Boky mahasoa

Boky mahasoa

Share

-Mivarotra boky version pdf (best-selling)
-Boky ho an'ny rehetra (mpianatra, mpandraharaha,mpiasa, olon-tsotra....)
-Vidiny mirary (tena mora)

27/04/2026

🇫🇷 𝗔𝘇𝗮 𝗮𝗳𝗮𝗻𝗴𝗮𝗿𝗼 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮𝗻𝗮 : "𝗠𝗢𝗜 𝗔𝗨𝗦𝗦𝗜 / 𝗠𝗢𝗜 𝗡𝗢𝗡 𝗣𝗟𝗨𝗦"

Betsaka no mbola sahirana amin’ny fampiasana ny “MOI AUSSI” sy “MOI NON PLUS” koa araho tsara ny fanazavana etsy ambany 👇

👉 Raha tianao hahay français toy ny vazaha ireny dia mandefasa message aty aminay hoe "Mila" fa mandray mpianatra izahay izao.

𝗜. "𝗠𝗢𝗜 𝗔𝗨𝗦𝗦𝗜" = "Izaho koa"
Ampiasaina rehefa manaiky na mitovy hevitra amin’ny affirmation (fanambarana miabo).
➡️ Midika hoe mitovy hevitra amin’ny olona niteny teo aloha ianao.
Ohatra :
🇫🇷 J’aime le café.
🇲🇬 Tiako ny kafe.
Moi aussi ! →Izaho koa !

🇫🇷 Je suis fatigué.
🇲🇬 Vizaka aho.
Moi aussi ! → Izaho koa vizaka.

🇫🇷 J’adore la musique.
🇲🇬 Tiako be ny mozika.
Moi aussi ! → Izaho koa tia !

🇫🇷 J’ai faim.
🇲🇬 Noana aho.
Moi aussi ! → Izaho koa noana.
➡️ Fanamarihana : “Moi aussi” dia ampiasaina amin’ny fiteny affirmatif (miabo).
Azonao ve ?

𝗜𝗜. "𝗠𝗢𝗜 𝗡𝗢𝗡 𝗣𝗟𝗨𝗦" = "Izaho koa tsy.."
Ampiasaina rehefa manaiky na mitovy hevitra amin’ny négation (fanambarana manohitra).
➡️ Midika hoe manampy amin’ny olona niteny zavatra “tsy”.
Ohatra :
🇫🇷 Je n’aime pas le café.
🇲🇬 Tsy tiako ny kafe.
Moi non plus ! → Izaho koa tsy tia !

🇫🇷 Je ne sais pas danser.
🇲🇬 Tsy mahay mandihy aho.
Moi non plus ! → Izaho koa tsy mahay.

🇫🇷 Je n’ai pas de voiture.
🇲🇬 Tsy manana fiara aho.
Moi non plus ! → Izaho koa tsy manana.

🇫🇷 Je n’aime pas me lever tôt.
🇲🇬 Tsy tiako mifoha maraina be.
Moi non plus ! → Izaho koa tsy tia.
➡️ Fanamarihana : “Moi non plus” dia ampiasaina amin’ny fiteny négatif (tsy).

𝗥𝗮𝗵𝗮 𝗺𝗮𝘇𝗮𝘃𝗮 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗱𝗶𝗮 :
✅ Asio commentaire “Merci” raha mahafinaritra anao ny fizarana.

20/04/2026

Ny fahombiazana dia manomboka ao an-tsaina… vao miseho amin’ny asa.
Matetika isika no mitady antony ivelany hanazavana ny tsy fahombiazana: toe-javatra, vola, na vintana…
Kanefa ny marina dia ao anatin’ny saintsika no manomboka ny zava-drehetra.

Raha feno fisalasalana ny saina, dia ho voafetra ny ataontsika.
Fa raha feno finoana sy fahavononana kosa, dia mahita lalana foana isika na dia ao anatin’ny fahasarotana aza.

👉 Ny fomba fisainanao no mamaritra ny làlana alehanao
👉 Ny finoanao ny tenanao no mamaritra ny haavon’ny fahombiazanao
👉 Ny asa ataonao isan’andro no manaporofo izay ao an-tsainao

Tsy misy olona tonga lafatra avy hatrany…
Fa ireo sahy manomboka, sahy mianatra, ary tsy kivy no mahatratra tanjona.

Aza miandry fotoana mety na toe-javatra tonga lafatra,
fa manomboha amin’izay anananao anio, na dia kely aza.
Satria ny dingana kely ataonao ankehitriny no hanova ny ho avinao rahampitso.

Koa safidio ny hanana saina miabo, saina matanjaka, ary saina mikendry lavitra…
Fa rehefa miova ny ao an-tsainao, dia tsy maintsy miova koa ny fiainanao.

Ny fahombiazana dia tsy kisendrasendra… fa safidy sy fanapahan-kevitra raisina isan’andro. ✨

19/04/2026

“Ny dia manomboka amin’ny ”

Te zavatra ve ianao ?
Atomboy amin’ny .
Inona ilay hatao?
Tena vokatry ny fonao sy eken'ny sainao ve ilay safidinao?
Ahazoanao aina sy anananao " " ve?

