Stacknova Academy

Stacknova Academy

Share

FORMATION EN INFORMATIQUE
✓En ligne
✓Weekend
✓Particulier

19/05/2026

🔴ADIN'NY SAMY GOAVANA EO AMIN'NY TONTOLON'NY IA💪

Nandritra ny 3 herinandro teo no niandrasan'ny mpanara-baovao ny vokatr'ity adin'ny samy enjana amin'ny tontolon'ny IA ity, tao amin'ny FEDERAL COURT any Oakland( California, États-Unis).

❌Nolavin’ny jury ny fitorian’i Musk ny OpenAi

RAHA TSIAHIVINA NY TANTARA :

Elon Musk dia isan’ireo nanangana OpenAI tamin’ny taona 2015 niaraka tamin’i Sam Altman sy mpiara-miasa hafa.
Tamin’ny voalohany dia organisation à but non lucratif i OpenAI, natao hampandroso ny intelligence artificielle ho tombontsoan’ny olombelona rehetra.
Rehefa nandeha ny fotoana dia nisy tsy fifanarahana teo amin’i Elon Musk sy ny ekipan’OpenAI momba ny direction sy ny contrôle an’ilay entreprise.
Niala tao amin’OpenAI i Elon Musk tamin’ny 2018, ary tatỳ aoriana dia nanangana an’i xAI ho mpifaninana amin’i OpenAI izy.

📍 FA MANINONA I ELON MUSK NO NITORY AN’I OpenAI ?

Araka ny filazany dia nivadika tamin’ny tanjona tany ampiandohana i Sam Altman sy OpenAI.
Satria hono :

👉 OpenAI dia natsangana ho organisation à but non lucratif natao “hanampy ny olombelona”.
Fa rehefa niditra ireo volabe avy amin'ny Microsoft dia niova tanteraka ny làlan’ny entreprise.

ANDRASANTSIKA IZAY HATAON'I ELON MUSK TAORIAN'ITY DIDIM-PITSARANA ITY

(👉Aboneo ny pejy raha te hanaraka vaovaon'ny tontolon'ny teknolojia ianao👍)

18/05/2026

🌐🔥 𝗔𝗛𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗢 𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗙𝗜𝗔𝗦𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗦𝗜𝗧𝗘𝗦 𝗪𝗘𝗕 𝗥𝗘𝗛𝗘𝗧𝗥𝗔 𝗛𝗜𝗧𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗜𝗦𝗔𝗡’𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 ? 👀🔥

Rehefa manokatra :
***📱 Facebook
***🎬 YouTube
***🛒 sites de vente
***na 🌐 site internet iray ianao…

❓Efa nanontany tena ve ianao hoe :
“Ahoana no tena fiasan’izy ireny ao ambadika ao ?”

💡 Tsotra ny principe :

🧠 Ny Développement Web dia famoronana sites sy applications ampiasaintsika amin’ny internet.

🔹 Misy ny atao hoe Frontend
➡️ io no partie hitan’ny olona :
_🎨 design
_🖱️ boutons
_📄 pages
_📱 interface

Ary misy koa ny Backend
➡️ io kosa no “atidoha” miafina ao ambadika :
***📦 stockage données
***🔐 connexion comptes
***📡 serveur
***⚙️ logique sy fonctionnement

***🌐 Rehefa manindry bouton amin’ny site ianao dia :***
***📱 mandefa requête → 🌍 serveur → 📦 données → miverina amin’ny écran-nao ao anatin’ny segondra vitsy ⚡***

***😳 Izany rehetra izany no mahatonga ny web hiasa isan’andro nefa tsy hitantsika akory.***

***🚀 Ary isan’ny compétences tena ilaina sy tena mitombo eran-tany amin’izao fotoana izao ny Développement Web.***

📚 Ao amin’ny STACKNOVA ACADEMY dia mizara contenus sy fahalalana momba :
***💻 Développement Web
***🔐 Cybersécurité
***🤖 Informatique & technologies modernes

izahay mba hanampiana ireo liana amin’ny univers numérique. ✨

📩 Araho ny page STACKNOVA ACADEMY raha te hahita contenus sy hianatra bebe kokoa momba ny tontolon’ny technologie moderne. 🔥

