19/02/2026
Omenay Boky PDF fianarana Anglais sy Français indray ianao Raha toa ka Mbola tsy nahazo izany.
Ahaizana Vocabulaire sy grammaire
Ahaizana Expression sy conversation fanao isan'andro sy ny maro hafa...
Fanazavana teny Malagasy mazava tsara
▶️ Mandefasa Message ato amin'ny page mba hahazahoanao izany
07/02/2026
Tsy voatery handany écolage lafo be intsony vao hahay miteny teny vahiny.
Ity misy application fianarana teny vahiny tena mora ampiasaina sy mahomby.
👉 https://teachermada.onrender.com/
Afaka misafidy cours maro sy niveau rehetra (A1 → C2) ianao, arakaraka ny fahaizanao.
🔹 Gratuit ny fampiasana azy
🔹 Misy koa version payant, manomboka 500 Ar monja, raha te hianatra bebe kokoa
📚 Misy mpampianatra miaraka aminao 24/7,
👉 afaka manontany amin’ny teny gasy na amin’ny français raha tsy azonao.
🎧 Misy :
📞 Pratique appel vocal
🗨️ Dialogue tena izy
📒 Exercices sy fanazaran-tena
📚 Lesona feno sy mazava, azo hazavaina amin’ny teny gasy na français..
Tsotra be ny fianarana ao, mora arahina, téléchargeable, audio prononciation tena Top, explication mazava Tsara..
ary maro amin’ireo efa nampiasa azy no nahita fandrosoana, na ireo gratuit na ireo nandoa sarany kely.
👉 Andramo aloha, fa maimaim-poana ny manandrana sy mianatra.
👉 Zarao amin’ny namana fa mety hahasoa azy koa.
🎯 Natao ity app ity ho fifanampiana ho an’izay rehetra te hahay teny vahiny haingana sy mahomby : Anglais, Chinois, Espagnol, Allemand, Italien, Portugais, Hindi, Japonais, Arabe, Russe, Coréen, Swahili, Français…
🔗 Lien v1 :
https://teachermada.onrender.com/
27/02/2025
✅ 100% garantie amin'izay ny hahaizanao miteny ANGLAIS na FRANÇAIS na CHINOIS ato amin'ny Page.
↪️Mandefa Message Privé Dia mahazo fanazavana automatique.
20/02/2025
Apprenez l’Anglais, le Français ou le Chinois en ligne :
▪️Explications simples en Malgache
▪️Niveau Débutant à avancé
▪️Paiement unique par matière, pas d’abonnement
▪️Choisissez votre horaire, apprenez partout
▪️Professeurs experts pour vous guider, pratiquer..
↪️ Envoyez-nous un message Facebook ou Contactez-nous : 0349310268 pour commencer !