Fantaro ary manomboka izao ilay zavatra hainao sy tianao.
Raiso ny fanapahankevitra.
Manaova dingana.

Ho soa anie tontolo andronao anio 😊🙏

Zarao raha mahaliana anao mba ho hitan'ny hafa ihany koa ☺️🙏

07/04/2026

Faly ery isika mahita an'izao fa efa fahapotehana Conscience sy Fiarahamonina tanteraka izao. Ary ny fiantraikan'izao dia zava-doza fa tsy takatry ny kely saina.
Ny atao hoe Fety manko amintsika dia mbola ambany be ilay famaritana azy.
Tsy mahazo aina rehefa tsisy zava-pisotro misy alikaola sy hira mampitsinjatsinjaka.
Mbola Fréquence eo @ Chakras racine. Filan'ny nofo no mi-domine.

Ireo ankizy ireo izao efa mieritreritra hoe normal izao zavatra izao, tsy mbola tokony hifoha ny envie na ny filan'ny ankizy amin'izao taona izao.
Ny lehibe kely saina mieritreritra hoe manalazy ny ankizy fa zava-doza no aterak'izao amin’ny ho avy.

Tsy faritra iray ihany nefa no misy an'izay fa rehefa saika faritra ka misy spectacle na bal na mozika mampandihy eto Madagasikara.

Dia fiaraha-monina tahaka izao ve no heverintsika handroso ho aiza??
Ny vendrana tsy maintsy hiteny fona hoe ka fety kosa ny andro aleo hanalazy.

Ianao io ve hamela ny zanakao 10 taona na 11 taona hanao tahaka izao amin’ny ankizy mitovy taona aminy!?

Potika tanteraka ny fiaraha-monina misy antsika. Ka raha tsy misy ny fiovana Conscience eto dia tsy handroso mihitsy isika.
Ny mpitondra nifandimby teto tsisy nanabe fiaraha-monina izany. Na tany an-tsekoly aza tsisy fampianarana ho olombanona sy fanabeazana maha olona izany.
Ka tsy maintsy ataontsika laharam-pahamehana io ao anaty fanovana Rafitra.

©️ Hazavana Maneran-tany

07/04/2026

𝐄𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐚𝐲. 𝐇𝐨𝐚𝐯y 𝐬𝐚𝐦𝐢𝐡𝐚𝐟𝐚....

Efitra fianarana iray ihany.
Latabatra mitovy.
Boky mitovy.
Mpampianatra mitovy.

Kanefa…

Ny sasany hivoaka avy ao ka ho lasa 𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐫𝐢𝐤𝐚.
Ny hafa ho lasa receveur 𝐛𝐮𝐬.
Ny sasany ho lasa magistrat
Ny hafa 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐧’𝐚𝐬𝐚.

Ny sasany hanorina 𝐨𝐫𝐢𝐧𝐚𝐬𝐚.
Ny hafa hiady mafy mba 𝐡𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚.

Fa nahoana ?

Satria tsy ny 𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐞𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 no mamaritra ny hoavinao.

Fa izay 𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚𝐨 amin’izay 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚𝐨 no mamaritra izany.

Mpianatra roa afaka mipetraka ao anaty efitra iray ihany,
mihaino lesona iray ihany,
kanefa hiafara amin’ny 𝐡𝐨𝐚𝐯y samihafa tanteraka.

Tsy ny sekoly no maha samy hafa.
Fa ny 𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚. 𝐍𝐲 𝐟𝐢𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚. 𝐍𝐲 𝐟𝐢𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚.

Izay mieritreritra kely dia hiaina kely.
Izay mahita lehibe dia hahavita hanorina zavatra lehibe.

Koa tsarovy izao :

𝐌𝐞𝐭𝐲 ho mitovy ny efitra…
𝐟𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐨𝐚𝐯𝐢𝐧𝐚𝐨 miankina amin’ny fahitana entinao ao an-tsainao sy ny fikirizanao.

Ary indraindray, ao an-dakilasy,
misy mpianatra mangina iray
tsy hitan’ny olona…

kanefa efa nanapa-kevitra izy
fa indray andro any, ny latabany dia hitondra teny tokana : 𝐌𝐈𝐋𝐈𝐀𝐑𝐃𝐀𝐈𝐑𝐀. ✨

Mirary anao abonnées mamaky io izahay mba ho lasa alavitra ary ho ambony anie ianao 💌

Equipe Juris intellect dia namanao hatrany hanampy anao ho lasa alavitra hatrany...


