SOA Fihira Production

SOA Fihira Production Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SOA Fihira Production, Antananarivo.

11/12/2024

Hira manao ahoana ny hatao hoe kanto ?

30/06/2024

Sergio __ Niposy Bongo 💔

21/03/2024

💘 Hello everybody 💋
Mba te hitafa aminareo za androany 💞💞
👇🏼


🛑 Raha mila fanazavana fanampiny ary ianao na koa liana ka te ihiditra hianatra ato SOA Fihira dia ireto ny Contact :
📞 0340584171/0328980155

✔️ Ny toerana aty Andavamamba ankaikiny Alliance Française.

11/03/2024

Un de nos élèves à Toamasina 501 🎧🥰
❤❤

Justesse ✅
Vybe...Style ✅
Couleur de la voix ✅

10/03/2024

Anisan'ny mpianatra nivoaka tato amin'ny SOA Fihira FENOHASINA

"LAISSE MOI T'AIMER"😍 par Fenohasina de 🎙🎷🎼

Aza alevina ny talenta ary Hamafiso aminy fianarana 🪁

03/03/2024

❤ Vidéo live de l'un des membres de SOA Fihira ❤
Un ancien élève qui interprete la chanson de Jean Rigo "NAMAGNA" 🎙

📢 Te hianatra hihira ve ianao❓na te hahay hihira❓➡ Zahay ato amin'ny école de musique SOA Fihira dia mampianatra sy mamo...
02/03/2024

📢 Te hianatra hihira ve ianao❓na te hahay hihira❓

➡ Zahay ato amin'ny école de musique SOA Fihira dia mampianatra sy mamolavola anao mba ahay i hira 🎙 sy ahavoafehy an'izany atao hoe fihirana izany ✔

🛑 Ny fidirana dia manonomboka amin'ny volana hoavy izao.

✅ ✅ Raha mila fanazavana fanampiny ary ianao dia mandefasa hafatra miafina ato amin'ny ity pejy ity na antsoy ity laharana finday ity:
0328980155
0340584171

Misaotra Tompoko ❗

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261340584171

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SOA Fihira Production posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share