P E C

P E C

Share

Cours d'Anglais en ligne

03/03/2026

Izahay mandray foana an ☺️

28/02/2026

Iza no mavesatra indrindra raha aminao?
Glace (1) sa rano (2) sa sira (3) ?
⬇️

23/02/2026

‼️TSY VELONA RAHA TSY MISY ORANA ‼️

Raha mandalo sedra ianao dia alaivo sary an-tsaina ny zava-maniry. Tsy naniry ireny raha tsy nisy orana
Tsy natao hamotika azy fa natao hanome aina azy.
Toy izany koa ny ady lalovantsika olombelona. Tsy natao hanimba antsika ireny fa natao hampandresy antsika 💪

19/02/2026

« Ce que tu penses, tu le deviens . Ce que tu ressens, tu l'attires. Ce que tu imagines, tu le crées. » ‼️

17/02/2026

Andramo kely anie anio e!!!
➡️ Aza miezaka manao betsaka fa miezaha manao ny tsaratsara kokoa

13/02/2026

AOKA NY FINOANAO HO LEHIBE NOHO NY TAHOTRAO

12/02/2026

NY LOLOM-PO

Ny lolom-po dia toy ny POIZINA
⚠️ Toy ny hoe ny hafa no irina no faty kanefa ianao no misotro poizina.

✅ Mahaiza mamela heloka.
✅ Mamelà ihany koa ny tenanao dia ho hitanao fa maivana ianao ary hamiratra ny fiainanao ✨

26/01/2026

COURS D’ANGLAIS EN LIGNE 🇬🇧🇺🇸

✨ INSCRIPTION OUVERTE ✨

📚 Apprends l’anglais facilement et à ton rythme
💻 Cours 100% en ligne
👥 Cours en groupe | 👤 Cours individuel

🕒 Horaires groupe :
⏰ 7h • 9h • 11h
⏰ 15h • 17h
📅 3 fois par semaine

🎯 Débutants uniquement
🌍 Ouvre de nouvelles opportunités

📩 Places limitées – Écris-nous maintenant !

26/01/2026

Misy dikany 3 azo handikana io teny io 😁
Soraty amin'ny commentaire hoe izay fantatrao

Hafahafa anie oa ny Anglisy indraindray e !!

15/01/2026

Mivavaha mandrakariva. Io no fitaovana mahery vaika indrindra iadiana amin'ny fanahiana sy ny tahotra

09/01/2026

✨ INSCRIPTION OUVERTE ✨

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 12:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00