Tana Training

Tana Training

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tana Training, Tutor/Teacher, Antananarivo.

Formation professionel en relation client |
Entretien d'embauche | Anglophone 🇺🇲 |
Cours de langue Anglaise 🇺🇲
Coaching | Interview | Training | Call Center
☎ : 0345919448

09/06/2026

❌❌❌Eeeeooooo❌❌❌❌

Ny fihenam-bidy anie ka mitohy eee 😊😊

Ndao hi-invest ho an'ny avenir ntsika ary 😊

08/06/2026
29/05/2026

❌ANAO NY SAFIDY ❌

Misasaka izao ny taona ka hanomboka amizay ve sa mbola hiandriandry kely aloha 😊

PERSO :
👉Ho anareo izay hanomboka dia mbola misy 04 places disponibles ilay formation manomboka Lundi 1er JUIN hoavy zao.

❓Ahoana marina ary zany moa raha mbola sahirana miteny Anglais????🤔🤔🤔
👉👉👉Efa misy renforcement de langue miaraka amin'ilay formation ka 🤫🤫

☎Antsoy ary ny : 0345919448 raha mila fanazavana fanampiny ianao na koa mp avy hatrany.

✍️

29/04/2026

‎❓ Motivé ianao… fa maninona no mbola recalé foana amin’ny entretien ?

‎Maro no tena motivé :
‎ ✔ te hiasa
‎ ✔ vonona hianatra
‎ ✔ miezaka mandefa CV
‎Nefa…
‎ 👉 lavo recalé foana amin’ny entretien.
‎👉 Tsy hoe kamo ianao.
‎👉 Tsy hoe tsy mahay ianao.
‎Ny tena olana dia :
‎ ❌ tsy misy méthode/ strategia
‎ ❌ tsy fantatrao izay andrasan’ny recruteur
‎ ❌ tsy mbola niomana ara-dalàna

‎🎯 Izany indrindra no amboarin’ny formation omenay :
‎ ✔ Méthode tsotra hamaliana entretien
‎ ✔ Coaching hiatrehana fanontaniana sarotra
‎ ✔ Anglais professionnel ampiasaina amin’ny call center (COURS d’Anglais GRATUIT ho an'ny débutant(e)s )
‎ ✔ Simulation entretien, appel,...
‎✔ Accompagnement/ Coaching personnalisé

‎👉 Ho an’ireo tena te hiova ho candidat vonona.
‎👉 Aza avela ho very maina ny motivation-nao.
‎👉 Avadika ho valiny tsara izy io.

‎💬 Ataovy amin’ny Commentaire hoe “vonona hiomana” dia hiresaka aminao
Na atsoy ☎034 31 391 53

27/04/2026

Mbola tsy tara raha izao vao anomboka 🤩

📢“MBOLA MITADY ASA VE IANAO?”📣

Maro ny tanora sy olon-dehibe ankehitriny no mitady asa, nefa indraindray tsy mahita satria tsy manana fahaiza-manao ilain’ny entreprise.

DISO anefa izany fa misy ny Orinasa dia tena manadray DEBUTANT(E) mihitsy ary isan' izany ny Call center (Anglophone)

Tsy midika anefa izany fa tafiditra ho azy ianao fa ireto zavatra ireto no mila hainao sy ianaranao sy amafisinao alohan'ny anombohanao :

✔ Langue (Anglais.)
✔ fomba firesahana amin’ny client
✔ ny fahafantarana @ ankapobeany ny fomba fiasan’ny call center
✅Fomba fanamboarana CV mba ho hisy fiantraikany

💡 Izany indrindra Tompoko no antony hisian'ity formation sy renforcement de langue ity mba ahafahanao débutant(e) miomana tsara

✅TOMBONY AZONAO :
✔ mahay miresaka
✔ mahazo traikefa
✔ mahazo asa

Mandritra ny fiofanana call center ato aminay , ianao dia ampianarinay anao de A à Z ireo zavatra voalaza eo ambony ireo .

🔥 Aza mijanona mitady asa fotsiny… miomàna miaraka aminay mba hahazo asa .

🛑Midira hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny mahakasika ny formation .
Contact: 034 31 391 53 ( Responsable)

TANA TRAINING

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo