao
📩 Alaivo ny toeranao dieny mbola misy.
📍 67Ha – derrière terminus 119
📞 034 60 967 91 / 038 26 713 42
🚀 JOB COURSES — We learn then we work.
04/05/2026
Apprenons quelques termes du centre d’appel ✅
28/04/2026
🚀 Vous souhaitez accéder à un bon emploi… mais vous doutez encore de votre niveau en langue ?
👉 La réalité est simple :
La langue = opportunité.
💡 Maîtriser le français ou l’anglais, c’est :
✔️ Accéder plus facilement à un emploi
✔️ Multiplier les opportunités professionnelles
✔️ Gagner en confiance et en crédibilité
🎯 Chez JOB COURSES :
👉 Des cours de langue adaptés à votre niveau (4 niveaux)
👉 Une progression concrète jusqu’à une communication professionnelle
➡️ Et ce n’est pas tout…
💼 Formez-vous aux métiers de la relation clientèle :
✔️ Agent de prise de rendez-vous
✔️ Télé-enquêteur(trice)
✔️ Assistant(e) clientèle
👉 Des métiers accessibles, concrets et recherchés.
📌 Notre objectif ?
Vous ne faites pas qu’apprendre…
👉 vous vous préparez à travailler et à réussir.
📍 67Ha – derrière le terminus 119
📞 034 60 967 91 / 038 26 713 42
🚀 N’attendez pas le bon moment…
👉 Créez-le dès maintenant.
27/04/2026
5️⃣Erreurs que vous faites dans votre communication !
22/04/2026
🚨 Vao hanandrana Hi-postule amin'ny centre d'appel ve ianao sa efa nandeha fa “recalé” ?
👉 Efa nanontany tena ve ianao hoe: inona marina no tsy nety? Ary indrindra… inona no tokony ovaina?
🎯 Alohan’ny zavatra rehetra, andao ho fantarina mazava tsara hoe inona no tena andrasan’ny Recruteur avy aminao:
✔️ Fahaizana miresaka sy mitondra argument mazava
✔️ Fifehezana outils informatique
✔️ Fahaizana mi-gérer stress
✔️ Comportement professionnel (fomba fihetsika sy gestuelle)
✔️ Réactivité (mamaly haingana, mandray décision)
✔️ Fifehezana ny langue ilain’ilay centre d'appel.
💡 Izany rehetra izany no mamaritra ny maha-voaray anao… na tsia.
📌 Tsy ny CV irery intsony izany no mahavita azy, fa ny niveau réel-anao sy ny préparation-anao no tena jerena.
➡️ Midika izany: mila entraînement, pratique, ary préparation sérieuse ianao.
🔥 Izay indrindra no antony ijoroanay.
Tsy mampianatra théorie fotsiny izahay, fa manofana anao ho vonona hiatrika recrutement sy asa tena izy.🚀
👉 Koa aza miandry “hasard” intsony.
👉 Omano ny tenanao.
👉 Ampitomboy ny compétence-nao.
📍 67Ha – derrière terminus 119
📞 034 60 967 91 / 038 26 713 42
⚠️Toerana voafetra ihany, koa andao hiasa ary✅
05/04/2026
🚀 DEBUTANT(E) ? IZAO NO fotoana hanovanao ny hoavinao.
Tsy mahay langue ?
Tsy mbola manana expérience ?
Mitady asa stable ve ianao ?
👉 Aza miandry intsony. Manomboka eto ny changement.
🎯 Avec JOB COURSES :
✔ Formation complète (1 à 3 mois)
✔ Français 🇨🇵et/ou Anglais 🇺🇲appliqués au travail
✔ Expérience réelle en relation client
✔ Gestion d’agenda & prise de rendez-vous
✔ Compétences informatiques (Base à Avancée)
💼 Objectif clair : EMPLOI.
➡ Certification à la fin
➡ Accompagnement jusqu’à l’embauche
🔥 Tsy hobnofy intsony ny asa stable…ho lasa réalité raha miaraka aminay.
