Speak easy with teacher Fy

Speak easy with teacher Fy

Share

🌟Welcome to Speak Easy with teacher Fy πŸŒŸπŸ’–

13/05/2025

πŸ‡¬πŸ‡§ WATCH, SEE, LOOK

β—ΎWatch: mijery zavatra mandrintran'ny fotoana iray. ( zavatra mihetsika, na miovaova)
Eg: I watch TV every morning.
Mijery fahitalavitra aho isa-maraina
β—ΎSee:mahita
Eg: I see a bird in the tree.
Mahita vorona aho eo ambony hazo.
β—ΎLook : mijery
Eg: Look at me!
Jereo aho!

12/05/2025

πŸ‡¬πŸ‡§πŸ‡ΊπŸ‡ΈDifference between "On time" and "In time" ⌚

β—ΎOn time= tonga amin'ilay fotoana (tsy tara)
Eg: πŸ‡¬πŸ‡§ πŸ‡ΊπŸ‡² The bus arrived on time at 8 :00
πŸ‡²πŸ‡¬ Tonga ara-potoana tsara tamin'ny valo ilay bus.

β—ΎIn time = tonga alohan'ilay fotoana mba tsy ho Tara
Eg:πŸ‡¬πŸ‡§ πŸ‡ΊπŸ‡² We got to the hospital in time to save him.
πŸ‡²πŸ‡¬ Tonga tany amin'ny hopitaly ara-potoana izahay ka voavonjy izy.

11/05/2025

πŸ‡¬πŸ‡§πŸ‡ΊπŸ‡²Alternatives that native speakers commonly use instead of "I don't understand πŸ€”"
πŸ‡²πŸ‡¬ Ireo fomba hafa tena ampiasain'ny tompoteny akotran'ny "I don't understand"

β—ΎI'm not following
β—ΎI'm a bit lost
β—ΎI'm confused
β—ΎThat doesn't make sense to me
β—ΎI'm not quite getting it
β—ΎI'm lost
β—ΎWait, what? (tsy mihaja loatra)
πŸ‘‰ Iza no tena fampiasanareo amin'ireo? πŸ˜€ πŸ‘‡

10/05/2025

πŸ‡ΊπŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡§ Shrug πŸ€·β€β™‚οΈ
πŸ‡²πŸ‡¬ Manetsika soroka ( mampiseho hoe tsy hainao ilay valiny, otran'ity emoji ity πŸ€·β€β™‚οΈ)

πŸ‘‰ Eg:πŸ‡ΊπŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡§She shrugged because she didn't know the answer
πŸ‡²πŸ‡¬ Nanetsika ny sorokany izy satria tsy hainy ny valiny

09/05/2025

πŸ‡¬πŸ‡§ πŸ‡ΊπŸ‡² Other ways to say "I'm fine"

1)I'm doing well
2)Things are going wonderfully
3)No concerns on my side, thank you
4)All is well on my end
5)I'm in good shape
6)I'm chill ( ampiasaina amin'ny namana)
7)All good here (ampiasaina amin'ny namana)

πŸ‘‰ Andao hovaovaina amin'izay ary le I'm fine mazatra iny eeπŸ˜€πŸ€—

08/05/2025

πŸ‘ͺ Family relationship

πŸ‘‰Andao ho hamarina amin'ity lesona androany ity hoe marina ve io sary ambany io? πŸ˜€πŸ‘‡
1) Father : ray( dada)
2) Mother : reny( mama)
3) Children : zanaka ( maromaro) # child : zanaka ( iray fotsiny)
4) Siblings : mpirai_tampo
5) Brother : frère
6).Sister :sΕ“ur
7) Wife: vady ( vehivavy)
8) Husband : vady ( lehilahy)
9) Uncle: dadatoa ( oncle)
10) Aunt : nenitoa ( tante)

πŸ‘‰ Marina ary ve ilay sary? πŸ˜€ πŸ‘‡

20/04/2025

Happy Easter everyone πŸ€—

πŸ‡ΊπŸ‡ΈπŸ‡¬πŸ‡§Let's learn some vocabulary related to Easter πŸ‘‡πŸ‘‡

**Easter= pΓ’ques
Resurrection= fitsanganana amin'ny maty
To resurrect=mitsangana amin'ny maty
Egg= atody
Bunny=bitro 🐰
Faith= finoana
Joy=fifaliana
Celebration 🎊=fankalazana
Easter Sunday=alahadin'ny paka
Easter Monday= lundi de pΓ’ques

πŸ‘‰πŸ‘‰ The best way to remember vocabulary is to use it, so use one vocabulary you like in a sentence in the comment below πŸ‘‡πŸ‘‡

19/04/2025

Hello dear members πŸ‘‹

Let's learn the meaning of the verb " to be afraid of" using this image

πŸ‡ΊπŸ‡ΈπŸ‡¬πŸ‡§ To be afraid (of......)
πŸ‡²πŸ‡¬ Matahoatra (ilay zavatra atahorana) πŸ˜±πŸ™‰

πŸ‘‰πŸ‘‰eg: πŸ‡ΊπŸ‡ΈπŸ‡¬πŸ‡§Men are afraid of women
πŸ‡²πŸ‡¬ Ny lehilahy dia matahoatra vehivavy
πŸ‘‰πŸ‘‰ Andao ampiteneno ao amin'ny commentaire ary ireo sary ireo raha azonao ilay fanazavana πŸ€—

16/04/2025

Hi guys πŸ‘‹

πŸ‡ΊπŸ‡ΈπŸ‡¬πŸ‡§Let's learn some vocabulary πŸ€—πŸ‘‡πŸ‘‡

09/04/2025

Idiom of the dayπŸ‘‡πŸ‘‡
πŸ‡ΊπŸ‡ΈπŸ‡¬πŸ‡§ Up in the air
πŸ‡²πŸ‡¬ Misalasala πŸ€”
Inona no mampisalasala anao hianatra teny Anglisy?

06/04/2025

πŸ‡²πŸ‡¬ Andao hianatra teny Anglisy
πŸ‡ΊπŸ‡ΈπŸ‡¬πŸ‡§ Let's learn English πŸ˜‰

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Antananarivo