AELC madagascar

AELC madagascar

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AELC madagascar, Language school, 67ha, Antananarivo.

Photos from AELC madagascar's post 17/09/2024

🇲🇬SALAMA DAHOLO 🇲🇬
🇺🇸HELLO EVERY ONE🇺🇸

COURS : NATOKANA HO AN'IREO MBOLA TSY NIANATRA MIHINTSY na TENA MBOLA SAHIRANA ANGLISY (DEBUTANT)

✔Tinao hiteny anglisy ny vahoaka sahaninao

✔AZA ADINO FA AFAKA MIARA-MIASA IHANY KOA IZAHAY
HO AN'I

✅ORINASA
✅FIANGONANA
✅SEKOLY
✅OLON-TSOTRA

🇺🇸Ary ho an'ireo en salle kosa

Andohatapenaka🏢

COURS :NORMAL ET SPECIAL SAMEDI

ANKIZY , TANORA , LEHIBE

ao anatiny fotoana fohy ianao dia ahita vokatra

TSY MIFIDY TAONA IZAHAY AH ARY TSY MITAKY DIPLAOMA IHANY KOA

Voafetra ihany ny toerana!!

Azonao atao ny misoratra anarana par message na hafatra miafina

CONTACT :038 89 805 16
:033 42 238 07

25/08/2024

👋🏻Salama daholo oh👋🏻= hello everyone

COURS NORMAL : 120.000ar= 2mois (mianatra isan'andro) 2h/j

COURS SPECIAL SAMEDI (4h) et MERCREDI (4h ): 100.000ar =3mois

TOLOTRA HO ANAO IZAY MANIRY HIANATRA SY AHAFEHY NY TENY NEFA TSY MAHATAKATRA NY SARAM-PIANARANA AMIN'IREO SEKOLY AMBONY ETO TANANARIVO ANAO:

ANKIZY , LEHIBE , TANORA

TSY MIFIDY TAONA TSY MITAKY DIPLAOMA

Fomba fampianarana tsotra sady miavaka

FISORATANA ANARANA MANOMBOKA NY
09 Sept hoavy izao

Toerana :ANDOHATAPENAKA EO NO MITSOFOKA MANARAKA LALANTANY 100m eo ho eo dia mahita banderole AELC ianao dia eto izahay

Voafetra ny toerana ah

tongava ary fa vonona handray anao ampanajana izahay

CONTACT: 0334223807
:0388980516

midira hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

67ha
Antananarivo