17/05/2026

🔥 𝙍𝙀𝙎𝘼𝙆𝘼 𝙋𝙄𝙍𝘼𝙏𝘼𝙂𝙀 𝙄𝙃𝘼𝙉𝙔 𝙑𝙀 𝙉𝙔 𝘾𝙔𝘽𝙀𝙍𝙎É𝘾𝙐𝙍𝙄𝙏É ? 👀🔐

Rehefa mandre hoe “cybersécurité” ny olona maro dia avy dia mieritreritra :
💻 hackers
📱 comptes Facebook voapiraty
🔓 mots de passe voajirika…

❌ Kanefa tsy izay ihany akory no tena dikan’izy io.

🌍 Ankehitriny, saika mifandray amin’ny numérique daholo ny zava-drehetra :
🏦 banques
🏥 hôpitaux
✈️ aéroports
📡 réseaux
📱 applications
🌐 sites web

🔒 Ary mila fiarovana daholo ireo rehetra ireo.

💡 Ny cybersécurité dia tontolo lehibe misy :
🤖 Intelligence Artificielle
☁️ Cloud Computing
📊 Analyse numérique
📡 Réseaux informatiques
🔐 Protection des données

✨ sy technologies maro tsy hitan’ny olona isan’andro.

⚡ Arakaraka ny itomboan’ny teknolojia no vao mainka ilana olona mahafehy informatique sy cybersécurité.

🚀 Domaine iray tena mitombo be sy tena ilaina eran-tany izy io amin’izao fotoana izao.

📚 Ao amin’ny STACKNOVA ACADEMY dia mizara contenus sy fahalalana momba :
💻 Informatique;🌐 Développement Web;🔐 Cybersécurité, izahay mba hanampiana ireo liana amin’ny tontolo numérique.

Mampanao formation en ligne ary ppresentiel ko izahay ?Koa liana ary ve enao , antsoy ary ny laharana +261 33 97 526 33 / +261 34 93 256 29 na resaho mp amin'ny whatsApp na mp an'i page Academy

📩 Araho ny page STACKNOVA ACADEMY raha te hahita bebe kokoa momba ilay univers fascinant ao ambadik’ny technologie moderne. 🔥

17/05/2026

STAGE D'EMBAUCHE AVY HATRANY AORIAN'NY FORMATION

Tsara hararaotina ity rentrée manaraka ity :
👉30 Mai 2026,

ho antsika maniry ho lasa Développeur web full Stack + Expert en Cybersécurité noho ireto antony manaraka ireto:

✓Formation intensive izy ity satria ankoatry ny formation présentielle isaky ny weekend dia hanaraka formation en ligne ihany koa ianao ao anatin'ny jour ouvrable (lundi au vendredi) amin'ny fotoana izay mampahalalaka anao ao anaty plateforme e_Stack.

✓Fa ankoatran'ny Certificat homena anao rehefa mahavita formation ianao dia hisitraka STAGE D'EMBAUCHE👍 avy hatrany ianao rehefa mahavita ny formation.

Mbola misokatra ny tsenan'ny asa ho an'ny olona mahafehy ity taranja ity. Tsy mora ny fianarana atrehina ary mila faharetana kely. Fa tombony ho an'ny olona mianatra ato amin'ny STACKNOVA Academy ny fahaiza-manao ananan'ireo mpampiofana izay efa tena expert ao anatin'ity taranja ity ,afaka manampy anao na dia mbola débutant aza ianao hahay izany haingana kokoa.

Raha tena tsy afaka amin'ilay formation SPECIAL WEEK-END ianao dia azonao atao ny manaraka COURS EN LIGNE na COURS PARTICULIER.

Misorata anarana dieny izao fa efa maro no nanao famandrian-toerana amin'io fidirana manaraka io ary voafetra ihany ny isa azonay raisina.

🔹Toeram-piofanana: ANTSAHABE AMBOHIJATOVO
🔹Mandefasa MP avy hatrany ato amin'ny pejy na antsoy avy hatrany ny : +261339752633 ahafahanao mahazo ny andinindininy misimisy kokoa.

