AUTO ECOLE AnGelO

AUTO ECOLE AnGelO

Share

Ouvert du Lundi au Vendredi de 8h à 17h

et Samedi de 8 à 12h Rentrée: tous les jours

Mettez y votre confiance, dans notre expérience...

Ho anao izay mbola tsy manana nefa maniry haka permis na maniry ny hameno izany, eo ihany koa ny tia hanolo ho biometrique na hanolo very, izahay dia vonona hatrany ny hanome fahafahampo anao. Raha vao haka permis:
manomboka amin'ny 70.000ar ny écolage ankoatran'ny boky code de la route sy ny droit haloha ao ampianarana (arakarakin'ny isan'ny conduite)
afaka haloha indroa ny vola fa tsy maintsy he

30/05/2024

Inona no atao hoe code de la route?
👇AO ny valiny👇


Mandray mpianatra isanandro

✅Fianarana Code+Conduite azahoana Permis de conduire

✅Misy recyclage ihany koa ho anareo kzay efa manana permis

☎ 034 17 242 87 - 032 04 237 10 -
033 71 219 62

11/05/2024

Mandray mpianatra isanandro

💯TONGAVA MISORATRA ANARANA ARY DIENY IZAO

👍Ecolage Mirary hatrany
👍1 volana ihany no mianatra, misy cours accéléré

(Vao 18 taona no mihoatra ianao dia efa afaka mahazo Permis)

Permis toute catégorie A', A, B, C, D, E
🏍️ code + conduite MOTO (raha mbola tsy mahay mihintsy)
🚗 Code + conduite FIARA Obligatoire

💯 Ianao no misafidy ny andro sy ora hianarana amin'izay maha afaka anao
Du Lundi au Vendredi de 8h a 16h
(Ankoatran'ireo azo ifampiresahana ihany)

Adresse en pleine centre ville
➡️ Ampitan'ny Zaimaika Analakely, 2eme etage immeuble David Shop ⬅️

📱034 17 242 87 - 032 04 237 10 - 033 71 219 62

09/01/2024

Vakio tsara an 😁👇👇👇 Tolotra ho an'olona rehetra tsy ankanavaka izy ity

👉Raha miteny ianao hoe nahita an'ilay pub t'@ Facebook dia Mihena 10.000Ar avy hatrany ny écologe -nao rehefa misoratra anarana ati amin'ny bureau an'ny Auto École ANGELO ianao 🥰

💯TONGAVA MISORATRA ANARANA ARY DIENY IZAO

👍Ecolage Mirary hatrany
👍1 volana ihany no mianatra, misy cours accéléré

(Vao 18 taona no mihoatra ianao dia efa afaka mahazo Permis)

Permis toute catégorie A', A, B, C, D, E
🏍️ code + conduite MOTO
🚗 Code + conduite FIARA

💯 Ianao no misafidy ny andro sy ora hianarana amin'izay maha afaka anao
Du Lundi au Vendredi de 8h a 16h
(Ankoatran'ireo azo ifampiresahana ihany)

Adresse en pleine centre ville
➡️ Ampitan'ny Zaimaika Analakely, 2eme etage immeuble David Shop ⬅️

📱034 17 242 87 - 032 04 237 10 - 033 71 219 62

Mandray mpianatra isanandro

28/03/2023

👉Iza ireo namantsika mila permis de conduire ?? Sa moa ianao mamaky io mihintsy no mila azy 😉

💯TONGAVA MISORATRA ANARANA DIENY IZAO ARY ATO AMIN'NY
‼️AUTO ÉCOLE ANGELO eto Analakely ‼️

🏍️ code + conduite MOTO
🚗 Code + conduite FIARA

💯 Ianao no misafidy ny andro sy ora hianarana amin'izay maha afaka anao
Du Lundi au Vendredi de 8h a 16h
(Ankoatran'ireo azo ifampiresahana ihany)

Adresse en pleine centre ville
➡️ Ampitan'ny Zaimaika Analakely, 2eme etage immeuble David Shop ⬅️

📱034 17 242 87 - 032 04 237 10 - 033 71 219 62

👍Ecolage Mirary hatrany

Mandray mpianatra isanandro

21/10/2021
03/05/2019

Ho anao izay mbola tsy manana nefa maniry haka permis na maniry ny hameno izany. Eo ihany koa raha efa manana permis fa mila fanazarana hitondra (recyclage na perfectionnement), izahay dia vonona hatrany ny hanome fahafahampo anao.

👉 Raha vao haka permis:
◾manomboka amin'ny 70.000ar ny écolage ankoatran'ny boky code de la route sy ny droit haloha ao ampianarana (arakarakin'ny isan'ny conduite)
◾afaka haloha indroa ny école mandrintran'ny fotoana hianarana
◾ianao no misafidy ny ora hianaranao conduite (15mn par jour) sy ny code de la route (1heure minimum par jour)
◾afaka mianatra na mbola tsy feno ary ny dossiers fa mila fenoina une semaine avant examen

👉 Raha hameno na hanolo dia aza misalasala manantona ny birao na miantso ny 0341724287 / 0328661618 / 0337121962 / 0320423710

Misokatra ny alatsinainy hatramin'ny zoma manomboka amin'ny 8 maraina hatramin'ny 4 ora hariva ary tapak'andro maraina ny asabotsy.

Toerana centre ville Immeuble DAVID SHOP ANALAKELY AU 2e ETAGE / akaikin'ny arrêt totohambato Ambondrona / apitan'ny "zay maika"

Photos 24/08/2017

Ho an'izay rehetra mbola tsy manana permis
👉Auto ecole Angelo eto Analakely dia vonona ny hampianatra anao ahay CODE de la ROUTE sy CONDUITE

***tongava ary aty Analakely 2eme etage immeuble David shop, en face de Zay maika

***saram-pianarana manomboka @70.000ar hatramin'ny 150.000ar ka arakaraky ny fahefanao ary azo aloha tskelikely :)

***raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny 0341724287 na ny 0337121962 na 0320423710 na 0328661618

***mivoha amin'ny 8ora hatramin'ny 5ora hariva

***fanazavana

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

ANALAKELY 75 Rue RABEZAVANA (2eme Etage DAVID SHOP, En Face ZAIMAIKA)
Antananarivo
ANTANANARIVO101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00