Maintimolaly Ambohitantely Cma

Maintimolaly Ambohitantely Cma Antoko mpihira mankalaza an'Andriamanitra ary mitory teny soratra masina amin’ny alalan’ny hira.

Manao ny asa manerana an'i Madagasikara na any ampitan-dranomasina koa arakaraka ny fanasana voaray.

05/07/2026

𝐌𝐚𝐧𝐚𝐬𝐚❤️𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚❤️𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 hiara-hankalaza an'Andriamanitra noho ny :
𝐉𝐨𝐛𝐢𝐥𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚-𝟐𝟓 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐦𝐚𝐧𝐨𝐦𝐩𝐨 𝐬𝐲
𝐟𝐚𝐡𝐚-𝟑𝟎 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚-𝐌𝐩𝐢𝐭𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐚 an'Andriamatoa RAKOTONAVALONA Maholy mivady sy ny ankohonany
ny 𝐀𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 𝟎𝟓 𝐣𝐨𝐥𝐚𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝟖𝐨𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐬𝐚𝐬𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐉𝐊𝐌 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐥𝐲.

« 𝐟𝐚 𝐧𝐢𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐲 𝐧𝐢𝐯𝐨𝐚𝐤𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐡𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐭𝐫𝐞𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐇𝐢𝐚𝐧𝐚𝐨. » (𝐒𝐚𝐥𝐚𝐦𝐨 𝟔𝟔:𝟏𝟐𝐝)


21/06/2026

👨Hira sy tononkira atolotra ho anao raim-pianakaviana, izay tsaroana manokana amin’izao andro fankalazana izao.

Olona ankasitrahana ianareo ka dia mankahery anareo satria Dada mahery. Ho maridrefy ho an’ny zanaka sy ny fianakaviana hatrany.

Ho tahian’ny Tompo hatrany 😇😇

He nisava ny aizim-pito mankalao He maraina ny ao am-po...🕊Ny Fanahy Masina mirotsaka amintsika tsirairay avy mitondra f...
24/05/2026

He nisava ny aizim-pito mankalao
He maraina ny ao am-po...

🕊Ny Fanahy Masina mirotsaka amintsika tsirairay avy mitondra fo vaovao, fanahy vaovao.

Mirary Pentekosta feno fiadanana.

17/05/2026

Nahafinaritra ny fiarahana nidera tamin’ireo mpianakavin’ny finoana nandritra ny Antsan-kira Bessa sy Rado andiany 2026.

Jesoa no Mpanavotra, ©️BESSA.
FJKM Ambohitrarahaba, 17 May 2026.

"Jehovah o! Aza izahay no omena voninahitra, fa ny Anaranao ihany." Sal.115 :1aAnisan'ny fototra hiorenan'ny asa fanompo...
17/05/2026

"Jehovah o! Aza izahay no omena voninahitra, fa ny Anaranao ihany."
Sal.115 :1a

Anisan'ny fototra hiorenan'ny asa fanompoana ny fanetren-tena sy fanafoanan-tena. Izahay dia mivohy izany eo anivon’ny mpikambana izay mijoro mampamirapiratra ny voninahitr'Andriamanitra amin'ny alalan'ny fitoriana an-kira.

🎼45 taona aty aoriana dia mitazona izany hatrany ny Chorale Maintimolaly Ambohitantely Cma.

Misaotra Anao Ray o!
Ho Anao Irery ny voninahitra 🙏

Aoriana ny fotoampivavahana maraina ety Ambohitantely dia hiaraka hanotrona ny STK sy ny Sokajy Kanto ary ny Antoko mpih...
16/05/2026

Aoriana ny fotoampivavahana maraina ety Ambohitantely dia hiaraka hanotrona ny STK sy ny Sokajy Kanto ary ny Antoko mpihira ao amin’ny FJKM Ambohitrarahaba isika anatin’ny
« ANTSAN-KIRA BESSA SY RADO » andiany 2026. 🎶

J-2🙏Amin’ny alalan’ny fanompoampivavahana fangataham-pitahiana no hisantarana ny fankalazana ny faha-45 taonanay 😇Fotoan...
15/05/2026

J-2
🙏Amin’ny alalan’ny fanompoampivavahana fangataham-pitahiana no hisantarana ny fankalazana ny faha-45 taonanay

😇Fotoana tsotra nefa hafonja no hiarahantsika.

Misaotra anao sahady manotrona anay amin’ny vavaka sy ny fanatrehana.

Sady manomana Tantely an’ala sy Gaufre hanandramanareo azy izahay ☺️☺️
13/05/2026

Sady manomana Tantely an’ala sy Gaufre hanandramanareo azy izahay ☺️☺️

📣🙏 Ny fanompoam-pivavahana no hanombohantsika ny fiarahana amin'ny Andro Niakarana 14 May 2026.

"Ary teo an-kianjan'ny tempoly isan'andro izy nankalaza an'Andriamanitra" Lio. 24:53

-------
Karazana lalao (fanatanjahan-tena, hira, dihy, loto...) sy ody ambava-fo (lasopy, gaufres, tantely, masikita, yaourt,voakazo) sahaza miandry antsika ho atolotr'ireo sampana.

🍽Samy mivatsy ny fitaovana fisakafoana sy ny vary masaka.

Address

Ambohitantely
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maintimolaly Ambohitantely Cma posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Maintimolaly Ambohitantely Cma:

Shortcuts

Share