Le siège de CFPA Itaosy Mécanique Auto

Le siège de CFPA Itaosy Mécanique Auto

Share

AGREE PAR L'ETAT FORMATION PRATIQUE GARENNTIE EN MECANIQUE AUTOMOBILE. 0341036959

17/05/2026

✨🚗 CFPA ITAOSY 🚗✨
📢 Mbola mandray mpianatra izahay !
👉 Te hahay mécanique auto ve ianao ?
👉 Mitady formation pratique sy matihanina ?
✅ Formation mécanique auto
✅ Pratique sy théorie
✅ Fanomanana asa ho an’ny tanora
Mandray kilasy mandry ho any avy amin'ny faritra
📍 Adresse : Arrêt Bus Poste, akaiky Macotex Itaosy
📞 Contact : 034 10 369 59
⚡ Aza miandry ela fa voafetra ny toerana !
🎓 Mianara asa ahafahana mivelatra sy mahazo avenir tsara.

31/03/2026

Efa mandray mpianatra vaovao !
Manantona izay manankaiky anao
Izay mbola tsy navita examen dia aty @ foiben'ny CFPA ITAOSY manantona mivantana
Hafa ihany ny efa matianina nandritra ny 25 taona be izao !
Tel:0332450674/0341036959

27/03/2026

📢 FANAMBARANA OFISIALY
Manakaiky ny EXAMEN CFPA Izay karakarain'ny Ministera miahy antsika 📚✍️
Miantso antsika mpianatra rehetra mba hifantoka sy hanomana tsara.
Ny fahombiazana dia vokatry ny ezaka sy faharetana 💪
🗓️Aza varina intsony soraty dieny izao ny anaranao mba tsy ho tara
✨ Mirary fahombiazana ho an’ny mpianatra rehetra!
Mbola mandray mpianatra vaovao izahay afaka miditra hafatra miafina na koa miantso avy hatrany
📞 034 10 369 59/ 0332450674

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

ITV 55TER Andrefatsena Andranonahoatra ITAOSY ANTANANARIVO ANTSIMONDRANO
Antananarivo
102