⚠️ Places limitées — sélection en cours
📍 67Ha, derrière terminus 119, devant Havana
📞 034 60 967 91 / 038 26 713 42
26/03/2026
🚀 Izao no fotoana hanombohanao… raha te hiditra hiasa any amin’ny centre d’appel ianao.
❓ Inona moa no tena ilaina raha hiditra amin’io sehatra io ?
✔️ Langue (français na anglais)
✔️ Informatique (fampiasana ordinateur sy outils)
✔️ Communication (fomba firesaka sy fahaizana mihaino)
✔️ Gestion de stress (mahay miatrika pression)
👉 Ary ambonin’izany rehetra izany…
💡 ny fahavononanao hianatra sy hivoatra.
🎯 Ny marina dia izao :
Tsy sarotra ny miditra amin’ity secteur ity…
👉 fa mila préparation sy motivation.
💼 Ny asa dia misy.
Fa ianao no mila miomana sy maka izany opportunité izany❗
💡 Izay indrindra no antony iasan’ny Job Courses…
👉 mba hanampy anao hahazo ilay fahaiza-manao tena ilaina
👉 sy ho vonona rehefa tonga ny opportunité
⚠️Koa indro ary ny OFFRE ho antsika rehetra izay vonona❗
Aza miasalasala maka ny andinindininy @ Mp na makety amin'ny birao!
🔴 Cours Accélérer :40.000 ar (1 semaine de formation intensif)
Droit d'inscription non inclus ❌
📍 Toerana : 67Ha – ambadikin’ny arrêt bus 119
📞 Contact : 034 60 967 91 / 038 26 713 42
📣 Aza miandry fotsiny…
✅ Andao hiasa.
25/03/2026
🎯 L’INDÉPENDANCE (professionnelle), inona marina ?
👉 Tsy hoe olona "matoky tena" na koa hoe "mpandray andraikitra " fotsiny…
Fa valeur professionnelle tena ilaina ny indépendance !
👉ny atao hoe "Être indépendant" dia :
✔️ Afaka miasa tsy mila arahi-maso akaiky foana,
✔️ Mahay mandray décision haingana nefa mahomby,
✔️ Mahazaka responsabilité, mahay mi s'adapte!
✔️ Mitondra solution, fa tsy question fotsiny
✅Mandeha am-pisainana.
💡 Io profil io dia tena rare @ ireo postulants … kanefa tena hifampi-tadiavana surtout amin'ny call center.
💼Inona ary ny tombony raha mahaleo-tena ianao ? :
✔️ Mahazo confiance avy amin’ny responsable
✔️ Mandroso haingana kokoa
✔️ Betsaka ny opportunité ho hazonao
✔️ Lasa indispensable (tena ilaina) ao anaty équipe
👉 Résultat : plus d’opportunités, plus de stabilité, plus d’évolution.
⚠️ Mila mitandrina kosa anefa amin' ny décision ho raisinao sao tsy mifanaraka amin'ny attente n'ny entreprise.
🔴Koa ny fanontaniana ary dia hoe: arakin'ny hevitrao, inona no mety ho point fort sy négatif raha diso "indépendant" loatra ny olona iray⁉️
📈 Ny centre d'appel dia tsy voatery hitady diplaoma foana… Fa olona afaka mihetsika, mahay mandray décision ary mahavita asa tsara sy mahatratra objectifs.
🚀 Conclusion :
Ny indépendance dia tsy lazaina fotsiny fa:
👉 aseho amin’ny alalan'ny action
🎯 Ary izy no manova opportunité tsotra…
ho lasa véritable carrière
❌Koa ianao, mbola hiandry sa handray décision ?
📍 Toeram-pihofanana: 67Ha, ambadikin’ny arrêt bus 119, Havana
📞 Contact : 034 60 967 91 / 038 26 713 42
📣 Andao hiofana ,avy eo Andao hiasa 🚀‼️