Zandry a, aza manaiky raha tsy tafita🙏aza avela raha tsy tratra ny tanjona🎓
Ataovy mirehareha i Neny🥺
Izay no antom-pisianay😊
Intello Academy
🗝️La clé de votre réussite ! Ampefiloha, près de SMECC
📞034 48 334 22 / 033 97 847 32
Centre de formation professionnelle en langues française, anglaise, Informatique, Musique, Entrepreneuriat et Community Management.
Mercie Tsi Ky ❤️
Raha te hi-speak, tongava ety amin'ny Intello Academy😊efa ity mazava be ity ireo tombony azo avy amin'ny fianarana anglais, indrindra ny mianatra ety aminay🤭
Tsy mbola ampy hivoahanao an'ny Madagasikara io niveau anao io🙏Mianara, miasà, miezaha😊
Tsy mora zany ny makany andafy🇨🇦🇺🇸
Inona ny filière nataonao teny amin'ny université? 🎓nety taminao ve? Mbola zay ve ny ataonao zao? 🤭Omeko conseil nareo…Coms ary
Ovina lesy elah nahita olona nahay langue ka hoe nanenina fa nahay langue😫Mampirehareha io… Mianara dieny zao🇩🇪🇺🇸🇫🇷
23/05/2026
Au Pair USA🇺🇸
ANGLAIS AMÉRICAIN PARLÉ🇺🇸 Spécial AU PAIR USA🇺🇸
Aza taraiky fa tena vitsy ihany no raisinay
Fa maninona no hoe Au Pair? betsaka loatra ny tanora malagasy maniry hiditra amin'ity sehatra ity, ka ity no vahaolana atolotray ho anareo..Izay indrindra ny antompisianay satria hanantanteraka ny nofinofin'ireo tanora marobe zahay😊
Tsy ahita toy ity ianao satria:4 volana monja dia mahay ianao ato aminay...
Mianatra 4 mois dia mahay avy hatrany, ary tsy mahazo miteny gasy ny mpianatra tsirairay (Misy théorie sy pratique)
Sady mianatra no miala voly.
Intello Academy dia anatin'ny 10 voalohany amin'ny fampianaranaa teny vahiny eto Antananarivo, ary centre accredit international izay afaka manome certificat international TEFL/TESOL
🟣Faharetany: 04 mois
Ireo tombony azonao:
-Agence azo antoka sy ara-dalàna no manampy anao
-Accompagnement A-Z amin'ny fikarakarana ny dossier sy ny sisa
-Mianatra karazana entretien sy culture mahakasika ny Au Pair
-Mahazo certificat aradalàna tsara, mbola. Miampy certificat international
-Aorian'ny fianarana na mandritra ny fianarana dia efa manomboka ny fikarakarana
-Mbola ampianarina kazarana asa sy business ihany koa
Conditions:
- Tanora 18-26 taona (na lehilahy na vehivavy)
- Tsy manambady
-Manana bacc
-Tia sy mahay mitaiza zaza
Mivoha foana ny bureau ankoatra ny alahady
Afaka misoratra anarana en ligne
Misy soutenence sy sortie de promotion🎓
Mahazo double certificat aorian'ny fianarana
-Certificat de niveau + certificat international
Fidirana: 13 juillet 2026
Droit: 200.000ar (Raha misoratra anarana alohan'ny 10 juin, dia mahazo promotion 150.000ar)
Ecolage: 90.000ar
Durée: 4 mois
(Niveau debutant jusqu'à avancé)
Lieu: Ampefiloha, près de SMMEC
Emploi du temp:
Lundi-Mardi-Jeudi-Vendredi
07-08h30; 08h30-10h; 10h-11h30; 11h30-13h ; 14h-15h30; 15h30-17h
Misy cours special samedi ihany koa
Droit 200.000ar
Ecolage 80.000ar/mois
Durée 5mois
Mianatra isaky ny sabotsy 08-11h na 13-16h
*Misy cours d'anglais et francais ho an'ny rehetra koa ato aminay, misy cours accelerer 2mois, misy cours de vacance😊
Nb: Ho an'ny mpianatra ato ihany ny agence ato aminay, fa raha misy tolotra ho an'ny rehetra dia alefanay eto ihany.
🟣Info Line:
0344833422
Koa fandrio dieny izao ny toerana fa tena voafetra ny toerana
Fa na zany ary, félicitation ho an'ireto ankizy efa handeha ireto😊*mois de novembre izy no nahita famille, izao izy vao handeha.
Si ce n'est pas vous? Ce sera qui?🇨🇵
Si ce n'est pas maintenant? Ce sera quand?
Intelligence-Succès-Avenir
22/05/2026
Arahabaina rankizy a😊izy reto moa nanao cours de Francais tato amin'ny Intello Academy… Natao tandroany ny présentation (soutenance) izay natrehan'ny rehetra...
Manana nofinofy ivoaka any ivelany izy ireto, ary dia hanampy azy hatramin'ny farany ny Intello, satria izay mihitsy no antopisianay🤭
Bravo rankizy aaaa🇫🇷
Ho anareo te hanao Au Pair🇺🇸😊Cours d'anglais special AU PAIR USA🇺🇸
Rentrée 13 juillet 2026...
21/05/2026
Tsy mahafaty antoka ny mahay langue😊:
-Rehefa mahay langue ndrie a, asian'ny olona valeur
-Rehefa mahay langue ianao a, mahita asa tsara
-Rehefa mahay langue ianao, tsy matahotra n'iza n'iza
-Rehefa mahay langue a, mora mahita business atao🤭
-Rehefa mahay langue elah a, mora mahazaka sipa
-Rehefa mahay langue ianao a, manana hoavy tsara be
Fa ny zavatra tena tsy mahafaty antoka indrindra dia ny mianatra ety amin'ny Intello Academy .
Tongava fa vonona handray anao zahay.. Ety aminay ny avenir efa nandrasanao hatrizay fa alaio aty🤭
Ampefiloha, ambadiky ny SMMEC
0344833422
20/05/2026
FIARAHA-MIASA amin’ny Oniversite Parul University (INDE) sy Intello Academy
Andriamatoa DEEPAK JOBANPUTRA, mpitantana ny Oniversite any Inde : « Hisy ny fijerena manokana ny mpianatry ny Intello Acadmey hoan’izay maniry ny hanohy fianarana any ivelany »
Toy ny fanamorana ny fikarakarana ny « VISA » , fanomezana fihenam-bidy sy vatsim-pianarana , fikarakarana ny dossier, sns…
Ankoatra an'izay dia manana université hafa miara-miasa koa ny Intello Academy (France, Inde, Tailand,…), ary manampy ny mpianatray zay maniry hanohy fianarana any ivelany…
Intello Academy
Ampefiloha, ambadiky ny SMMEC
Contact : 034 48 334 22
Gratuit ny billet d'avion✈️gratuit ny teste d'éligibilité😊, Andramo ihany fa sao ianao no hianatra any Inde🇮🇳🤭
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
101