09/05/2026
๐ ๐๐ผ๐ผ๐ฑ evening everyone!! ๐
Misaotra antsika rehetra manaraka tsy tapaka ny pejy ๐จ๐ง๐ฃ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ฐ๐ฎ๐ฟ ๐
Faly hatrany izahay mizara voambolana sy fahalalana vaovao mahasoa anao isanโandro ๐โจ
๐ Indro ary ny voambolana vaovao nampanantenaina androany, atolotra am-pitiavana ho anareo rehetra โค๏ธ
๐ Soraty hoe : โI love UTP Madagascarโ
Dia mbola hahazo lesona sy voambolana tena fampiasa aminโny fiainana andavanandro ianao ๐
๐ Tsotra โข Mahasoa โข Mora ampiasaina โ๏ธ
๐ฅ ๐ช๐ถ๐๐ต ๐จ๐ง๐ฃ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ฐ๐ฎ๐ฟ
โจ Miara-mihaingaโฆ Miara-tafita! โจ
08/05/2026
๐ Hello everyone!
Ho anareo mpanao โVUโ olona ato indray ity a!! ๐
๐ฉ Dia MBA aza atao " VU" fotsiny re za refa mandefa mess in English e!! ๐๐
ireto indray misy vocab kely hozaraina an!
๐ Ataovy hoe โTiakoโ fotsiny
dia omeko lesona spรฉcial indray rapitso ๐
๐ฅ Arao tsy tapaka ny pejy UTP Madagascar
๐ก UTP Madagascar
Miara-mihaingaโฆ miara-tafita eee! !
08/05/2026
๐ฟโจ ๐๐ผ๐ผ๐ฑ morning everyone! โจ๐ฟ
Hiditra weekend indray isika rahampitso an! ๐
Koa indro ary ny vocabularies kely sy sakafo tsotra azo atao laoka rehefa weekend ๐ฒ๐ฅฌ
๐ฅ Aza variana rehefa miantsena re olona fa sao tara ny sakafonโny mpianatra a! ๐
๐
Izay indray aloha no kely azo nozaraina androany ๐
๐ Araho tsy tapaka hatrany ny pejy UTP Madagascar raha te hianatra voambolana sy fomba fiteny vaovao isanโandro ๐ฌ๐ง ๐ซ๐ท ๐จ๐ณ
๐ฌ Soraty fotsiny hoe โThanksโ dia mbola hisy zava-baovao sy lesona mahaliana indray rahampitso ๐โจ
๐UTP Madagascar
๐ก Miara-mihainga, miara-tafita ๐
04/05/2026
๐๐ผ๐ผ๐ฑ evening guys!
Elaela tsy nifankahita an! ๐
๐ Anio indray isika hizara :
๐ ๐ฉ๐ผ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ English ๐ฑ๐ทfampiasa isanโandro
๐ก Tsotra โ๏ธ๐ก Mora tadidy โ๏ธ๐ก Tena ilaina โ๏ธ
Mianara teny Anglisy aminโny fomba tsotra nefa mahafinaritra ๐
๐ฏ UTP Madagascar๐ manolotra anao hatrany ny fomba fianarana tsara indrindra.
๐ฌ Manorata โThanksโ raha tianao hahazo lesona bebe kokoa.
FOLLOW ny page ntsika mba hahazoana vocab isanโandro
tips mahomby.
๐ช Andao hiaraka hivoatra ary ho lasa matihanina aminโny teny Anglisy hatrany ๐ฌ๐ง.
28/04/2026
๐ค Good morning everyone!!
๐ Anio dia hizara kely amintsika indray hoe ahoana no fomba hitenenana hoe:
โฉ โMahaliana be izanyโ ๐ค
Ho anareo maniry ho lasa " Tourist Guide " , ireto misy fomba fiteny aminโny teny anglisy afaka ampiasaina.
๐ก Torohevitra:
Rehefa miteny aminโny vahiny ianao, tsara ny mampiasa feo mazava sy feno hafanam-po, satria manampy hahatonga ny zavatra ho mahaliana kokoa izany.
๐ข Arao tsy tapaka ary ny pejy UTP Madagascar
โฆ satria eo izahay hanampy anao hanatsara ny fahaizanao miteny sy ampandroso anao ho lasa matihanina! ๐
26/04/2026
โฉ๐ฒ๐ฌInona no ataonao rehefa alahady?
โก๏ธ Aminโny alahady dia miala sasatra aho ary mandany fotoana miaraka aminโny fianakaviana.
โก๏ธ Indraindray aho mivavaka sy miala voly.
โก๏ธ Mianatra kely na manomana ny herinandro vaovao aho.
โก๏ธ Mandeha mitsangatsangana miaraka aminโny namana aho.
Raha avadika teny angilsy dia ireto ary..
โฉ๐ฑ๐ทWhat do you do on Sunday?
โก๏ธ On Sunday, I rest and spend time with my family.
โก๏ธ Sometimes I go to church and relax.
โก๏ธ I study a little and prepare for the new week.
โก๏ธ I go out with friends for a walk.
โจ UTP Madagascar eo anilanao ary mampianatra anao mandrakariva, manampy anao hahay miteny sy hivoatra isanโandro!
24/04/2026
๐ฒ๐ฌ๐ฒ๐ฌMitady ho avy mamiratra ve ianao? โจ
Andao hianatra teny vahiny isan-karazany eto aminโny UTP Madagascar!
Tongava dia ampitomboy ny fahaizanao, sokafy ny varavarana ho aminโny fahombiazana, ary tratraro ny nofinao! ๐
๐ฑ๐ท๐ฑ๐ทLooking for a bright future? โจ
Letโs learn multiple languages at UTP Madagascar!
Join us to improve your skills, open new opportunities, and achieve your dreams! ๐