Mpanazava Kristy Fanantenana Ofisialy

Mpanazava Kristy Fanantenana Ofisialy

Share

Ho vavolombelon'i Jesoa Kristy
Ho olom-pirenena vanona
Ho andrin'ny fianakaviana

22/02/2026

2️⃣2️⃣ Février

💚🤍

31/12/2025

Miarahaba antsika rehetra notahian'ny Tompo ka mbola velonaina nahatratra izao taona vaovao 2026 izao.

Isaia 43: 18 " Aza mahatsiaro ny lasa, na misaina ny taloha"

25/12/2025

"Voninahitra any amin'ny avo Indrindra ho an'Andriamanitra! Ary fiadanana ho ety ambonin'ny tany amin'ny olona ankasitrahany."
Lioka 2 : 14

Photos from Mpanazava Kristy Fanantenana Ofisialy's post 26/11/2025

📣📣📣 𝗥𝗮𝗵𝗮 𝗵𝗶𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝘀𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗶𝘀𝗲, mila 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚 sy 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐤𝐚 ny hoe 𝐢𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐡𝐨𝐞 𝐡𝐞𝐫𝐢𝐬𝐞𝐭𝐫𝐚 ⁉.

Hanampy an'ise amin'izany ireo sary etsy ambany.👇🔎🟧

Ireo fandraisana andraikitra tsotra manoloana tranga mampiseho herisetra :

🔸 Afaka 𝐦𝐢𝐭𝐚𝐭𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐠𝐚 𝐧𝐢𝐬𝐲 𝐡𝐞𝐫𝐢𝐬𝐞𝐭𝐫𝐚 ise rehefa mahita (ray aman-dreny, manam-pahefana) 👀📣

🔸 Afaka 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐫𝐨 𝐥à𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 antso vonjy, fitarainana na fitoriana. ❌☎📩

🔸 Afaka 𝐦𝐚𝐦𝐩𝐚𝐡𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐡𝐲 𝐟𝐚 𝐳𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 ny 𝗳𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝘀𝗲𝘁𝗿𝗮. 🕊⚖

☝𝗜𝘀𝗲 - 𝗶𝘀𝗶𝗸𝗮 ✊, tsy hitazam-potsiny manoloana ny tranga mampiseho herisetra.✊


11/11/2025

💚 Mpanazava Vonona, Vonona
💪Mandrosoa hiantafika, hiantafika
🪢Sikino Fahamarinana
🦺Tafiho ny Rariny
👟 Kiraroy Fahavononam-panahy
🛡️Finoana no Apinga
⛑️Famonjena ho Fiarovan-doha
🗡️Tenin'Andriamanitra Sabatry ny Fanahy

⏳15 Novembre 2025 😉

26/09/2025



Tanana Havia 👋
🚨 Noho ny toe-draharaha iarahatsika mahalala dia Ahemotra amin'ny fotoana mbola tsy vofaritra ilay fihaonantsika 💚🤍 Mpanazava 103em 🤍💚
🥺 Ho lazaina eto ihany ny vaovao mahasika izany.

🇲🇬 Ho tia ny fireneko no ekeko izao 🙏
Samia mitondra am-bavaka 🙏

25/09/2025


1️⃣ Maka bahana 🧎
3️⃣ Dia lasa 🏃

Fandaminana farany:
⌚ 9h 30mn eo @ Mada Hôtel ny fotoana 🚎
🚨 Aza adino ny :
📖 Baiboly sy Fihirana
🍽️ Lovia sy sotro
🤑 Vola 1.000ar
🫡 Marika maha Mpanazava
🩵 Akanjo misy loko manga

10/09/2025

👋 Mbola ao tsara daholo ve
🗓️ Andro sisa no isaina dia tonga ny

🤩 Ianareo izao efa dodona eh?
😍 Izahay koa efa sasa-miandry

👉 Mifandraisa ao amin'ny :
📱034 04 132 78
✉️ Mandimby Niaina

🤔 Iza no ho namanay?
⏳ Manana hatramin'ny Alahady 21 Septambra 2025 i se mba ahamora ny fandaminana

29/08/2025

🚨 Tandremo faha 2 🔔

🗓️ Alahady 28 Septembre 2025 ary ilay fotoana koa samia mihomana eh 📌

📝 Ny ho atao amin'izany? 🧐
🍲 Sakafo 🏅 Lalao 🎤 Hirahira sy Fifampizarana ♥️

🎒 Lovia & sotro 🤤 ihany no entina dia 💰 vola 1.000ar 😉
🥰 Ny marika maha Mpanazava ihany koa tsy hadino ah 😁
👉 Code couleur : famille de Bleu 💙🩵 (rehefa manga 😅)

🔎 Fa iza daholo moa no hasaina? 😱
✅ Sampana mena
✅ Mpiandraikitra
✅ Sy izay efa vita Fanekena Mpanazava rehetra teto 💚🤍

📢 Mba ho fandaminana ary dia mandefasa hafatra ao @:
📱034 04 132 78
✉️ Mandimby Niaina
hatramin'ny ⏳ Alahady 14 Septembre 2025 fanamafisana ny fahatongavan'se ♥️

17/08/2025

📢 Allo Allo 📢

💚🤍 Nobeazina teto amin'ny Orimbaton'ny Fanantenana 103 éme ve i se ? 🤔

✅ Efa vita Fanekena Mpanazava ah? 🥰
👉 Tranainy sa
👉 mbola sampana Mena ♥️
👉 na koa Mpiandraikitra ah? 🤩

🚨 Indro ary ny Tandremo Voalohany koa samia mihomana fa ho avy tsy ho ela ny fihaonana ah⏳

Photos from Mpanazava Kristy Fanantenana Ofisialy's post 03/03/2025

✨Mpitarika kely mahefa✨

Tsy mifidy taona ny maha-mpitarika – na lehibe na kely dia afaka ny ho mpitarika avokoa.
Manana tombony manokana ny mpikambana Mpanazava satria vao manomboka amin'ny taonan'ny voronkely (6-12 taona) dia efa misitraka sahady izany fiofanana ny ho mpitarika mahomby izany.

Nandray anjara tamin'ny fiofanana loham-bondrona izay nokarakarain'ny faritany Mpanazava Analamanga Afovoany ny 28 febroary - 02 Martsa lasa teo ireo loham-bondrona sampana mavo sy maitso eto amin'ny vondrona Mpanazava Kristy Fanantenana Ofisialy .

🎶Ho mpitarika mahay
Haneho asa soa satria mpianatr'i Jesoa 🎶

👉🏼Raha tian'ise ho mpitarika mahomby ny zanak'ise, ampidiro Mpanazava izy mba hivelaran'ny mahaolona feno azy.

👉🏼Antsoy ao amin'ny commentaire izay ray aman-dreny fantatr'ise fa mila izany fanabeazana izany ho an'ny zanany.


Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

FJKM Kristy Fanantenana
Antananarivo
101