By Voula Beauty

By Voula Beauty

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from By Voula Beauty, Cosmetology School, Rue collèges privés koloina Ampahateza Ambohipo, Antananarivo.

❎COIFFURE ET ESTHÉTIQUE ✅
❎FORMATION AVEC ATTESTATION ✅
❌VENTES DES PRODUITS ✅
🏅15 ANS D' EXPÉRIENCE 🥇
⚠️ RÉSULTATS, QUALITÉS,SERVICES,SUIVIS⚠️
☎️ 0338113863
☎️ 0342761313
🔄 AMBOHIPO ANTANANARIVO ⬆️

Photos from By Voula Beauty's post 14/05/2026

⚠️ HIRESAKA MOMBA NY MYCOSE DES ONGLES ( HOHO ) ISIAKA NA ONYCHOMYCOSE⚠️

⭕ Aretina avy amin’ny champignon na fongus amin’ny hoho izy io an

⭕ Soritr’aretina:

⛔Miova loko (mavo, mainty, fotsy)
⛔Matevina na potika ny hoho
⛔Miala amin’ny hoditra ilay hoho
⛔Misy fofona indraindray
⛔Miadana fa miharatsy tsikelikely

⭕ Antony:

⛔Tanana/tongotra mando lava
Tsy fahadiovana
⛔Fampiasana gant na kiraro mando ela loatra

❌ Afaka tsaboinay manokana ianao raha manana olana momba izy io an🙏

☎️ 0338113863 RENDEZ VOUS

13/05/2026

⚠️ TONTOLONY FANASANA TAREHY ATORO ANAO ARY ⚠️

⭕ Maro no manasa tarehy maraina sy hariva… nefa mbola:

⛔ misy mony

⛔ malazo ny tarehy

⛔ be menaka

⛔ mora misy tasy mainty

⭕ Fa nahoana?

⭕ Satria misy fomba fanasana tarehy DISO atao isan’andro nefa tsy fantatra.

⭕ Ireto misy fomba tsotra nefa tena manampy amin’ny fikolokoloana tarehy

1/ Sasao amin’ny rano avy nampangotrahana dia ampangtsiahana na eau vive ny tarehy

👉Tsy mafana loatra, tsy mangatsiaka be.
👉Manampy hanokatra malefaka ny pores ary manala loto tsara kokoa.

2/ Aza mampiasa savony mahery loatra

👉 Savony sasany manala menaka voajanahary amin’ny hoditra ka mahatonga azy ho maina sy mora mony.

3/ Sasao indroa isan’andro ihany

👉 Maraina sy hariva dia ampy.
👉 Raha be loatra ny fanasana dia mety hampahatezitra ny hoditra.

4/ Aza kosehina mafy amin’ny serviette

👉Tapaho moramora fotsiny ny rano amin’ny tarehy.
👉 Ny fikosehana mafy dia mety miteraka irritation sy tasy.

5/ Misotroa rano betsaka

👉 Ny hatsaran’ny tarehy dia avy ao anatiny koa.
👉 Raha tsy ampy rano ny vatana dia hita amin’ny hoditra izany.

6/ Aza matory misy maquillage na loto

👉 Io no iray amin’ny mahatonga mony sy pores mihidy matetika.

⭕ AZA ADINO MANAO J ' AIME PAGE SY MIZARA MBA AHANARAHANAO MAHASOA SY TORO HEVITRA...HATRANYAN

12/05/2026

👉Soin Pédicure complet :

✅HO ANAREO IZAY MANANA TONGOTRA MITOVITOVY VIDEO ( MYCOSE ,ONGLE INCARNE ...) AO 👇👇👇 MITONGAVA AN...MITSABO

✅Manala ongles incarnés

✅Manala vakivaky ao amin’ny faladia

✅Gommage ny Tongotra iray manontolo

✅Massage pied

✅Pose vernis

❌ ankino efa matihanina tompoko ny manao azy

⚠️ Mankasitraka hatrany tompoko 🙏🙏

☎️ 0338113863 / 0342761313

⭕ Misokatra alahady 7h a 16h an⚠️

12/05/2026
11/05/2026

⚠️ IALANA TSINY FA MISY OLANA ARA TECHINIQUE KELY FA TONGA DIA MIANTSO TOMPOKO AZAFADY
☎️ 0342761313/0338113863

Photos from By Voula Beauty's post 11/05/2026

⚠️COLORATION SY COUPE INDRAY AN ⚠️

⭕ OFFERT SOIN BOTOX, STEAMPOD ( a part BRUSHING )

⭕ 40.000Ar CHEVEUX COURTE ( a partir)
⭕ 60.000AR CHEVEUX LONGUE ( a partir)

⭕ Lundi au samedi 7h a 19h ...
⭕ Sauf dimanche 7h a 16h ...

☎️ 0338113863 / 0342761313

11/05/2026

👉Soin Pédicure complet :

✅HO ANAREO IZAY MANANA TONGOTRA MITOVITOVY VIDEO ( MYCOSE ,ONGLE INCARNE ...) AO 👇👇👇 MITONGAVA AN

✅Manala ongles incarnés

✅Manala vakivaky ao amin’ny faladia

✅Gommage ny Tongotra iray manontolo

✅Massage pied

✅Pose vernis

❌ ankino efa matihanina tompoko ny manao azy

⚠️ Mankasitraka hatrany tompoko 🙏🙏

☎️ 0338113863 / 0342761313

⭕ Misokatra alahady 7h a 16h an⚠️

10/05/2026

⛔ INDRANA KELY ITY VIDEO ITY AN, MANASA ANAO ANARAKA KELY ARY :

🤣 AZA ADINO MANAO J'AIME ILAY VIDÉO KOSA E 🤣

👉 TENA TSY METY HO AFA- PO MARINA ISIAKA OLOMBELONA
👇👇👇

07/05/2026

⚠️ TSY AMPY CALCIUM VE IANAO⚠️

⭕IRETO MISY ASTUCES NATUREL 3 HO ANAO AN:

1/ Atody akoho gasy + persil + yaourt + Tantely + Citron mixena miaraka

2/ Yaourt 1 + Akondro 1 + Persil 200Ar + citron 1+ tantely 1 sotro mixer'na miaraka ( tsy tsara ho an'ny olona ambony tension)

3/ Citron 1 + tamenaka atody akoho gasy 1 + yaourt , fromage , poudre de baobab mixer'na miaraka

⭕ Aza adino manao j'aime page an ,mirary soa hatrany dia mba zarazazarao maximum fa mahasoa tompoko!

07/05/2026

👉Soin Pédicure complet :

✅Manala ongles incarnés

✅Manala vakivaky ao amin’ny faladia

✅Gommage ny Tongotra iray manontolo

✅Massage pied

✅Pose vernis

❌ ankino efa matihanina tompoko ny manao azy

⚠️ Mankasitraka hatrany tompoko 🙏🙏

☎️ 0338113863 / 0342761313

⭕ Misokatra alahady 7h a 16h an⚠️

06/05/2026

⚠️SOIN VAJACIAL,INONA IZY IO⚠️

⭕Soin vajacial dia soin natao hikarakarana maillot :

👉 maillot(gommage,extraction des poils incarné, masque ...

⭕Soin otrany hoe manao tarehy fa any @ partie intime 😊

⚠️ PROMOTION MANAO AZY ZAO AN⚠️

( Sary fanehoana )

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Rue Collèges Privés Koloina Ampahateza Ambohipo
Antananarivo
101