15/01/2025
COURS DU SOIR : Alatsinainy 20 Janoary 2025 / Mbola mandray mpianatra vaovao izahay amin'ny cours du jour.
🏆 CFP CLIC - MAHAJANGA 🥇
💵 DIPLÔME INTERNATIONAL
💵 AGRÉE PAR L'ÉTAT
FIANARANA :
📌 ANGLAIS 🇺🇲
📌 FRANÇAIS 🇨🇵
📌 INFORMATIQUE 💻
📌 Formation en CALL CENTER 📞
WIFI GRATUIT ho an'ny rehetra ✔️
👉 Mbola mandray mpianatra vaovao izahay amin'izao.
👉 Tsy mila diplaoma na fahaizana manokana ny miditra ho mpianatra vaovao ato amin'ny CLIC
👉 Manasa anao hisoratra anarana dieny izao fa tena voafetra ny toerana 🏃
🏢 Toerana : Ampitan'ny 5 étages Tsaramandroso Mahajanga ( Ao amin'ny 1er étage ny Laoka Fy, amoron-dalana , akaikin'ny baobab Tsaramandroso)
📞 034 55 555 34 / 032 77 966 93 / 033 67 555 55
15/06/2024
🏆CFP CLIC - MAHAJANGA 🥇
AGRÉE PAR L'ÉTAT
💥🪙 CERTIFICAT NATIONAL+ INTERNATIONAL 💯💥
FIANARANA :
📌 FRANÇAIS 🇨🇵
📌 ANGLAIS 🇺🇲
📌 INFORMATIQUE 💻
Misy FIANARANA ho an'ny:
_ Universitaire
_ Débutant
_ Zaza 5 - 11 Taona
_ COURS DU SOIR
_ COURS DE VACANCES
Manasa anao hisoratra anarana dieny izao fa tena voafetra ny toerana 🏃
🏢 Toerana : Ampitan'ny 5 étages Tsaramandroso Mahajanga ( Ao amin'ny 1er étage ny Laoka Fy, amoron-dalana , akaikin'ny baobab Tsaramandroso)
📞034 55 555 34
07/06/2024
🏆CFP CLIC - MAHAJANGA 🥇
AGRÉE PAR L'ÉTAT
💥🪙 CERTIFICAT NATIONAL+ INTERNATIONAL 💯💥
FIANARANA :
📌 FRANÇAIS 🇨🇵
📌 ANGLAIS 🇺🇲
📌 INFORMATIQUE 💻
FIDIRANA:
Informatique : mandray mpianatra vaovao isan'andro izahay satria ordinateur iray isaky ny Mpianatra
Français, Anglais
Misy cours spécial :
_ Étudiant ( Universitaire + niveau terminal) Lundi 05 Août 2024
_ Débutant (08 Juillet 2024, 2 Mois)
_ COURS DU SOIR ( 10 Juin 2024)
_ Zaza 5 - 11 Taona (08 Juillet 2024, 2 Mois)
_ Cours de vacances (08 Juillet 2024, 2 Mois)
Manasa anao hisoratra anarana alohan'ny fidirana fa tena voafetra ny toerana 🏃
🏢 Toerana : Ampitan'ny 5 étages Tsaramandroso Mahajanga ( Ao amin'ny 1er étage ny Laoka Fy, amoron-dalana , akaikin'ny baobab Tsaramandroso)
📞034 55 555 34
18/12/2023
RAHA VERY NY TÉLÉPHONE.
Ireo tokony ho fantatra :
🔴 ILAINA ny ''CODE IMEI'' indrindra rehefa sanatria very ny téléphone 📱
1- DIENY IZAO :
- Mila alainao ary tehirizinao ny CODE IMEI (Identification Mobile Equipement International) ny telephone anao.
- Misy an'io avokoa ny téléphone rehetra 📱
Izao dia ampidiro ny * #06 # afahanao mijery azy (miseho hoazy ny CODE IMEI, izay miisa 15 rehefa vita ny fampidirana an'io bundle voalaza eo ambony io)
- Tehirizo tsara izany fa io no ahafahana mijery sy manaraka ny findainao raha sanatria very..
