MiaratiaCrèche-Garderie

MiaratiaCrèche-Garderie

Share

��� Garderie&crèche Miaratia dia efa misokatra hoantsika.Mandray zazakely 3mois -3ans ,Toerana ilanivato anosipatrana. Mp ary na miantso ny 0343563713 ���

Photos from Garderie Miaratia's post 03/02/2023

😍😍 Chez nous: GARDERIE CRECHE MIARATIA 😍😍
😇 Crèche et garderie de 3mois-3ans
😇 Vous êtes tous les bienvenues 😇
😇 Lieu : ilanivato anosipatrana près du collège st thérèse 😇
Contact : 0343563713

Photos from Garderie Miaratia's post 17/09/2022

😍😍 Chez nous 😍😍
😇 Venez Visiter, vous êtes les bienvenues 😇
Lieu Ilanivato anosipatrana près du collège st therèse
Contact 0343563713

Photos from Garderie Miaratia's post 10/05/2022

😍 Garderie crèche Miaratia dia mandray zazakely foana ra anao inscription ianareo.
*Manampy be ireo mitaiza kely kanefa voatery tsy maintsy miasa.
*Manampy tokoa satria natao zakatsika tsara ny ecolage.
*Afaka mitsidika tsara ihany koa sady mifampidinidinika 😇.
* mp ra mila fanazavana fanampiny momba ny ora sns
Contact 034 35 637 13
Lieu : ilanivato Anosipatrana

Photos from Garderie Miaratia's post 06/05/2022

Misokatra hatrany ny garderie Miaratia hoanareo izay sahirana mitaiza zaza sy miasa 😇 Toerana misy anay ety ilanivato anosipatrana apitan'ny college st Therese.
Mbola afaka mandray akizy soa amantsara izahay. 3mois-3ans.
Manampy sy manomana ny sain'ny ankizy hiditra hianatra rehefa feno taona.
Droit d'inscription 50.000ar
Ecolage 100.000ar/mois efa ao anatiny ny sakafo atoandro gouté ihany no entohan RAD, miditra@8 h@16h izahay fa miakina@nareo ihany koa oe maika iasa na taraiky avy miasa. Merci bcp 😍😘 Contact 034 35 637 13

Photos from Garderie Miaratia's post 15/04/2022

😍😍 Garderie crèche Miaratia 😍😍
😍😍 C'est la Fête 😍😍

Photos from Garderie Miaratia's post 21/03/2022

😍 Coucou daholo oh 😍
😇 Ny garderie Miaratia dia mbola mandray hatrany oh
😇 Zazakely 3mois - 3ans
》Ety ilanivato anosipatrana no misy anay
》 Afaka manao visite foana na weekend
》 034 35 637 13 pour plus de details 😍
Tongava aza misalasala hoan'ireo sahirana mande miasa nefa tsy misy mpitaiza ny zazakely 😍

21/02/2022

Ohhh happy day!!!
Oh happy Day...... 😇😇🙏🙏🙏🙏
Thanks GOD 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏

21/12/2021

Mirary soa 😍😍

SPASMOPHILIE?

Izy ity dia toe-batan'ilay olona mihitsy fa tsy sokajiana ho aretina akory. Des muscles qui se spasmes. Ety am-piandohana dia manasa anao sahady hamaky ny ranty atramin'ny farany.

👉 Krizy :Lasa teritery ny fo, mihenjana valahana, mitady hikainkona tampoka ny tanana, miha mitombo ny fitempon'ny fo, lasa mietsiketsika ny maso ary mety hanjavozavo tampoka, marary andoha matetika, mitebiteby ho azy tsy hay hoe ahoana ary midobodoboka ny fo. Voly ny tanana sy ny molotra ary reradreraka izany foana. Voan 'ny cramps mihitsy aza ;mila tsy ahita tory mihitsy amin'ny alina fa midiridiry sy miasa loha eo. Miferonaina be mihitsy, sempotsempotra.

👉 Antony mahatonga ny Spasmophilie :
Fisarahana tampoka tamina olona nanankinana ny fo. Fahafatesana nitranga, arerahana noho ny fiasan-tsaina be amin'ny Fianarana sy ny Asa. Ambony loatra na ambany loatra ny tahan'ny magnésium, calcium, acide, lipide ao amin'ny vatana.

👉 Vahaolana :Minanà sakafo misy magnésium(akondro), légume, misotro rano tsara ary mila manao sport.
Matoria tsara araka ny tokony ho izy fa tsy écran no atao zava - dehibe. Manaova méditation sy respiration profonde(20s).
Mahaiza mankasitraka ary isaory ny zavatra rehetra.

👉 Raha sanatria miha mitombo ny krizy dia makà sachet, atao eo amin'ny vava sy ny orona ary manao respiration ao. Satria misy gaz carbonique expiré loatra, ary iny sachet iny no mi reéquilibré azy mba ho tony (Oxygène /Gaz carbonique) ary manome signal ny système nerveux izany mba ampitony azy.

HAFATRA :
Ataovy izay mahafalifaly sy mahasambatra ary mila mivanitika be sy mitsikitsiky hatrany e!
Izay amin'ny ankapobeny no mahakasika ny Spasmophilie na tétanie. Tsisy taizan'aretina izany fa resinao io. Reprogrammation mental vaovao mihitsy. Azonao ialana tsara mihitsy. Tsisy hoe fa ahoana fa resinao fotsiny tsotra izao io.

Vitanao io! Izaho maka anao! Tahian'Andriamanitra

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo