LYCEE LES BONS AMIS

LYCEE LES BONS AMIS

Share

Ecole privée sise à Tsarahoneana Andraisoro

16/04/2021

Filazana ho an'ny mpianatra eto amin'ny Lycée Les Bons Amis ity, ao anatin'ny fanajana ny "gestes barrières" hatrany no hanatanterahina izany.

16/04/2021

Filazana ho an'ny mpianatra hanala fanadinana Bacc ity

18/10/2020

Mirary taom-pianarana mahafinaritra ho antsika rehetra indray e😇 aza adino nefa ny manaraka ireo fepetra fa mbola anaty amehana ara-pahasalamana foana isika😀

19/07/2020

Miarahaba antsika rehetra, aza adino NY maka sujets hamaranana NY taom-pianarana NY alarobia 22 jolay ho any kilasy rehetra, NY classes d'examen koa an, hanao NY fepetra ara-pahasalamana

13/07/2020

Miarahaba antsika mpianatra rehetra

- atero NY devoir rehetra izay mbola any
- maka SUJET D'EXAMEN ny 22-23 jolay ho avy izao ny kilasy rehetra na CLASSE D'EXAMEN aza !
- aza adino ny fiche sy carnet
- mifampilazá

Misaotra atsika rehetra 😊😊

06/05/2020
06/05/2020

Bonjour, mbola ao anatin'ny confinement isika rehetra. Tadidio anefa fa mandeha NY fotoana ka tsy tokony ho variana isika mpianatra, vonjeo NY sekoly ho an'ny mpanala fanadinana, ataovy NY devoirs ary hianaro NY lesona fa EFA nanao engagement ianao. Isika ray amandreny raiso NY andraikitra faireo mpanabe EFA manao izay ho afany ho fanavotana anareo na dia tsy ampy azy ireo aza NY karamany.

19/10/2019

NY SEKOLY LES BONS AMIS TSARAHONENANA DIA FALY MIARAHABA NY MPIANATRA REHETRA IZAY AFAKA TAMIN'NY FANADINANA BAKALOREA NEFA KOSA DIA MAKAHERY HO AN'IREO IZAY TSY AFAKA !!!!

17/10/2019

Rentrée des élèves durant le premier cours

Photos from LYCEE LES BONS AMIS's post 17/10/2019

C'est LA rentrée, nous Sommes to us là, allons- y en classe, OK!

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Tsarahonenana Près Du Terrain Foot
Antananarivo
101