" C’EST MAINTENANT OU JAMAIS : VOTRE MOMENT EST VENU."

16/05/2026

🔥 MANOVA NY FIAINANAO NY FIANARANA DÉVELOPPEMENT WEB 🚀

Ankehitriny dia maro ny olona mahazo vola sy manorina hoaviny amin’ny alalan’ny “développement web”.

Ary tsy voatery ho génie akory na hoe mahay informatique be vao afaka manomboka. 👀

🌍 Ohatra tena misy :

🔹 Misy mpianatra mamorona site web ho an’olona na entreprise ka efa mahazo vola amin’izany.

🔹 Misy olona miasa avy any an-trano fotsiny nefa mahazo clients avy any ivelany satria mahay programmation.

🔹 Misy koa namorona application na projet kely dia lasa tena business mihitsy.

📱 Ny applications ampiasaintsika isan’andro toy ny Facebook, TikTok, Instagram na YouTube dia noforonin’olona nianatra développement web sy programmation ihany.

🔥 Asa azo atao rehefa mahay :
✅ Développeur Web
✅ Mpamorona site internet
✅ Développeur Frontend
✅ Développeur Backend
✅ Web Designer
✅ Freelance
✅ Mpamorona application
✅ Expert cybersécurité
✅ Entrepreneur numérique

💡 Mitombo be isan-taona ny sehatry ny informatique sy intelligence artificielle ka mbola tena ilaina be ny olona mahay amin’ity domaine ity.

Ny tena zava-dehibe ?
Tsy mila manomboka amin’ny fitaovana lafo…
Fa mila manomboka mianatra tsikelikely. ⚡

📚 Misy formation complète ho an’ny débutants ho an’izay tena te hianatra développement web sy programmation manomboka amin’ny fototra.

📩 Raha liana ianao na te hahalala bebe kokoa dia mandefasa message privé amin’ny page Na amin'ny laharana : +261 34 93 256 29 . 🚀

14/05/2026

« ON VOUS A-T-IL DÉJÀ PIRATÉ VOTRE COMPTE ? 👀 »

Si la réponse est oui, vous connaissez sûrement cette sensation de honte et d’impuissance.
Si la réponse est non… attendez, en êtes-vous vraiment sûr ?

Comme l'on dit :
“Mieux vaut prévenir que guérir.”

Voici donc ce que vous devez faire dès maintenant :

🔒 **Utilisez des mots de passe forts et uniques**
→ Pour éviter qu'un piratage sur un site ne donne accès à tous vos autres comptes.

✅ **Activez l'authentification à deux facteurs**
→ Même si on vole votre mot de passe, cette étape bloque l'intrus comme un deuxième verrou.

🚫 **Ne cliquez pas sur des liens suspects**
→ Les pirates créent des leurres parfaits pour vous faire tout donner en un clic.

🔍 **Vérifiez les URL avant chaque connexion**
→ Une lettre différente dans l'adresse peut envoyer vos identifiants directement aux voleurs.

🔄 **Mettez à jour vos logiciels régulièrement**
→ Chaque mise à jour comble une faille secrète que les pirates espèrent encore ouverte.

🤐 **Ne partagez jamais vos identifiants**
→ Même à un proche : plus on est à les connaître, plus le risque de fuite augmente.

« Et si ces gestes ne suffisaient pas ? »
Tu veux sûrement en savoir plus, non ? 👀

Comme on dit :
“La meilleure défense, c'est tout de même l'attaque.”

🎯 **On a donc l'honneur de vous inviter à suivre nos formations**, n'hésitez pas à nous contacter ou commentez pour en savoir davantage.

📬 **Pour découvrir la suite et fermer la dernière faille :**
📞 **+261 34 93 256 29**
** Academy**

Vous avez déjà tout ce qu'il faut pour commencer à vous protéger… presque tout. 😇

07/05/2026

⚠️ JEREO TSARA ALOHA NY URL AN’ILAY SITE IDIRANAO : HTTPS VE SA HTTP ?

