22/04/2025
✅Teto zah nijery spectacle an'i Denise tany amin'ny Espace Rose Bypass, bedebe no nilaza fa tsy nahita anah tany, bedebe koa anefa no nahita anah Ary Dia niara nankafy Ilay fampisehoana.
❌Ireo nahita anah niteny doly Hoe: you're beautiful today.
❌Ireo nilaza tsy nahita anah niteny Hoe: Iza koa iry madame tsara tarehy bé iry, hotrany olona fantatro nefa tsy izy iny fa tsara loatra.
✅De hoy zah Hoe: zah ihany Ity lay madama tsara tarehy bé Ity, fa mba nanova look Kely fotsiny. 📌Ny volo Dia manova olona ary manatsara ny endrika.
❌Ianao koa afaka manatsara ny endrikao, manalava ny volonao eo noho eo.
Manaova perruque longue avy ato amin'ny 📌youbuy Mdg, tsara nefa mora✅
📌Lava, mihaja, manova look.
➡️plus cadeau surprise.Mp perruque longue😊