06/09/2025
https://www.facebook.com/61578697776378/posts/122121177176956592/
FAHAFAHANA BACC NO TANJONA fa TSY FIFEROTANA AINA โบ๏ธ
Prof tena tsara no omena anao,misy ambiance,misy dรฉfi ary misy encouragement๐
07/07/2025
"Renforcement total" pour les futurs Bacheliers (res) pour l'obtention du Bacc avec Mention.
Faradoboka bacc sรฉrie A,L,C,D,OSE : - Mathรฉmatique (Mercredi 16 juillet 2025) 8-11h Epp 67ha Nord
- Malagasy ( Jeudi 17 Juillet 2025) 8-11h Epp 67ha Nord
- Philosophie ( Vendredi 18 Juillet 2025) 8-12h, 13-16h Espace Pk Zรฉro Madarail, Soarano
- Histo-Gรฉo ( Samedi 19 juillet 2025) 8-11h Epp 67ha Nord
Hafa ihany ilay afaka Bacc avec Mentionโบ๏ธ๐
Ho hitanareo ao daholo ny mรฉthode rehetra ahazoana note ambony indrindra isa-taranja, fandrindrana fotoana anaty toeram-panadinana,
Pronostic de sujet avec explication profonde.
Aleo ho vitaintsika amty 2025 ity izany BACC A LAUREAT izany e !!!
03/07/2025
๐ ๐๐ฆ๐ฆ๐๐๐ ๐ฃ๐ข๐จ๐ฅ ๐๐๐ฆ ๐๐จ๐ง๐จ๐ฅ๐ฆ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ฅ๐ฆ ๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐ฆ๐๐๐ฅ 2025
Hey!Ianao io
ouii ianao io mihitsy ka!
Manana namana hanala BACC ve?
sa zanaka hanala BACC?
Sa fianakaviana?
sa IANAO MIHITSY?
๐๐๐ข๐ง๐๐จ ๐ฆ๐จ๐ ๐๐ ๐ฆ๐๐ญ๐ฒ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ก๐๐๐๐ก๐๐ง๐ ๐๐๐๐ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ญ๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐?
Efa mahay ve?hmmm
Mbola tena SAHIRANA?
Sa te Hahatoky tena ?
โญ๐๐๐๐๐ก๐๐ก๐๐ก๐ ๐ฆ๐ฌ ๐ฉ๐๐๐ ๐ข๐๐๐ก๐ ๐๐๐ฅ๐๐ฃ๐๐ฅ๐๐ก๐ฌโญ
โ๐๐๐ฅ๐๐๐ข๐๐ข๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
โ๐๐ฏ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ฅ๐๐ฅ๐ ๐๐๐ง๐๐ซ๐ข๐ ๐๐ซ๐จ-๐๐๐ฑ
๐๐
๐๐ฆ๐ข๐ง๐ญ๐ข๐ง๐๐ง๐ ๐ข๐ณ๐๐ฒ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐.@ ๐๐๐๐๐๐
๐๐
๐๐ฆ๐๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐!
๐๐๐ฎ๐ฃ๐๐ญ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ 2025
๐๐๐ข๐๐ฎ:๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐ซ๐ฬ๐ฌ๐๐ซ๐ฏ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐ฉ๐จ๐ฌ๐ฌ๐ข๐๐ฅ๐
๐ง๐๐๐จ ๐๐ซ๐ฒ ๐!"๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐ ๐ฎ๐น๐จ๐ต๐ซ,๐จ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฎ๐๐๐๐
,๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฎ๐๐๐๐
๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐ฎ๐๐๐๐
๐"
สแดแดษดแดสแดแด แดขแดแดส แดาแด แดาแดแดแด,ษดแดสแดแดขแด sแดแด,สแดแดษดแดสแดแด แดแดษชแดษดแดแดสแด sส ษดแดแดแดษดแด....๐ง๐๐๐จ๐๐ข ๐๐๐๐ฌ ๐ก๐๐ ๐๐ก๐๐ข ๐ง๐๐๐ก๐๐ข ๐๐๐๐๐ญ๐ข ๐ก๐ข๐ง๐ ๐ง๐ฆ๐๐ฅ๐ ๐๐ ๐๐ก๐ข๐ฅ๐จ ๐๐๐๐ 2025
28/06/2025
๐บManao ahoana ny fiasana saina ?๐๐ค Mandeha ny fotoana annn!!!๐
Sao dia mba ato no ahitanao ilay fanala-hidy farany, tsy avelantsika ho very maina ny ezaka efa nataonao hatrizay.