Matetika isika rehefa miditra amina site web iray tsy mijery url fa avy hatrany dia mampiasà izay hita ao aminy.
Ny tena loza dia tsy miraharaha loatra fa rehefa mahaliana antsika Ilay site dia mampiditra informations personnelles ao anatiny isika (ohatra :manao inscription).
Tandremo anefa fa maro no fandrik amin'ny internet.
Hamarino tsara ny URL , HTTPS ve sa HTTP no hitanao misoratra eo?
Inona no mahasamy hafa azy ireo?

Indro hazavaina ao amin'ny commentaire ny mahasamy hafa azy ireo sy ny fitandremana tokony hatao.

Hizara astuce aminao matetika izahay amin'ny tontolon'ny Développement Web sy Cybersécurité izay hanampy anao amin'ny tontolon'ny informatique.
👉Ahafahanao misitraka izany dia : tsindrio ny J'AIME/SUIVRE ho an'ny page.Zarao amin'ny namana ihany koa izay hitanao fa mety hahasoa ny hafa.

QUE DIEU VOUS BÉNISSE !,❤️




05/05/2026

⚠️TANDREMO, TSY IZAY WIFI MIBANAKA REHETRA IZAO DIA HIDIRANA AVOKOA !

Mety ho varavarana hidiran’ny HACKER hangalarana ny mots de passe, comptes bancaires na données personnelles- nao ny Wi-Fi public 🔐📱.

👉 REGLE D'OR: aza manao transactions sensibles amin’ny réseau public izany mihitsy, ary mitandrema mandrakariva amin’izay réseau hidiranao.

"Bonne journée !❤️"

04/05/2026

🔥𝐄𝐓 𝐒𝐈 𝐕𝐎𝐒 𝐖𝐄𝐄𝐊𝐄𝐍𝐃𝐒 𝐃𝐄𝐕𝐄𝐍𝐀𝐈𝐄𝐍𝐓 𝐕𝐎𝐓𝐑𝐄 𝐅𝐎𝐑𝐂𝐄 𝐏𝐎𝐔𝐑 𝐋’𝐀𝐕𝐄𝐍𝐈𝐑 ? 💻🚀

FORMATION DÉVELOPPEMENT WEB FULL STACK + CYBERSECURITÉ.

🔖𝐅𝐈𝐃𝐈𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎 – 17 𝐌𝐚𝐲 2026 | 𝐒𝐏𝐄́𝐂𝐈𝐀𝐋 𝐖𝐄𝐄𝐊𝐄𝐍𝐃

Misokatra indray ny 𝐅𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐒𝐏𝐄́𝐂𝐈𝐀𝐋 𝐖𝐄𝐄𝐊𝐄𝐍𝐃 ao amin’ny STACKNOVA Academy ,ho antsika izay tsy nahatratra ny fidirana andiany farany teo.

📅 𝐅𝐢𝐝𝐢𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 : 17 𝐌𝐚𝐲 2026

Amin’ity andiany vaovao ity dia hianatra :
💻 Développement Web Full Stack
🔐 Cybersécurité Offensive
🛡️ Cybersécurité Défensive

✅ Fiofanana izay azo arahina tsara na ho an’ny DÉBUTANT aza.
✅ Misy ihany koa ny programme ho an’ireo efa manana niveau avancé.

Anisan'ny mampiavaka ity fiofanana ity dia ny fomba fampianarana izay mifantoka amin’ny pratique sy projet réel.
Manomanana anao ho amin’ny tontolon’ny asa sy freelancing.

Ny tanjonay dia ny hampiofana anao ho lasa :
👉Développeur Web Full Stack mahafehy ny teknolojia maoderina
👉 Manam-pahaizana amin’ny Cybersécurité vonona hiatrika sehatra matihanina.

⚠️Misorata anarana dieny izao fa voafetra ih ahany ny isan’ny mpianatra raisinay.

📩 Raha mila fanazavana fanampiny na hisoratra anarana :
➡️ Mandefasa MP avy hatrany ato amin’ny pejy.
📞 033 97 526 33
📍 STACKNOVA Academy – ANTSAHABE/AMBOHIJATOVO.

