GMK School

GMK School Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GMK School, Antananarivo.

GMK School       Ecole de danse by Gasy Makua Famaranana ny JMD niarahana tamin i reo mpandihy rehetra   misokatra fona ...
04/05/2026

GMK School

Ecole de danse by Gasy Makua
Famaranana ny JMD niarahana tamin i reo mpandihy rehetra

misokatra fona ny fisoratana anarana

“Izahay ato amin’ny GMK School dia faly miarahaba anareo rehetra—ireo mpandihy sy mpankafy ny dihy—amin’izao Andro Irais...
29/04/2026

“Izahay ato amin’ny GMK School dia faly miarahaba anareo rehetra—ireo mpandihy sy mpankafy ny dihy—amin’izao Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Dihy izao.
Enga anie hitombo hatrany ny fitiavana, ny talenta ary ny aingam-panahy ao aminareo, ka hampirehareha an’i Madagasikara amin’ny sehatra rehetra.

GMK School Gasy Makua

GMK School  #2026  Faly tsy misy okay izany ireo akizy   Satria dia niara nakalaza ny andro Iraisam-pirenena ho an i dih...
27/04/2026

GMK School #2026
Faly tsy misy okay izany ireo akizy
Satria dia niara nakalaza ny andro Iraisam-pirenena ho an i dihy omaly teny mamasina

Ho anareo izay maniry ny handrato sy te ampitombo talenta dia mandray anareo hatrany ny GMK School

Gasy Makua

BRAVO 👏🎉❤️
29/12/2025

BRAVO 👏🎉❤️

16/10/2025
On reprend 🫶
06/10/2025

On reprend 🫶

👉 On reprend les COURS DE DANSES
En dépit de la situation actuelle dans notre pays, nous avons été contraints d'interrompre les les cours de danse ces dernières semaines et la présence sur notre page.
🔴Cependant,nous tenons à vous faire savoir que les cours de danse reprendront ce Mercredi et Samedi . N'hésitez pas à nous rejoindre, nous vous accueillerons avec plaisir. Il est possible de s'inscrire sur notre page : Gasy Makua , GMK School
- Veuillez transmettre votre Nom complet et vos coordonnées. Ou vous avez la possibilité de vous inscrire sur place sans délai.

Efa fotoana zao
15/09/2025

Efa fotoana zao

GMK SCHOOL: RENTRÉE SEPTEMBRE 2025
👉Venez vivre une ambiance délirante avec notre entraîneur Abdoull. Nous vous garantissons une année scolaire extraordinaire.
Style Afro , Dancehall, Hip Hop
Heure : 13h30 - 15h30
🔴Pour vous inscrire, veuillez vous rendre sur notre page Gasy Makua ou GMK School et fournir votre nom complet ainsi que votre numéro de téléphone. Ou bien le jour même du cours .

GMK School Misokatra  anio ny fidirana ho an i taom-pianarana 2025 2026 ho an mpianatra ato amin ny Gasy makua Enfants a...
10/09/2025

GMK School
Misokatra anio ny fidirana ho an i taom-pianarana 2025 2026 ho an mpianatra ato amin ny Gasy makua

Enfants ados, jeunes , mamans,
Toerana Sooatel boulevard 67ha

09/09/2025

RENTRÉE , Mercredi 10 Septembre 2025

Address

Antananarivo

Telephone

+261345867841

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GMK School posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to GMK School:

Shortcuts

Share