๐โผ๏ธ"แดแดแด
แด สแดแดษขแด"โผ๏ธ izay tanterahin'ny Cours EndGame Education, izay atao ny Sabotsy 12 jolay 2025 ho avy izao, iarahana amin'ireo mpampianatra efa manana ny traikefa isa-taranja. ๐
ผ๐
ฐ๐
ธ๐
ผ๐
ฐ๐
ธ๐
ผ๐
ฟ๐
พ๐
ฐ๐
ฝ๐
ฐ ny fidirana amin'io.
Ahitanao ny taranja Filรดzรดfia, Mathรฉmatiques, Malagasy ary Histo-Gรฉo.
Ny toerana dia ao amin'ny EPP 67ha Nord, akaikin'ny Pharmacie Mamy.
Ny fidirana dia @ 8ora tsy diso.
Contact : 0338185538, 0374651725,0346056404.
31/05/2025
Hafatra ho anlisany avy any @ IA... ๐๐๐ช
31/05/2025
Ho an'ireo izay manao SVT, anampy anareo ahazo naoty tsara ny fanaovana exercices ary mahita ny types d'exercices karazany maro.
Ity ary misy, ka afaka alefanao MP ny valiny, ary omenay anao ao koa ny corrigรฉ.... ๐๐๐
28/05/2025
Ndao ary ho asiantsika lalao kely amin'ity androany ity e ๐๐ Billets 4 gratuit par Pack ary no atolotray ho anao.
Mahazo billet 1 gratuit izay olona 4 tsara vintana amin'izany iatrehana an'ilay Rรฉvision Gรฉnรฉrale ho tanterahinay๐๐
Ho avoakantsika en direct eto moa ny anaran'ireo izay nahazo izany billet izany ny Dimanche 1er Juin izao .
Izao ary ilay izy :
-Mentionneo ao @ commentaire ilay namanao 5 mbola sahirana na matahotra anzan สแดแดแด แด สแดแดสแดฬแดแด izany.
-Partageo anaty Groupe 2 ny Publication.
- Mi-j'aime ny Publication sy ny Page.
Aiza ndray no ahita offre otrn zany ๐ Alefa ary !!!๐
26/05/2025
Mbola tsy tara amin'izao fotoana izao raha i-assurer ilay สแดแดแด miaraka aminay ianao.
Ho arakao anaty fotoana fohy ny taranja izay mbola manahirana anao.
๐ข๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐ ๐๐๐๐ ? ๐ข
าแดแดแดแดษดแด แด แด ? ๐๐
sแด แด แดสแด ?๐ท๐ถ
๐Tontolo andro mihintsy ny cours, izany hoe maraina sy hariva. Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy.
๐Sarany tokana ihany ary tena mirary, 30.000ar. Droit 0 ariary.
Raha maniry ny hanatrika matiรจre par sรฉance, izany hoe isaky ny Chapitre izay manahirana anao ihany, dia 2.500ar izany.
- Efa azonao atao ny mamandrika ny toeranao amin'ny alalan'ity pejy ity na ny "Philo Bacc 2025".
- Ny toerana tsy miova, ao amin'ny Epp 67ha Nord.
- Ny laharana dia ireto avy ho an'ireo izay mila fanazavana manokana 0338185538/ 0346057404/ 0374651725
"๐
ฐ๐
ฝ๐
ณ๐
ฐ๐
พ ๐
ฐ๐๐ ๐
ท๐
ฐ๐
ฝ๐
พ๐
ผ๐
ฐ๐
ฝ๐
ฐ ๐
ฝ๐ ๐
ท๐
พ ๐
ฐ๐
๐ ๐
ณ๐
ธ๐
ด๐
ฝ๐ ๐
ธ๐๐
ฐ๐
พ "
Bonjour daholo.
Iza daholo ilay mbola manana tahotra sy fanahiana amin'izao fotoana izao ?
Aza manaiky ho resy izany fa izay anie no antompisianay eto e....
Afaka miditra mp koa izany manana olana am resaka BACC fa vonona anampy anao izahay....
05/04/2025
โโVonona ny handray ny diploma bakalorea anao ve ianao? โโ
Aza mitady lavitra eto zay hiaraka hanakatra ny tanjona miaraka aminao, ndao hiaraka aminay, mahazo lesona manokana sy famarahamaso akaiky ianao.
๐ถSerie: A, L
๐ถCours Spรฉcial Samedi
๐ถToute la journรฉe
๐ทFomba fampianarana hafa kely, miaraka amin'ny mpampianatra tena mahafinaritra sy mampahay daoly. Pedagogie unique
๐ดInona tsony ho endrasana raiso ny kitapo de andao hianatra!!
๐ดAry aza taraiky fa voafetra ny toerana.
๐ด"La victoire commence par la mentalitรฉ"
โฆ Lieu: Epp Ivato
Tel: 0343504425/
033 81 855 38
Diniho kely anie ๐
โEn gรฉnรฉral, les gens intelligents ne sont pas courageux et les gens courageux ne sont pas intelligents.โ
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 12:00 |