Andao Hianatry ny Hianatra

Andao Hianatry ny Hianatra

Share

Mampandroso fatratra ny fahasahiana mandray an-tanana ny zavatra mametra anao tsy hivoatra �

02/05/2024

🔹Vous avez du mal à apprendre ? À mémoriser ? À se concentrer sur vos études ?
🔹Vous avez des enfants ayant de la difficulté à apprendre ?
🔹À trouver la bonne méthode d'apprentissage adaptée ?

Nos services personnalisés sont faits pour vous, nous proposons :
- Du coaching étudiant (recherche de la raison pour laquelle ça ne marche pas et apprentissage de ce qui est adapté)
- Du tutorat (assistance individualisé dans un domaine d'étude spécifique) écolier, collégien, et lycéen et étudiants en médecine

👉 À partir de 15.000 Ar (3,17 €)

Nous allons vous expliquer comment fonctionne votre cerveau et comment l'amadouer pour atteindre vos objectifs 😉

Contact : 0389450684

________________________________________________

🔹Sahirana ianao mianatra ?
🔹Sahirana amin'ny fianarana ve ny zanakao ?
🔹Sahirana mitady izay fomba mety aminao hahaizanao zavatra iray fa tsy mety hay ilay izy ?

Natao ho anao ny tolotra omenay, Izahay dia manome tolotra :
- "Coaching étudiant" (fiaraha-mitady ny olana fototra mahatonga ny fahasahiranana ny amin'ny lafiny fianarana ary fampianarana ny mety aminao)
- "Tutorat" (fanampiana amin'ny taranja manokana manahirana an'ilay mpianatra) ho an'ny "écolier, collégien, ny lycéen" ary ny mpianatra ho mpitsabo

👉 Manomboka amin'ny 15.000 Ar (3,17 €)

Hohazavaina aminao ny fomba fiasan'ny ati-dohanao hahaizanao mampiasa azy sy manome izay ilainy hahatraranao ny tanjonao 😉

Contact : 0389450684

Ca ✍️

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Ambohimanandray, Ambohimanarina
Antananarivo
101