METY HO DISO NY FITENENANAO NY TENY ANGLISY RAHA TOA KA TSY VOAFEHINAO TSARA NY TENY MALAGASY .
EFE - Easy Fluent English
English is the most widely spoken all over the world
03/02/2025
🇺🇸🇺🇸 hello guys 🇺🇸🇺🇸
I AM SLAMMED WITH WORK
⬇️
rerakin'ny asa aho
01/02/2025
🇺🇸🇺🇸 no more than learning it 🇺🇸🇺🇸
THERE'S NO NEED TO BE SO TOUCHY
⬇️
tsy misy tokony hahatezitra izany
TO MEDDLE IN
⬇️
midikiditra amin'ny zavatra tsy tokony idirana ( resaka)
OVAL OFFICE
⬇️
bathroom ( do**he )
JUMP OFF THE CLIFF
⬇️
sahisahy
25/01/2025
🇺🇸 🇺🇸amin'ny teny Anglisy dia misy karazany 2 ny fiarahabana , ao ny manaja (FORMAL ) ary ao ihany koa ny tsy manaja (INFORMAL ) .
toy ny hitantsika ireto ambany ireto ⬇️
AMICABLE : tsy asiana resadresaka
AMIABLE : am-pinamanana
WHAT DO YOU WORK IN ?
WHAT DO YOU DO FOR A LIVING ?
⬇️
inona ny asanao ?
aleo valiana eto ilay fanontanianareo clients
⬇️
TSY MANDEFA OLONA HIASA ANY IVELANY IZAHAY FA MAMPIANATRA IHANY .
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo