Centre de Formation Professionnelle en GRH à distance

Centre de Formation Professionnelle en GRH à distance

Share

Décrochez votre Certificat de Formation Professionnelle Qualifiante en GRH après 6 mois de Formation (CERTIFICAT_FPQ EN GRH).

Formation GRH à distance

Système d'Information des Ressources Humaines
(Logiciel MBELOGNA SIRH) by HAYDEAL.

06/03/2025

🚀 Fiofanana hahatsara ny hoavinao arak'asa hahazahoana certificat amin'ny GRH na fitantanana olombelona !

Te ho lasa matihanina amin’ny fitantanana olombelona ve ianao ?

Ity fiofanana ity no dingana lehibe hahatongavana amin'izany!

🔹 Natokana ho anao

✅ Mpandraharaha sahy sy vonona
✅ Mpitantana manana vina lavitra
✅ Olona te hiakatra amin’ny asa fitantanana
✅ Mpianatra maniry ny ho lasa mpitantana matihanina

🎯 Nahoana no tokony hanaraka ity fiofanana ity ianao ?
🔥 Traikefa avo lenta – hahazahoana fahaizana lalina amin’ny fitantanana olombelona.
🔥 Fanohanana manokana – fampiofanana sy coaching manokana hanatrarana ny tanjonao.

📌 Fiofanana A Distance: Araka ny fahafahanao

🏆 Certification – Mahazo mari-pahaizana ara-dalàna hanatsarana ny hoavinao matihanina.

⚠️ Toerana voafetra ! ⚠️
👉 20 monja no afaka misoratra anarana. Aza adino ity fiofanana manan-danja hanovana ny hoavinao ity !

📩 Misorata anarana dieny izao midira hafatra miafina na miantsoa +26134 91 833 81

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Address

Isoraka
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Friday 08:00 - 17:30