12/12/2024
Matetika isika rehefa mi-code dia manenjika valiny fotsiny, tsy mahay mampiasa ny tanjak'ilay langage akory.
Maro be no tokony ianarana fa ny POO , ny Algorithme ary ny UML no tolotra atombokay omena anareo amin'izao.
Mandefasana hafatra miafina fa tena voafetra ny toerana!
Manana bacc ve ianao ?
Te hanao informatique ?
Tsy afaka concours ?
Miasa andavanandro kanefa te hanao projet informatique hanatsaràna CV ?
Mpianatra informatique kanefa tsy ampy encadrement ?
Natao ho anao ity tolotra ity !
Formation modulaire spéciale tous les samedis en informatique de base.
Misy modules 03 hanombohana azy.
- Programme Orienté Objet
- Algorithme et Structure des données
- L’art de concevoir des logiciels avec UML.
Frais d'inscription 0 AR.
Mpampianatra azo antoka ary efa manana traikefa aman-taonany maro.
Tongava ao amin’ny MP raha liana amin’ny andinindininy ianao.
Aza mitaredretra fa voafetra dia voafetra ny isan’ny toerana !
03/12/2024
Raha te ho informaticien(ne) ianao dia aza tonga dia mitsambikina any amin'ny fahaizana langage de programmation satria dia maro tsy tambo isaina izy ireo. Fehezo tsara aloha ny logique iombonan'ireo langages de programmation izany hoe ny ALGORITHME sy STRUCTURES DE DONNÉES dia ho mora aminao ny tohiny.
Aza tara ary manoratra anarana amin'ny formation atolotray fa ao no hahitànao izany.
Tandremo fa voafetra ny toerana an!
Manana bacc ve ianao ?
Te hanao informatique ?
Tsy afaka concours ?
Miasa andavanandro kanefa te hanao projet informatique hanatsaràna CV ?
Mpianatra informatique kanefa tsy ampy encadrement ?
Natao ho anao ity tolotra ity !
Formation modulaire spéciale tous les samedis en informatique de base.
Misy modules 03 hanombohana azy.
- Programme Orienté Objet
- Algorithme et Structure des données
- L’art de concevoir des logiciels avec UML.
Frais d'inscription 0 AR.
Mpampianatra azo antoka ary efa manana traikefa aman-taonany maro.
Tongava ao amin’ny MP raha liana amin’ny andinindininy ianao.
Aza mitaredretra fa voafetra dia voafetra ny isan’ny toerana !
01/12/2024

28/11/2024
🇲🇬 Ho avy tsy ho ela 🇲🇬
Programmes de formation en Informatique et en Géomatique pour les nouveaux bacheliers et les professionnels.