Tefi Location

Tefi Location Location de voiture partout à Madagascar 🇲🇬

Pour nous, voyagez est avant tout une passion.

On vous offre l'excellence, le confort, la sérénité, un service garanti avec nos véhicules d'exception.
📆 Réservez vite en MP ou ☎️: 034 21 477 82 (WhatsApp)

Aiza ny AMBANIVOHITRAREO ⁉️Maina izao ny lalana mitsofotsofoka any, andao mba vangina Dadabe sy Bebe 🥰 Faly ery zareo ma...
01/08/2026

Aiza ny AMBANIVOHITRAREO ⁉️
Maina izao ny lalana mitsofotsofoka any, andao mba vangina Dadabe sy Bebe 🥰 Faly ery zareo mahita anareo sy ilay fiara eo an-tokotaniny

MP na ☎️ : 0342147782 (WhatsApp) ny réservation

30/06/2026

‼️SONO‼️ Varatra be 🔊😅
Izay revinareo dia revinay e !! Misy isika tia ambiance be eny andalana, misy isika tia fahanginana. Anareo ny sehatra ☺️🥰

Mahafinaritra rehefa tsara ny lalana 🥰‼️Aiza isika no hanao vacances⁉️Misy offre spécial vacances hoavy eo, araho hatran...
30/06/2026

Mahafinaritra rehefa tsara ny lalana 🥰
‼️Aiza isika no hanao vacances⁉️
Misy offre spécial vacances hoavy eo, araho hatrany page.

MP na ☎️ : 0342147782 (WhatsApp)

‼️SOANIERANIVONGO‼️ l'aventure continue, merci à l'équipe, merci pour votre confiance 🙏🙏C'est toujours un plaisir de voy...
18/05/2026

‼️SOANIERANIVONGO‼️ l'aventure continue, merci à l'équipe, merci pour votre confiance 🙏🙏
C'est toujours un plaisir de voyager avec vous 🥰

ANDASIBE 🥰 Tamana be tao    ny client dia alina vao miditra   😅Ankafizintsika sy ataon-tsika milay fona ny fiarahana e !...
13/05/2026

ANDASIBE 🥰 Tamana be tao ny client dia alina vao miditra 😅
Ankafizintsika sy ataon-tsika milay fona ny fiarahana e !! Tsisy olana zany.

MP na ☎️ : 0342147782 (WhatsApp) hatrany

11/05/2026

LAND ROVER Discovery 🇦🇮🏴󠁧󠁢󠁥󠁮󠁧󠁿
Disponible à 🇲🇬
Découvre la beauté du Grand Sud de Madagascar avec sérénité

Plus qu'un voyage, c'est un rêve 🥰❤️Route de  , retour à TANAPour réserver votre voyage :MP ou ☎️ : 0342147782 (WhatsApp...
11/05/2026

Plus qu'un voyage, c'est un rêve 🥰❤️
Route de , retour à TANA

Pour réserver votre voyage :
MP ou ☎️ : 0342147782 (WhatsApp)

‼️Taiza ary o‼️   Ambondrona 🥰Tena hoe : On recommande 👌❤️ Sortie en famille ou entre amis, Karaoké, resto-bar (spéciali...
25/04/2026

‼️Taiza ary o‼️ Ambondrona 🥰
Tena hoe : On recommande 👌❤️ Sortie en famille ou entre amis, Karaoké, resto-bar (spécialité japonaise 🇯🇵🇯🇵)
Ça respire la bonne énergie

Dia aza adino manao réservation fiara ato amin'ny Tefi Location 😊

MP na ☎️: 0342147782 (WhatsApp)

‼️AMBATOMANGA‼️ Inona ilay tsy adino mihitsy rehefa eto ? FROMAGE 😋🥰 Mankasitraka anareo fona nifidy Tefi LocationMP na ...
18/02/2026

‼️AMBATOMANGA‼️ Inona ilay tsy adino mihitsy rehefa eto ? FROMAGE 😋🥰 Mankasitraka anareo fona nifidy Tefi Location

MP na ☎️ : 0342147782 (WhatsApp) ny réservation.

Mamy ny mody 🥰 Vita mission 51andro be izao🫡.Disponible location courte et longue durée isika, n'aiza n'aiza eto Madagas...
12/02/2026

Mamy ny mody 🥰 Vita mission 51andro be izao🫡.
Disponible location courte et longue durée isika, n'aiza n'aiza eto Madagasikara 🇲🇬
Réservation MP na ☎️ : 0342147782 (WhatsApp)

Address

Lot VS 58 Ter E Andranivory
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tefi Location posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share