✨ “DEVENEZ DÉVELOPPEUR WEB FULL STACK ET EXPERT EN CYBERSÉCURITÉ AVEC STACKNOVA ACADEMY”







23/04/2026

🔖ITY ILAY TOLOTRA HO ANTSIKA TSY AFAKA MIANATRA AFATSY WEEKEND:

Fidirana vaovao : 03 May 2026

Maro isika no nandefa fangatahana mba hisian'ny tolotra fianarana Développement Web SPÉCIAL WEEKEND + CYBERSECURITÉ satria tsy manana fotoana ahafahana mianatra ankoatry ny faran'ny erinandro .
Mety tsy tratranao ilay fidirana farany teo , indro ary omena tombony isika hisoratra anarana amin'ity fidirana manaraka ity : 03 May 2026

⏳Ho antsika mpianatra sy mpiasa andavanandro ,fotoana mety izao hanararaotana hianarana ireto taranja tena ilaina amin'ny tontolon'ny Informatique ireto : 03 May 2026.

Fianarana feno no hositrahantsika :
👉Développement web Full Stack + Cybersécurité offensive et cybersécurité défensive

Na mbola DÉBUTANT aza ianao dia azonay raisina tsara. Ho antsika efa NIVEAU AVANCÉ dia misy sahaza antsika ihany koa amin'ity fiofanana ity.
Olona matihanina tanteraka ary vonona hiatrika avy hatrany izay fepetra takian'ny sehatry ny asa no hivoaka amin'ity fampiofanana ity.

Noferana ihany ny isan'ny mpianatra horaisina mba ahafahana mampita tsara ny fampianarana.
Koa manasa anao hisoratra anarana dieny izao.

Mandefasa Mp avy hatrany ao amin'ny pejy isika liana rehetra te hahafantatra information misimisy kokoa na antsoy ny laharana : 033 97 526 33 na koa manatona ny biraon'ny STACKNOVA Ambohijanamasoandro Itaosy.

"DEVENEZ DÉVELOPPEUR WEB FULL STACK ET EXPERT EN CYBERSECURITÉ" avec l'équipe de STACKNOVA Academy.




17/04/2026

♻️ DOUBLE COMPÉTENCE _ FANARARAOTRA

Taranja tena ilaina sy manandanja eo amin'ny tontolon'ny Numerique ankehitriny ny Développement web sy ny CYBERSECURITÉ.Ilain'ny tsenan'ny asa ny olona mahafehy azy ireo amin'izao fotoana izao.

Azo ianarana tsara izy ireo.Kanefa mila olona tena matihanina sy havanana tsara ny mampianatra azy ireo.

Ny Stack Nova Academy dia hanampy anao ho matihanina sy hahafehy haingana ireo taranja ireo.

Ao amin'ny Dev Web dia hianarantsika avokoa ireo language Web (html,css,js,PHP,SQL...), sy ireo framework web (laravel, SYMFONY,Nodejs,ReactJs, BOOTSTRAP...), traitement de données, déploiement , sécurité..

Ao anatin'ny CYBERSECURITÉ isika dia sady hianatra ireo fomba fanaovana attaque sy defense amin'ny tontolon'ny informatique,.

➡️MANDRAY DÉBUTANT IZAHAY!

Aorian'ny fianaranao azy ireo dia hisitraka stage ianao mba hanamafy ny fahaiza-manao nao ary hanoro lalana anao izahay hahazoanao asa mifanaraka amin'ny fahaiza-manaonao.

Araraoty ary ity fiofanana ity fa sady hahay Dev Web ianao no hahay ihany koa CYBERSECURITÉ miaraka amin'ny mpampianatra izay efa tena za-draharaha.

Misy fomba telo ahafanao misitraka izany fiofanana izany:

✓Cours en ligne
✓Cours en salle Spécial Weekend (Rentrée 26 Avril 2026)
✓Cours Particulier

Misorata anarana dieny izao ary fa tena voafetra ny toerana.

Raha te hahafantatra ny andinindinin'ireo ianao dia manasa anao hiantso ny 034 93 256 29 na hiditra mp avy hatrany ato amin'ny pejy.





Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


ANTSAHABE/Ambohijatovo
Antananarivo
101