07/04/2026

🚀 BOKY PDF MIISA 180 HANOVA NY FIAINANA NEFA DIA.... — 15.000 Ar MONJA
Eny, Tena 15000ar monja anie ee😍💰💰 .
👉 Mbola vidin’ny crédit izany, nefa dia mahazo fahalalana maro voaangona nandritra ny taona maro ianao....
📚 Alaivo sary an-tsaina… Raha mbola “manao scroll” fotsiny tsy misy tanjona ny hafa, ianao kosa mivoatra :
✔ saina stratejika
✔ toe-tsaina mpandresy
✔ fahaiza-manao misarika vola
🎯 Ao anatin’ity pack feno ity :
🔹 Business & fandraharahana — boky 20
🔹 Fifandraisana & fifampiraharahana — boky 20
🔹 Fampivoarana tena & toe-tsaina — boky 20
🔹 Fitarihana & fiantraikany — boky 20
🔹 Psikolojia & karisma — boky 20
🔹 Fifandraisana & fanambadiana — boky 9
🔹 Boky mirakitra tantara (Roman)— boky 20
🔹 Fahasalamana voajanahary — boky 5
🔹 Tanora & firaisana — boky 4
🔹 Fanahy & fisaintsainana — boky 20
🔹 Boky hafa tena ilaina — boky 25
📊 Fitambarany : boky mahery 183

💡 Fa maninona ity pack ity no miavaka ?
Satria tsy boky fotsiny izy io, fa :
📈 Paikady ampiasain’ny mpanankarena
🧠 Hevitra manova ny fomba fisainanao
💼 Fahalalana tsy ampianarin’ny sekoly
🔥 Lalana fohy mankany amin’ny “version” tsara kokoa amin’ny tenanao

⚠️ NY MARINA TSY TIAN’NY OLONA HO HENO :
Na mandany 15.000 Ar hianarana ianao…
Na mandoa ny vidin’ny tsy fahalalana mandritra ny fiainana.
⏳ TOLOTRA VOAFETRA
Tolotra mandalo ihany ity (ary tsy mijanona ela amin’ity vidiny ity).
👉 Ireo manapa-kevitra dieny izao no mahazo tombony
👉 Ny hafa mijery fotsiny… dia ho taraiky eo
✅ Ataovy “université privée” ny findainao

📩 Manorata amiko izao mba hahazoanao ilay pack
Na amin’ny WhatsApp +261389729461

Miandry anao ao amin’ny Hafatra miafina na WhatsApp ary😊

07/04/2026

🚀 BIBLIOTHÈQUE SECRÈTE :183 LIVRES PDF POUR CHANGER TA VIE — 15.000 Ar SEULEMENT
Oui, tu lis bien.
👉 Pour moins que le prix d’un crédit téléphonique, tu accèdes à des années de connaissances condensées.
📚 Imagine… Pendant que les autres scrollent sans but,
toi tu développes : ✔ un esprit stratégique
✔ une mentalité de gagnant
✔ des compétences qui rapportent de l’argent
🎯 Dans ce pack ultra-complet :
🔹 Business & entrepreneuriat — 20 livres
🔹 Communication & négociation — 20 livres
🔹 Développement personnel & mental — 20 livres
🔹 Leadership & influence — 20 livres
🔹 Psychologie & charisme — 20 livres
🔹 Relations & mariage — 9 livres
🔹 Romans inspirants — 20 livres
🔹 Santé naturelle — 5 livres
🔹 Jeunesse & sexualité — 4 livres
🔹 Spiritualité & méditation — 20 livres
🔹 Autres livres essentiels — 25 livres
📊 Total : 183 livres puissants
💡 Pourquoi ce pack est différent ?
Parce que ce n’est pas juste des livres.
C’est : 📈 Des stratégies que les riches utilisent
🧠 Des idées qui changent ta manière de penser
💼 Des connaissances que l’école ne t’apprend pas
🔥 Un raccourci vers une meilleure version de toi-même
⚠️ VÉRITÉ QUE PEU DE GENS ACCEPTENT :
Soit tu investis 15.000 Ar pour apprendre…
Soit tu paies toute ta vie le prix de l’ignorance.
⏳ OFFRE LIMITÉE
Ce type de contenu disparaît vite (et ne reste jamais longtemps à ce prix).
👉 Ceux qui agissent maintenant prennent de l’avance.
👉 Les autres regardent… et regrettent.
✅ Transforme ton téléphone en université privée.
📩 Écris-moi maintenant pour recevoir ton pack.
Ou WhatsApp +261 38 97 294 61
Si tu veux, je peux aussi te faire une version encore plus agressive (style “vente virale Facebook”) ou plus professionnelle selon ton public.

Photos from Boky mahasoa's post 09/02/2026

Et si le secret de votre bonheur se trouvait dans votre oreiller ? 🌙

Marre de vous réveiller plus fatigué(e) qu'au coucher ?
Découvrez "DORMEZ ! Le Secret de la vie" par Amanda Castello.

Ce n'est pas juste un livre, c'est votre nouveau rituel pour :
✨ Retrouver une énergie débordante dès le matin.
🌿 Adopter des solutions 100% naturelles.
🧠 Apaiser votre esprit grâce à la Méthode Castello Pratique.

Ne laissez plus vos nuits au hasard. Transformez votre sommeil, transformez votre vie. 🚀

⚡ Version numérique ( PDF )

⚡ Midira hafatra miafina avy hatrany ✓

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Ambohitrarahaba
Antananarivo