BAEC Madagascar

BAEC Madagascar

Share

🇬🇧British & American 🇺🇸 English Course Madagascar (BAEC Madagascar) dia fampianarana teny Anglisy

18/03/2026

📢AFAKA TANTERAHINA NY NOFINOFINAO...
📍Sakana ho anao vé ny tsy fahaizana miteny Anglisy? Afaka manampy anao izahay na ianao vao hanomboka, na efa mahaihay na koa te handalina bébé kokoa.
👌Maniry ny mba hitady na hahita asa any ivelany ( AU PAIR -BABYSITTING, NOUNOU, Femme de ménage...) na efa nahita fa indrisy fa tsy mahay miteny Anglisy...tongava mianatra ety aminay.
📍Anglais professionnel, hahafehy azy tsara ianao fa tsy ho feheziny intsony...
👉 Prochaine rentrée : 8-15-2 avril 2026 ho avy izao.
Lieu: BAEC Ankadivato en face arrêt bus lycée ACEEM
TEL: 0389255403- 0341703116- 0326290921
WHATSAPP : 0326852987. 0333339020
📍PLACE TRES LIMITÉE.

07/03/2026

📢Tsy mitsahatra ny manentana izahay Tompoko, ndao hianatra teny Anglisy:
📍Vao hanomboka, hanatsara, mila fianarana manokana mahakasika ny asa?
Afaka manampy anao izahay...
📍Tianao ny ho mpiseradia matianina: afaka manampy anao koa izahay na fohy ezaka (6mois) modulaire na koa te-haka diplôme (BTS) en Guide accompagnateur National.
Téléphone : 038 92 554 03- 034 17 031 16- 034 75 913 75
WhatsApp: 032 68 529 87
Lieu Ankadivato en face arrêt bus lycée ACEEM

04/03/2026

📍📢 Bonjour, nous vous proposons:
Une salle de réunion
Une salle de réception
Une salle de convivialité
Un espace que vous pouvez en même temps, réunir, Glorifier Dieu, ou régaler aussi,
Un espace de partage et de discussion en famille ou entre amis ou entre collègues
🍜🍽️Déjeuner ou dîner en famille
👉Réservez dès maintenant
Nous pouvons accueillir jusqu'à 50 personnes, pour la petite salle et à 100 personnes pour la grande salle.
❌🚫 BOISSONS ALCOOLIQUES NON AUTORISÉS
👌Venez nous visiter
Lieu: Ankadivato en face arrêt bus lycée ACEEM
Contacts: 038 92 554 03- 034 17 031 16- 032 62 909 21
WhatsApp : 032 68 529 87

Photos from BAEC Madagascar's post 02/03/2026

🇬🇧 BAEC Madagascar 🇺🇲
Mankasitraka ny K2B amin'ny fiarahamiasa sy ny fahatokisana anay ato amin'ny BAEC Madagascar Ankadivato amin'ny location salle.🙏😚 ( sary indrana)

02/03/2026

📍Miarahaba antsika rehetra o, raha nahaliana anao ny vidéo sy ny fampianarana dia tongava misoratra anarana ety amin'ny BAEC Madagascar, en face arrêt bus lycée ACEEM Ankadivato (bus 146-147-178-193).
📍Fidirana manaraka 10-17-24 mars ho avy izao.
📍 Contacts: 038 92 554 03- 034 17 031 16- 034 75 913 86 - WhatsApp : 032 68 529 87

28/02/2026

📢AFAKA TANTERAHINA NY NOFINOFINAO...
📍Sakana ho anao vé ny tsy fahaizana miteny Anglisy? Afaka manampy anao izahay na ianao vao hanomboka, na efa mahaihay na koa te handalina bébé kokoa.
👌Maniry ny mba hitady na hahita asa any ivelany ( BABYSITTING, NOUNOU, Femme de ménage...) na efa nahita fa indrisy fa tsy mahay miteny Anglisy...tongava mianatra ety aminay.
📍Anglais professionnel, hahafehy azy tsara ianao fa tsy ho feheziny intsony...
👉 Prochaine rentrée : 3-10-17 Mars 2026 ho avy izao.
Lieu: BAEC Ankadivato en face arrêt bus lycée ACEEM
TEL: 0389255403- 0341703116- 0326290921
WHATSAPP : 0326852987.
📍PLACE TRES LIMITÉE.

Photos from BAEC Madagascar's post 26/02/2026

📢BAEC Madagascar :location salles équipées et service traiteur 🍹🍴🥄
Nous sommes prêts à vous accueillir pour des différents événements tels que:
📍Séminaire - colloque -Atelier- Formation
📍Événements familiale : baptême, communion, fiançaille, mariage
👌Petite salle : 50 personnes maxi (avec coin cuisine et toilettes interne
👌Grande salle: 100 personnes maxi (avec coin cuisine, terrasse, cuisine extérieure.
❌🚫 BOISSONS ALCOOLIQUES INTERDIT

Lieu : ANKADIVATO en face arrêt bus lycée ACEEM - bus 146-147-178-193
INFOLINE : 0389255403 0326290921/0341703116
WhatsApp : 0326852987

09/02/2026

📢Salama o, 2026 tsika izao, aleo mba tsy ho vesatra ho anao intsony ny tsy fahaizana MITENY ANGLISY :📍 hiatrika fivoriana? Hanatrika fiofanana? Hamita iraka any ivelany? Hitady asa amin'ny orinasa miteny Anglisy ???
👉Vahaolana: ato amin'ny BAEC Madagascar no miofanana 👌
Fidirana manaraka 10-17-24- Février 2026
-Toerana : Ankadivato en face arrêt bus lycée ACEEM : bus 146-147-178
-Infoline: +261 38 92 554 03 - +261 32 62 909 21- + 261 34 17 031 16 -WhatsApp +261 32 68 529 87

07/02/2026

🌍🌏 Ny fianarana teny Anglisy Tompoko dia tsy fandaniana _ fa fametrahana vola ho an'ny ho avinao.

Fantatrao ve fa raha mahay teny Anglisy ianao dia misokatra bebe kokoa ny opportunité nao amin'ny :
💼 Asa tsara kokoa
💻 Online opportunities
🌏🌍 Fisokafana amin'izao tontolo izao
💻📚 Fianarana sy asa tsy voafetra ( transversale).

🤔Fa maro ny Malagasy mbola misalasala manomboka nefa maro ny mahatsapa ny fahamarinan'ireo voalaza ireo ankehitriny
sy efa nigoka ny tombotsoa na eto antoerana na any Ivelany.
Koa tapaho ny hevitrao fa vonona izahay ny hanome tsara sy ny traikefanay ho anao .👌👍

28/01/2026

📢Eh, 2026 tsika Zao, aleo mba tsy ho vesatra ho anao intsony ny tsy fahaizana MITENY ANGLISY :📍 hiatrika fivoriana? Hanatrika fiofanana? Hamita iraka any ivelany? Hitady asa amin'ny orinasa miteny Anglisy ???
👉Vahaolana: ato amin'ny BAEC Madagascar no miofanana 👌
Fidirana manaraka 03 sy 10 Février 2026
-Toerana : Ankadivato en face arrêt bus lycée ACEEM : bus 146-147-178
-Infoline: +261 38 92 554 03 - +261 32 62 909 21- + 261 34 17 031 16 -WhatsApp +261 32 68 529 87

17/01/2026

BAEC Madagascar groupe : location salle et service traiteur 🍴🥄🍹.
INFOLINE : 0347591376

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Ankadivato En Face Arrêt Bus ACEEM
Antananarivo
101