EduCraft Academix

EduCraft Academix

Share

Ascenceur digital 2025 🔧💯🇲🇬

Photos from EduCraft Academix's post 15/02/2025

🔹Có đủ 3 màu nhé AE
Than - Trắng - Đen

13/02/2025

✔ ASTUCES - ChatGPT

Astuce hahafahanao mamadika ny "conversation" nataonao anaty ChaGpt ho lasa format Pdf.

Abonneo ny pejy fa mbola hisy astuces maro be hozarainay aminareo.

20/01/2025

⏰Herinandro vaovao⏰.
Fampiofanana 2 sahady no efa nozarain'ny equipan'i EduCraft Academix maimaimpoana an'ireo izay tena vonona hivoatra sy hianatra zava-baovao amin'ny tontolon'ny nomerika.

Fa hono hoy aho? 🤔
❓Efa arakao ve izany hoe manolotra fampiofanana maimaimpoana izahay, isaky ny sabotsy, @8 ora alina ❓

🔗 Raha mbola tsy arakao dia araho ary ny rohy ao anatin'ny commentaire voalohany, fa ao anaty commentaire an'io rohy io no hizaranay ny thème ho ampianarinay isaky ny sabotsy.

Zarao hoan'izay olona hitanao tokony hahita ity sy namanao tianao hiara ho tafita aminao.

Arahabaina ianao izay nandray fanapahan-kevitra ny hianatra zava-baovao. 🤝

Mety ho inona ary hoy ianareo ny fampiofanana ho zaraina ?
Soraty anaty commentaire ary...

14/01/2025

BOOSTEZ VOTRE BUSINESS AVEC L'INTELLIGENCE ARTIFICIELLE (IA) 🚀

Fitaovana afaka exploiter’na tsara ny IA. Azon-tsika ampiasaina amin’ny domaine rehetra ilaivana azy, indrindra hoan’ny business hananan-tsika mba hahamora ny fanaovana “Création de contenu” na mety ho sary io, na soratra na ihany koa Audio sy Vidéo dia efa azonao ampiasaina foana ny IA hanampy anao.

👉 hitanao ao anaty commentaires ary ny lisitra vitsivitsy.

Afaka miaraka miasa tsara ireo karazana IA ireo mba hahitanao vokatra tsara, fa raha tianao ny hianatra bebe kokoa dia abonneo ny pejy fa hizara fampianarana manodidina ny IA izahay atsy ho atsy ⌛



08/01/2025

🔎 FANOMEZANA TSY HO HITANAO NA AIZA NA AIZA 🔎

Ndao hianatra amin'izay 2025 ity. Ampy izay :
❌ Ilay manary vola eny ambaravarankely @ boost page tsisy misy vokany
❌Mampiasa stratégie efa be mpanao anefa tsy ahitana vokatra
❌Fanariana fotoana zavatra mitovy anefa miandrandra vokatra tsara.
❌Manaotao foana

NDAO HIOFANA :Fampiofanana MAIMAIMPOANA no atolotray EduCraft Academix isaky ny sabotsy hariva.
✅ Zava-baovao
✅ Teknika mahomby.
✅ Torohevitra tsy ho hitanao na aiza na aiza
✅ Lohahevitra miovaova
✅ Fampiharana avy hatrany

Fotoana izao hahombiazanao. Ndao ary! Apprendre avec Educraft academix ! Soraty anaty commentaire hoe : VONONA raha vonona ianao.

📌THEMES : avoaka ao anaty commentaire isaky ny alatsinainy.

🔔 Partageo ity publication ity mba hahita daholo ny namana de aza adinon'y mi-s'abonner

01/01/2025

🎉 Bonne année 2025 ! 🎉

Toute l'équipe d' EduCraft Academix vous souhaite une année remplie de réussite, de créativité et d'apprentissage ! 🌟 Que 2025 soit une année d'inspiration, de nouveaux défis relevés et de rêves accomplis.

Merci de faire partie de notre communauté dédiée à l'éducation et à l'innovation. Ensemble, continuons à construire un avenir meilleur. 🙌

Excellente année à tous !

30/12/2024

Inona no Formation tadiavinao indrindra ka tianao hisy eto amin'ny pejy? ?

🎯 Te-hianatra :
✔️ Ho lasa mpitarika matanjaka sy mahomby,
✔️ Hifehy tsara ny marketing digital,
✔️ Mitondra fanavaozana amin’ny asanao amin’ny alalan’ny Lean Management,
.. na lohahevitra hafa mahaliana anao!

📝 Lazao ao amin’ny commentaire ary ny hevitrao.
💬 Manan-danja aminay ny hevitrao.



20/12/2024

Efa mahay manafatra entana any Chine sy Europe ve ianao?

✔ Mbola tsy tara raha izao vao hanafatra cadeau de Noel (shuttt atao par voie aérienne). Fa fehezo aloha ny teknika rehetra hianaranao ny fanafarana entana. Amin’ny fomba tsotra , mora azo no hampianaranay anao izany.

Raha toa ka maniry :
✔ Te hampitombo fahaizana ianao.
✔ Te hahazo entana amin’ny vidiny mora.
✔ Hanangana ny business-nao manokana.
dia midira MP amin’ny pejy fa natokana ho anao ity fiofanana ity.
Misy surprise miandry anao ihany koa amin’izao krismasy izao.


18/12/2024

Mahatsiaro manokana anareo izay nandray anjara tamin'ny formation tamin'ny faran'ny volana novambra izahay! Mino izahay fa efa mahay sy mahafehy tsara ny fomba fanafarana entana ianareo ankehitriny.

Tsy mijanona eo ny fanohananay! Raha sendra misy sakana na fanontaniana manitikitika, na fanazavana, dia vonona hatrany izahay hanampy. Koa aza misalasala manoratra aminay mivantana amin'ny MP.

🚀Ny fahombiazanareo dia tanjonay, ary vonona izahay hanampy anareo hanatratra izany! 🚀

16/12/2024

Tsy voatery mandoa vola foana vao afaka mi-boost page.
✅Misy ny atao hoe boost organique. ✅

Fantatrao ve ny atao hoe boost organique?‼️⁉️

Fomba sy fikafika fampiakarana ny :
🔹interaction
🔹couverture
🔹taux d’engagement
🔹sy izay statistique rehetra anatin’ny page facebook-nao.

Misy fikafika 3 ho zarainay aminareo maimaimpoana.
Koa misorata anarana malaky hianao amin'ny commentaire voalohany.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Antananarivo