2- RAHA SANATRIA KOSA VERY NY TELEPHONE:
a- Alefanao amin'ity adiresy mailaka ity ilay numero IMEI : [email protected]
b- Ampiarahanao amin'ireto fampafantarana momba anao ireto
Votre nom:_________________________
Adresse:___________________________
Modèle de ttéléphone ______________
Objet:______________________________
Dernier utilisé No. :_________________
E-mail pour la communication: _____
Date manquée: ____________________
Numéro IMEI: _____________________
c- Afaka 24 ora aorian'ny handefasanao ireo dia tonga ao amin'ny adiresy mailaka anao ''ny toerana misy io téléphone io miaraka amin'ny numero n'ny puce mampiasa azy''
d- Io information omena anao io (toerana sy numeron'ny mpampiasa azy) no omenao ny polisy na andehananao mijery ny téléphone nao.
Zarao amin'ny hafa .
25/10/2023
🏆CFP CLIC - MAHAJANGA 🥇
FIANARANA : INFORMATIQUE, FRANÇAIS, ANGLAIS MAHOMBY SY AZO ANTOKA
Anisany mahafinaritra ny Mpianatra ato amin'ny CLIC ny fianarana Multi-services. Fampiharana avy hatrany no atao ary samy mandray anjara daholo ny rehetra.
Ireto avy no ianarana amin'izany: saisie , photocopie, impression, scan, reliure, gravage, plastification ,sary Tapaka sy lava, ...
Amin'izao vanimpotoana izao dia tena ilaina ny fahaizana ny Informatique, toy ny:
✔️ INFORMATIQUE BUREAUTIQUE
✔️ MULTI-SERVICES
✔️ INTERNET
✔️ MAINTENANCE ET RÉSEAUX
Mampianatra ireo taranja ireo ny ato amin'ny CLIC ary INGÉNIEUR EN INFORMATIQUE mihintsy no Mpampianatra , ampy traikefa tanteraka
Ary misy Vazaha européen ny Mpampianatra ny Français sy Anglais ka azo antoka tsara ny fampianarana.
Toerana : Ampitan'ny 5 étages Tsaramandroso Mahajanga ( amoron-dalana, akaikin'ny baobab Tsaramandroso)
Tél : 032 77 966 93 /033 67 555 55 /034 55 555 34
" Changer votre avenir en un seul CLIC 😉 !"
28/09/2023
COURS DU SOIR - MAHAJANGA
INFORMATIQUE, FRANÇAIS, ANGLAIS
Fidirana : Alatsinainy 02 Octobre 2023
Marihina fa io no fidirana farany amin'ny COURS DU SOIR 2023.
Mbola mandray Mpianatra vaovao isan'andro izahay amin'ny COURS DU JOUR Mandritra ny volana Octobre 2023
Toerana : Ampitan'ny 5 étages Tsaramandroso Mahajanga
Tél : 032 77 966 93 /033 67 555 55 /034 55 555 34
" Changer votre avenir en un seul CLIC 😉 !"
24/09/2023
Manomboka apitso Alatsinainy ny cours du soir : 06 ora - 08 ora alina
Informatique : Alatsinainy, Talata, Alakamisy
Français : Alatsinainy, Talata, Alarobia
Anglais : Alakamisy, Zoma, Sabotsy
Vonjivonjeo fa tena voafetra ny toerana 🏃
Toerana : Ampitan'ny 5 étages Tsaramandroso Mahajanga
Tél : 032 77 966 93 /033 67 555 55 /034 55 555 34
" Changer votre avenir en un seul CLIC 😉 !"
21/08/2023
Miarahaba ireo afaka BACC rehetra
Hanomboka izao ny fidirana manaraka hoan'ny sampam-piofanana:
✅ Fianarana misokatra hoan'ny rehetra
✅ Ivotoeram-piofanana aram-panjakana, ela nilomanosana t@ sehatran'ny fampianarana; fitaovana manaram-penitra, manaraka toetr'andro,...
✅ Aza misalasala manantona an'i fa ho afapo tanteraka ianao.
✅ Mahazo certificat aorian'ny fiofanana.
✅Voafetra ny toerana 🪑.
13/08/2023
CFP CLIC - MAHAJANGA
FAMOAHANA ANDIAN'NY MPIANATRA : "RAITRA" 2023