19/03/2025
👋Ry Ray aman-dReny hajaina.👋
Tianao ho afaka CEPE na BEPC na BACC ve ny zanakao?
Raha ENY, tonga soa ato amin’ny pejy fa afaka manampy anao izahay.
Manana boky tena hanampy ny zanakao izahay.
Ireto avy izy ireo :
RAHA HOAN'NY CEPE (boky telo) :
1- 📗 Cours complet en fiche (150 pages) izay ahitanao :
✅ S.V.T
✅ Français
✅ Mathématiques
2- 📘 Sujets-types (140 pages) izay ahitanao :
✅ S.V.T
✅ Français
✅ Opérations
✅ Problèmes
3- 📕 Corrigés an'ilay sujets-types (110 pages).
RAHA HOAN'NY BEPC (boky roa) :
1- 📘 Maxi annales 2024 (100 pages) izay ahitanao :
✅ Mathématique
✅ Physique-chimie
✅ 16 Sujets-types
✅ Fiche Memo
2- 📕 Corrigés détaillés an'ilay sujets-types (130 pages)
RAHA HOAN'NY BACC (boky telo) :
1- 📘 Maxi annales TA (120 pages) izay ahitanao :
✅ Mathématique
✅ Physique-Chimie
✅ Les meilleures Sujets Sessions
✅ + Corrigés détaillés
✅ + Fiche Memo
2- 📘 Maxi annales TC (120 pages) izay ahitanao :
✅ Mathématique
✅ Physique-Chimie
✅ Les meilleures Sujets Sessions
✅ + Corrigés détaillés
✅ + Fiche Memo
3- 📘 Maxi annales TD (120 pages) izay ahitanao :
✅ Mathématique
✅ Physique-Chimie
✅ Les meilleures Sujets Sessions
✅ + Corrigés détaillés
✅ + Fiche Memo
👉 Ireo boky ireo dia manaraka ny programam-pampianarana Malagasy.
Ireo boky ireo dia natao mba :
✅ Hahafahan’ny zanakao manatsara ny fahalalany.
✅ Hahafahan’ny zanakao manatsara ny fitadidiany.
✅ Hahafahan’ny zanakao mampitombo ny fahaizany.
✅ Hahatonga ny zanakao ho afaka CEPE na BEPC na BACC.
💕 Ireo ray aman-dreny izay nividy boky tato aminay ka nampihatra tamin’ny zanany izay voalazan’ny boky dia nahatsapa fa niha nahay ary lasa nahalala zavatra marobe ny zanany ary nivelatra kokoa amin’izao fotoana izao. 💕
👍Azo antoka ny boky satria dia fikambanan'ny mpampianatra, Injeniera, mpampiofana no nanoratra azy. Sahinay ny milaza fa raha toa ka tsy nisy fiovana ny fahaizan’ny zanakao rehefa vitany an-tsakany sy an-davany ny ao anaty boky dia mandefasa message aty aminay fa haverinay 100% ny volanao. 👍
💸 Tsy natao lafo tompoko ny boky fa natao ho zakan'ny be sy ny maro. 💸
PRIX promotion jusqu'au 21/03/2025 :
PRIX LIVRE CEPE :
📗 Cours complet en fiche 2024 (150 pages) : 35 000 Ar
📘 Sujets-types 2024 (140 pages) : 33 000Ar
📕 Corrigés an'ilay sujets-types (110 pages) : 27 000Ar.
PRIX LIVRE BEPC :
📘 Maxi annales 2024 (100 pages) : 30 000Ar
📕 Corrigés détaillés an'ilay sujets-types (130 pages) : 30 000Ar
PRIX LIVRE BACC :
📗 Maxi annales TA (120 pages) : 33 000 Ar
📘 Maxi annales TC (120 pages) : 33 000Ar
📕 Maxi annales TD (120 pages) : 33 000Ar
Ireo aloha no BOKY disponibles fa ny PDF kosa misy complets toutes matières, toutes classes.
05/03/2025
15/02/2025
19/10/2024
12/10/2024
07/10/2024
06/10/2024
06/10/2024
05/10/2024