Tia KitraNa

Tia KitraNa

Share

Natokana ho antsika mpilalao kitra sy manana tanjona amin'ny taranja baolina kitra.

04/01/2025

Diego Maradona : Ilay kintana tsy mety maty ao am-pon'ny mptitia kitra.

Nanamarika ny tantaran'ny baolina kitra tany amin'ny taona 80 tany ho any ny tongotra havian'ity Ranamana ity.

👉Toy izao ny zava-bitany :

🏆Champion du Monde 1986 niaraka tamin'ny Argentine, izay nahafetesany ny "Main de Dieu" sy ny "But du Siècle".

🏅🏅 Deux fois Champion d'Italie tao Naples, izay ekipa kely nefa noho ny fahatongavany tao dia lasa sangany tao Italie sy tao Eoropa

🥇 Ballon d'Or d'honneur Tamin,ny taona 1995

⚽Raha te ahalala zavatra betsaka momba ny kitra ianao dia tsidio ny tranokala Tia Kitrana : https://tiakitrana.blogspot.com/

Arao ny pejy !!!!

31/10/2024

⚽ Arabaina i Marcus Rashford nahatratra ny faha 27 taonany androany 🎊🎊

🟩 Anglisy teraka tamin’ny 31 octobre 1997.

🟩 Sady haingam-pandeha no manana avo lenta tekinika miavaka.

🟩Mamitaka amin’ny fomba malaky ary mahavita miova làlana tampoka eny ampandehanana mafy.

🟩Mbola tanora nefa mahazaka tsindry ara-tsaina mahery vaika, indrindra izy nandalo foatoan-tsarotra tamin’ny Euro 2020 (2021).

🟩Raha tsiahivina dia hanisan’ny nomena handraikitra handaka ny “tirs au but” izy rehefa nanao ady sahala 1 – 1 ny italianina sy ny anglisy. Indrisy nefa fa tsy nahafiaty izy ary nanaraka azy tsy nahatafiditra izany ihany koa ry Jadon Sancho sy Bukayo Saka. Nibata ny fandresena ny Italianina.

🟩 Ankehitriny dia mbola milalao ao amin’ny Manchester United izy.

© ZFH

La Prise d'Information au Football : Le Secret des Meilleurs Joueurs pour Être Toujours en Avance 07/10/2024

⚽Prise d'information🧐
Fantatrao ve fa ny fahaizana mifehy ny "Prise d'information" (Fitiliana ny manodidina eny ambony kianja) no anisan'ny mampiavaka ireo mpilalao goavana indrindra eran-tany?🌟

Raha te ahafehy izany ianao dia ity ny pitsopitsony rehetra ilaina amin'izany.

👇👇👇

La Prise d'Information au Football : Le Secret des Meilleurs Joueurs pour Être Toujours en Avance Le football, c'est comme une danse où chaque mouvement est calculé. Si tu veux devenir un grand joueur de football , tu dois être capable ...

Révolution en Ligue des Champions : Tout comprendre du nouveau format 2024-2025 24/09/2024

UCL (ligue des champions de l'UEFA)🏆
👉 Ilay kalisy lava sofina!!

Toa niova ny firafitry ny fifianinana???🤔

Indro ny fanazavana amin'ny antsipirihiny ny rafitra vaovao.
👇👇👇

Révolution en Ligue des Champions : Tout comprendre du nouveau format 2024-2025 La Ligue des Champions , compétition reine du football européen , a connu une refonte majeure pour la saison 2024-2025. Ce nouveau format,...

24/09/2024

‼️ TRES URGENT‼️

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Address

Ankadindratombo
Antananarivo
101